AHOANA LESY RAWIX RETO GASIKELY TSY MBA VOAHASA
1. pikatti
(
09/01/2010 11:56)
ireto gasy very asa sy mitrongo vao homana sa ialhay no mpangala-pinana
novalian'i pikatti ny 11/01/2010 22:19
3. ndotofetsi
(
09/01/2010 12:03)
tendan-tay wiwi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. esserra
(
09/01/2010 12:16)
mampiasa lave linge ve nareo ao Ambohitrirohitra dia be zesta, dia ahoana ny vahoka no tsy mba ampina fa toa rarana indray e
6. MialyRajoel
(
09/01/2010 12:21)
HISY FANASANA MANOKANA DAHOLO HO ANAREO VAHOAKA MADINIKA :-* :-* :-* :* :* :*
HO HANTSANGANAY NY RESTO DU COEUR ERAKIN'NY FOKOTANY
HO HANTSANGANAY NY RESTO DU COEUR ERAKIN'NY FOKOTANY
8. pikatti
(
09/01/2010 12:26)

dia mifalia mampidera sakafo @ ireto malagasy kely tsisy mikarakara ireto ihany horobainy any anaty trano any no hiafaranareo mianakavy
9. pikatti
(
09/01/2010 12:31)

izao sisa no tsy misy mpikarakara dia faly ihany ry tgvody miliba midera harena halatra-bola t@ banky sy ny bois de rose :roll: :roll: :roll:
10. ndotofetsi
(
09/01/2010 12:32)
mbola hampinanatsika fako koa ry zalahy ao =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. feticon
(
09/01/2010 12:32)
Teny tsy valiana moa no nataon'i Rajoelina omaly teny Iavoloha nefa miantso ny mpanao gazety izahay mba sahy hijoro hiteny ny marina ary hamaly ny teniny omaly na dia eo aza ny fandrahonana.
Resaka fampandrosona.
Faly izy mitsikera ireo filoha voafidy teo aloha nefa mba inona no vitananao.
- Fanapotehana ny TIKO
- Hala-barin'i TIKO
- Fanapotehana ny toekarena: 7% de croissance ka -2%
- Halatra bois rose
- Corruption
- Perte de l'AGOA
- Maro ny very asa
- Tsy misy transparence amin'ny fitantanana
- ...
Mikasika ny demokrasia
- Fanagadrana ny mpanohitra
- Fanampenmbava, Tsy avela maneho hevitra ny vahoaka
- Gadraina ny mpanao gazety
- Fampiasana ny herim-pamoretana
- Monopolisation des medias publique
:evil: :evil: :evil:
Resaka fampandrosona.
Faly izy mitsikera ireo filoha voafidy teo aloha nefa mba inona no vitananao.
- Fanapotehana ny TIKO
- Hala-barin'i TIKO
- Fanapotehana ny toekarena: 7% de croissance ka -2%
- Halatra bois rose
- Corruption
- Perte de l'AGOA
- Maro ny very asa
- Tsy misy transparence amin'ny fitantanana
- ...
Mikasika ny demokrasia
- Fanagadrana ny mpanohitra
- Fanampenmbava, Tsy avela maneho hevitra ny vahoaka
- Gadraina ny mpanao gazety
- Fampiasana ny herim-pamoretana
- Monopolisation des medias publique
:evil: :evil: :evil:
12. pikatti
(
09/01/2010 12:46)
Fitondrana jadona
MIALA RADOMELINA MIALA RADOMELINA MILA RADOMELINA Faly nanao sorona MALAGASY LE JIOLAHIBONBOTO IO :twisted: :twisted: :twisted:
14. katrikatry
(
09/01/2010 13:35)
TENA MAMPAHONENA FA TSY TOA TOMPOKO AZAFADY!!!! MAHA-ORY!!!! :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
ANDRIAMANITRA HITSARANAO RANGAHY TY!!!!
HO KILA FOREHITRA ANY@ AFOBENAO ANY IANAO RY DOMELIN-DOZA :evil: :evil: :evil:
ANDRIAMANITRA HITSARANAO RANGAHY TY!!!!
HO KILA FOREHITRA ANY@ AFOBENAO ANY IANAO RY DOMELIN-DOZA :evil: :evil: :evil:
15. maryline
(
09/01/2010 13:52)
katrikatry:
TENA MAMPAHONENA FA TSY TOA TOMPOKO AZAFADY!!!! MAHA-ORY!!!! :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
ANDRIAMANITRA HITSARANAO RANGAHY TY!!!!
HO KILA FOREHITRA ANY@ AFOBENAO ANY IANAO RY DOMELIN-DOZA :evil: :evil: :evil:
:arrow: :oops: :oops: AZAFADY E!!! Mampahoena tokoa fa tsy TOA e!!
16. terrywui
(
09/01/2010 17:09)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) :-D :-D fa ampahafirin'ny olona novonoin'ny dadanareo tamin'ny 2002 zay ireo e!?? ampaharivony ireo ..!!!! ny amin'ny fanasana ireo olomanakaja teny Iavoloha ndray de i dada mihitsy aza no tena manasa olona betsaka lavitra noho ireo tamin'izy fahiny mbola Filoha !!! satria olona 12000 no asainy tamireny !! ny an'ny TGV kosa anefa mba ho fitsinjovana ny vodiandro merika de olona 4000fotsiny ....!!! itanao amzany ny fahendren'ny Mpitondra antsika ....!!! olo-kendry ! mahay mitsinjo vahoaka ! fa tsy toa an'i dada mpilibaliba vola fahatany iny ...!! :evil: :evil:
19. wxxx
(
09/01/2010 18:33)
:-D :-D :-D petsanareo wiwikely
lasa nitomany @ rahery any zao iny hihihi nefa izy ihany no manompa an-drahery lava eto hihihi maty aho tgvendrana
lasa nitomany @ rahery any zao iny hihihi nefa izy ihany no manompa an-drahery lava eto hihihi maty aho tgvendrana



AO ANTY FAKO IALAHY NO ALEVINA RY WIWI :-D :-D :-D :-D 