Défi hoan'i kidoropamba: Fijerevana volana alohan'ny biby
1. Annie2006
(
11/01/2010 12:12)
IZAY VOASORATRA DIA VOASORATRA!
Tsy tongatonga hoazy akory izao rehetra izao fa nisy asa efa natao sy nomanina hatry ny ela.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Annee-2009-Marc-Ravalomanana-doit-partir-et-vite.html
Ato koa azo jerevana:
"Marc Ravalomanana est, certes, un voyou sans foi ni loi, mais il se trompe lourdement s’il pense perdurer encore longtemps au pouvoir, car par son comportement irrationnel et insultant pour le peuple malgache, il s’est fait des ennemis méme dans son propre camp, plus près de lui qu’il ne le croit et qui cherchent dès à présent à négocier leur réddition en perspective de ce qui pourrait se passer dans l'avenir.
Bientôt il ne se lèvera plus seulement une fois dans la nuit pour faire part de ses inquiétudes à ses proches conseillers, il n’en dormira tout simplement plus."
La Rédaction" - 21 Novembre 2008
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Marc-Ravalomanana-un-voyou-sans-foi-ni-loi.html

novalian'i milamm ny 14/01/2010 21:10
2. pikatti
(
11/01/2010 13:17)
Tsy ratsy aloha ny constatations-nao fa zavatra hitranga ohatra ity fifidianana hoe hanao ahoana ; hitranga sa tsia, i rakidoro aloha izao mbola mahery
Aiza elah rakidoro , mangatsiaka ve bainn mitapisaka sa ahoana e, hitondrao vaovao any ndray lesy :lol:

3. wxxx
(
11/01/2010 16:59)
Inona koa ary tony rediredy tony ry nanie a!!! Ny olona mitodika maminany ny ho avy fa tsy faminaniana ny lasa :P
4. terrywui
(
11/01/2010 18:12)
mahamay ndray le mpivadik'ondana zany ato kléééé ....!! raha tsisy andrapique mba mikopakopaka defa ela elah rakidoro no efa K.O. total teto :lol: :-D
5. ndotofetsy
(
11/01/2010 19:19)
misy mafy kidoro tsy mahita torimaso indray ato fa mivadikondana otran i kidoro
hon hon hon*
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
mipipi ampandrina ve less
sniffff
tchroufff
hon hon hon*
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
mipipi ampandrina ve less
sniffff
tchroufff
7. milamm
(
11/01/2010 21:06)
Annie 2006,amiko ndray de misy hevitra matotra ny resaky kidoro ho avy eo izy hitondra ny valiteniny,diso miompana loatra @ fankahalana an\'Atoa Ravalomanana ity resaka ty, ny olana mianjady mampihitsoka ny fiainam-pirenena 2009-2010 dia samy mahalala fa tsy izy intsony no tompon\'andraikitra @,lalana fototra ny zon\'olombelona voahitsakitsaka(ireo ra latsaka marobe),fandrobana ara-miaramila ny fahefana sy harem-pirenena,fahirano ara-toekarena avy @ reo mpamatsy vola tsy nankasitraka ny fandrobana safidimbahoaka ary ny herimpamoretana aram-piarahamonina tsy misy resaka,iza izao no eo tsy saribakoliny de gaulle ihany(zarazarao anjakana?i lavanify),nahoana no atao ao anaty fotona fohy tsy milamina ireo fifidianana @ ty taona 2010 io asiana resaka ho hita
8. AndriambyII
(
11/01/2010 21:20)
milamm:

Miandry ny hevitr' i Rakidorompamba izany izy ity .Mbola ho avy eo ny rezatra f' aza taitra .
9. terrywui
(
12/01/2010 13:51)
ra kidoro mpivadik'ondana mbola mamo ka vitao alou ny resaka de hita ihany ny hanaovana azy refa mipoitra eo izy !! asa inona ndray ny antoko misy anlery amzao izy elaela tsy hita zao ?? mety AMF3FM ndray angamba le iny !!
10. pikatti
(
12/01/2010 14:03)
Ho avy eo lery fa raha ny resak'elah aloha mihoatra @ i rakidoro dia tena mirefarefa @ tany e :-D :-D :-D
11. terrywui
(
12/01/2010 14:09)
tena mitovy lisany rah zany klééé..! resak'olona adala iny ve henoinlah sy irinlah le?? ozy Yuka zay oe kidoro masiso amany ! ary elah kou zany masiso amany otran lery hinih hin hon hon hon h
12. pikatti
(
12/01/2010 14:28)
aiza ary izy zany lasa nitsoaka ve elah rapaty a, manao adin'fozatay ndray le karilahy iny :-D :-D :-D :-D
13. kidoropamba
(
12/01/2010 14:40)
Hoan'i Annie200(69)
Miaiky aho fa nitombina io lazainao io sahala amin'izay nilazaiko t@ fotoan'androny koa. Saingy, mbola tsy tontosa araky ny naminavinanareo azy izy io satria izao nareo nofiran-drajoelina kely dia somaty nomeny bonbon mamy ka lasa nangina indray.
Inona no hitranga amin'ny manaraka? Izany no fanamby tokony apetraka.
Ny zava misy aloha dia nihaona t@ manampahefana frantsay vitsivitsy ingahy vazaha-gasy "patrika fosa" iny afak'omaly. Ary nilaza fa mila fanampiana haingana satria mila vitaina alohan'ny 20 mars ny fanomezana ny "bloc petrolier" sisa an'ireo frantsay ireo ary hamitana haingana ny contrat izay namboarina raha vao lasa Ra8.
Maninona no maika sy alohan'ny Mars? Valiny: Mila vola ny HAT satria efa ho lany ary miha mazana ny fanaraha-maso eran-tany ny bois de rose izay hiainanan'ny HAT hatram'inzaio. Mitady ny hanambatabazana an'i TOTAL ingahy "Patrick Fosa" ary efa mandeha be ny famarotana varoboba ny gisement minier maromaro eto d ago amin'izao.
Mety ve izany? anjarantsika no mieritreritra.
Fanontaniana faharoa: Inona no mahatonga an'i TGV matoky tena sahala amin'ny gisa mangalaketsa io? Valiny: Ao ny frantsay. Maro ny miaramila frantsay (indrindra fa ny service de renseignement) izay miasa ao Madagasikara ary mamotika ny tetika rehetra izay miainga avy any ivelany indrindra moa fa avy ao Afrika.
Na dia eo aza ny amerikana (tsy dia manana interet be tahaka ny ahoana ao dago ao ny amerikana) dia tsy mandraharaha an'izany ny frantsay. Na eo koa ny UE dia mbola milalao baolina be ny frantsay ka sahala tany NIGER dia nifirany daholo ny fanapahankevitra noraisin'ny UE.
Ka noho izany: Ny fahalemen'ny hery mouvansa Gasy (voaporiporitra, tsy tena mihenjana tsara ny GIC, misary adala ny frantsay ao anatin'ny CI...) sy ny fanohanan'ny lafrantsa (TOTAL izany sy io Banky Gabonais vao tonga ary mpikajy volan'ny TOTAL io) no mahatonga an'i TGV matoky tena be.
Ny vahoaka ihany anefa no manana ny teny farany. Izany no mahatonga ny fanaovana tery vay manta @ izao 20 mars izao ny fifidianana satria raha tsy vita eo io ka tonga ny Accord Maputo sy Addis Abeba, dia mety tsy eken'ny co-presidansa roa ny fanomezana ny "bloc petrolier" izay mbola tsy vita sonia, na koa hivoaka ny zavatra rehetra hafenin'ny "Patrick fosa" sy ilay ministra misahana ny harena ankibon'ny tany io ka hitsikafona eo.
Mampalahelo i Madagasikara. Miankina amin'ny Fihenjanan'ny GIC sy ny mahatezitra ny vahoaka malagasy (kanefa ity farany dia maty noana sy mitrongy vao homana no sady voasasa atidoha @ fanandotoana saina ataon'ny HAT) no hampiova zavatra. Raha tsy izany dia manomboa isika miomana amin'ny fifidianana satria Gallieni no mitondra ny tany sy ny fanjakana.

14. dadabe
(
12/01/2010 15:32)
angaha mo tsy hoe volana alohan'ny abiba ?
abiba na nisana no laina fa volana voalohany donk manahirana ny hijery volan alohan'ny voalohan'n volana

15. milamm
(
12/01/2010 23:28)
=D> zay le hevitra nandrasana t@ lery fa tonga =D> sali kidoro,le resaka fifanarahana @ fitrandrahana ireo solitany sasany de efa lasany bain lavanify fosa sy ny sinoa ny sunpec izay varotra antsokosoko ihany koa tsy misy hafa @ hazo sarobidiny faritry Sava,mbola ao koa ny indiana sy ny varun izay mikasa ny hanofa 50 taona tany midadasika ao amintsika @ fambolembary mba hamenoany ny sompitra ho vatsy sy tahiry itsinjovan\'izy ny mponina any india,vao 11 volana izay de izao vokatra hita de efa mazava ko ny mbola ho avy,ny bekintana nikasa hamatsy vola sy hanokatra aza ho an\'ny fianakaviana maro aza notohanany fanoto,manginy fotsiny ny frantsay namingana ny fampiroboroboana indostrialy izay nandroso tsy nisy azy ireo nandritra 7 taona izay,izao zao aiza? ny fanekena an\'i lavanify eo dia midika fanekena ny ziogany frantsay hangorona indray ny tanindrazana,efa fantatra fa tsy hihaino resaka ambony latabatra izy fa isany basy ihany no mandidy ary sahy managadra ireo filoha miara-mitondra aminy
16. xxx3
(
12/01/2010 23:44)
marina ny anao saingy rehefa tsy hiady ra8 aleo hitondra ihany Andry ary aleo ataony mihinany pipiany daholo raha mbola misy koa ny pipy azo sotroina noho izao fahantrana be izao e,vive tgv
18. milamm
(
14/01/2010 21:10)
anjakany foza-tay ny tanana,zay no tena mankaleo @ zao ho fongana ny harempirenena efa lafony lavanify sy ny manodidina azy oh ankoatry le velaran-tany omena ny karana http://www.business-standard.com/india/news/varun-energy-acquires-madagascar-uranium-mines/379475/zay no tsy mahamaika azy @ fanampiana sy famatsiambola any ivelany,handoavana ny karamany miaramila mpioko tarihiny fis sy hividianana ny assembly eny Tsimbazaza asolo ty kongresiny tetezamita ty tranon\'ireo mitondra ny feony vahoaka hatr@ naha-rep an\'i M.kara voambina vava basy koa hatr@ 22 dec 2008 teo,efa impiry voaitsakitsaka moa ny sata iaraha-mitondra ny tetezamita,sy ny lalam-panorenana .Ny maha-samihafa antsika @ Mauritania fotsiny de tsy nisy fifidianana legislative tany nialany reo mpanongam-panjakana ny fitsapan-kevibahoaka fa filoham-pirenena avy atrany namboarimboarina de nekeny GIC fa leo ko izy reo ary tampina tanteraka ny feony rehetra,ny itovizana ndray de unilateral government