Hirahira...tohiny.

1. ravonjison ( 08/01/2010 11:39)
Tsy tadidiko tsara fa volana maromaro lasa izay nisy resaka famoronana hira sy fihirána teo. Izaho moa nilaza fa tsy mahay mihira aho fa mandihy no mba haiko.Ary nilaza koa aho fa rehefa mandalo any Dago aho dia ho tanterahiko tanteraka ilay fihaonana madinidinaika , ka hamoronan-kira , hihira sy handihy tokoa.
Ka ny 22.2 - 15.3.2010 aho no hoavy, ao Tana, ka tiako hatao tokoa ilay fihaonana madinidinika. Miresadresaka, mihira, mandihy sns...
Aiza ry Miisa, lery moa to tena nihetsika.
Ka izay manankevitra sy liana dia misokatra ny ady hevitra e.
novalian'i ni81 ny 08/01/2010 13:14
2. xxx ( 08/01/2010 11:44)
Nareo handalo aty Andavadoaka na Manja sy bevoay fa izahay milalao kininike be vata atoy!
3. ni81 ( 08/01/2010 13:14)
Aiza ry Miisa, lery moa to tena nihetsika.
Ka izay manankevitra sy liana dia misokatra ny ady hevitra e.
Any mihitsy izy fa dia afaka mihaona angamba ianareo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.56