Raha izaho i Rajoelina dia miala
1. terrywiui
(
07/01/2010 15:54)
Tsy aleo ve miala tsy misy maratra e Milaza an'izany mantsy aho sao lahy ka hanenena!!!
répondu par ndotofetsi le 08/01/2010 23:55
2. terrywui
(
07/01/2010 15:56)
FOPLA TERRYWUI ELAH ......NY DIKANZANY ZE KOZINLAH REHETRA EO DE VOLOMBORONA DAHOLO ........TSISY HAMALY ANLAH EO E
ITY HIRA
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA
ITY HIRA
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA
5. terrywui
(
07/01/2010 16:01)
Ny tena loza koa de izao: VELOMA LAVA NY SADC nantenainareo ry reto aa..... tsisy sadc tsony fa noroahin'ny Firenena mikambana fa pour an'i DADA loatra ka manjary mitanila ... de mbola fahavoazana tsy roa amantany iray ndray zay ho an'ny TIM sy ny GTT
6. terrywui
(
07/01/2010 16:02)
mba ajanony letsy rapique io terrywui fopla nlah io fa tsisy hiresahana a..! :evil: :evil: :evil:
8. terrywiui
(
07/01/2010 16:07)
Aokan'elah leity ny anarako ry ouioui ty a, mifona e, lelafiko ny faladian'elah fa tsy mety anie io e :twisted: :twisted:
10. terrywiui
(
07/01/2010 16:19)
Fa iza ihany ary io manao ps fopla @ anarako io e, raha tsy wiwi io dia i salopard,raha tratra ialahy isany dia ataoko mirehitra tsara ny derika a, efa niteny aho izay :evil: :evil: :evil:
12. terrywui
(
07/01/2010 16:25)
Ny tena loza koa de izao: VELOMA LAVA NY SADC nantenainareo ry reto aa..... tsisy sadc tsony fa noroahin'ny Firenena mikambana fa pour an'i DADA loatra ka manjary mitanila ... de mbola fahavoazana tsy roa amantany iray ndray zay ho an'ny TIM sy ny GTT
13. maryline
(
07/01/2010 16:34)
Sarotra amin'izany hoe miala maina izany " Menatra be eo izy" sarotra aminy izany manimpy gant izany sy ny mivoaka resy ka aleony miaritra eo aloha na izy tenany ary efa mahatsapa fa tena diso tetika e!
14. pikatti
(
07/01/2010 17:26)
Efa tsisy fika ntsony i radomelina e, miandry daka fotsiny sisa no azony atao
17. NathalieRabe
(
07/01/2010 17:50)
Aokan'elah leity ny anarako ry ouioui ty a, mifona e, lelafiko ny faladian'elah fa tsy mety anie io e
Raha tsy mahay mipetraka tsara ianao wiwi dia akatoko ity serasera ity ary aza mitaraina aty fa ianao no mpanao ps fopla!!!!
18. fijo
(
07/01/2010 22:36)
iza indray io manely tsaho momba ny sadec io e?????tsssss aza manao resajaza wa fa tssssss
19. pikatti
(
08/01/2010 20:01)
Resaka foza leisy io bainna, ry zalahy mifendro hahongana reo ihany e :-D :-D
