Tsy tadidiko tsara fa volana maromaro lasa izay nisy resaka famoronana hira sy fihirána teo. Izaho moa nilaza fa tsy mahay mihira aho fa mandihy no mba haiko.Ary nilaza koa aho fa rehefa mandalo any Dago aho dia ho tanterahiko tanteraka ilay fihaonana madinidinaika , ka hamoronan-kira , hihira sy handihy tokoa.
Ka ny 22.2 - 15.3.2010 aho no hoavy, ao Tana, ka tiako hatao tokoa ilay fihaonana madinidinika. Miresadresaka, mihira, mandihy sns...
Aiza ry Miisa, lery moa to tena nihetsika.
Ka izay manankevitra sy liana dia misokatra ny ady hevitra e.