nanongampanjakana ndray ry Pikatti sy ny namany eee..

1. terrywui ( 08/01/2010 16:01)
politika
Fikomiana tao Ampahibe

Mpanao gazetin’ny Radio Fahazavana natao famotorana

Tsy nifarana akory ilay raharaha fikomiana nataona miaramila teny Ampahibe tamin’ny 28 desambra lasa teo. Vao miha mivelatra sy lasa lavitra aza. Tsy ireo miaramila nanao an’ilay izy, na ireo mpanao politika nosoketaina ho tao ambadika ihany no nampanantsoana hanaovana fanadihadiana fa hatramin’ny mpanao gazety koa. Mpanao gazety roa lahy avy ao amin’ny Radio Fahazavana (Lolot Ratsimba sy Jaona Raholy) no natao famotorana teny Fiadanana omaly maraina. Naharitra adiny roa ny famotorana. Tsy notazomina izy ireo fa nalefa nody rehefa vita ny famorana. Mbola hitohy anio izany ary mety hampihaonina amin’ny Adjudant Daniel izy roa lahy miaraka amin’ny Talen’ity onjam-peo ity.
Raha ny fanazavana nomen’i Lolot Ratsimba dia firaisana tsikombakomba tamin’ireo miaramila nanao fikomiana no hiampangana azy. « Satria izaho no mpanao gazety voalohany tonga teny Ampahibe tamin’io raharaha io dia izany, hono, no hiampangana ahy. Tandindomin-doza ny asa fanaovan-gazety satria raha vao misy mpanao gazety mahita «scoop» amin’ny toe-draharaha tahaka ireny izany dia mpiray tsikombakomba» hoy izy.
Ny fampitana ny vaovao sy ny zava-nitranga tao anaty onjam-peo kosa no namotorana an’i Jaona Raholy. Marihina fa efa natao famotorana mialoha tamin’ity raharaha ity ihany koa ny Talen’ny Radio Fahazavana.
Ny Tahiry R.

répondu par pelaka2002 le 10/01/2010 04:52
2. terrywui ( 08/01/2010 16:12)
Izy mianakaby mpanongampanjakana aby ...! tsary misy oul vanona fa be didoha sy mpanao koudetety tsy aminapany daolo ...! hanatitra taratasy FAMPIHAVANANA ho an'ny Filoha hono nefa hanongampanjakana no tetika !!! :evil: 8) :evil: :evil:
3. terrywui ( 08/01/2010 16:31)
Aleo alou handihizana kely marina ato dieny mbola mataoatra tsy sahy miditra ry dondrona isany reny ...!! hin hin hon hon hher her her ..! =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D
4. pelaka2000 ( 08/01/2010 16:36)
vitantsika ry terrywui an ,bisous aloha ialahy dia mba valio lesy ny sms ko @ le rdv ntsika radem,hitondra sipa iray ihany za raha hatahorana tsy hitsanga ny an ialahy :* :* :*
5. terrywui ( 08/01/2010 16:37)


ireto ry zalah hande hanongampanjakana ho eny Amb/tsorohitra !! Mirana le miakanjo orange , pataloha tsipitsipika , ifiona le manao zipo noir maron io, de rapikatti le mitraverse eo io ! hanendaka lery io mody gisa be io ....!!
6. terrywui ( 08/01/2010 16:40)
nancy le manao pataloha velours mena amin sisiny ..! io elah ra pelaka raha haka iray raha efa mila sipa maika a...!! na le komakomany na rapikatti mety amlah pelaka io daholo ireo hin hin hin hin h :-D :-D :-D :-D :-D
7. pelaka2000 ( 08/01/2010 16:41)
mba valio le sms @ rdv radem an efa namandrika hotely za ok bisous
8. pikatti ( 08/01/2010 19:51)
Mitomany ve rawix a!!! mbola tsy tena izy aza reny d'efa mikonaina sahady elah lé , mbola be fika ato fa aza taitra elah bainn :-D :-D :-D
Mba karakarao ao aloha io pelaka io bainn a, toa mamba be @ lah lery :-D :-D :-D :-D
9. Papoose ( 08/01/2010 19:56)
inona reo mivelatra reo zany le?
10. pikatti ( 08/01/2010 20:02)
tapis blanc handraisana le tgv bloqué ao @ gara :-D :-D :-D :-D
11. katrikatry ( 08/01/2010 22:23)
Lambam-pandriana mbola tsisy tasy indraim-pandeha fotsiny no nampiasaina dia hamidy fa tsy ampy ny vola hivelomana
Ry tgv efa hivarotra vady izao atao budget 2010 :roll:
12. fijo ( 08/01/2010 22:47)
vady ,rafozana,zanaka hoamidin'ny TGV daholo ka,ny fanahiny aza efa namidiny aty frantsa
13. jarifa ( 09/01/2010 06:02)
Papoose:

inona reo mivelatra reo zany le?



eny no manaha lamba, satria eny no mety misy ny anjara-masoandrony
:�)
14. terrywui ( 09/01/2010 09:48)
hin hin hin hon hon hon ....! menatra r'fiona sy mirana sy nancy de tsary sahy mamaly le dinika ato manapetsa azy reo..! nefa otrizao ifiona efa mpetsopetsona be ery mamaly eo ....!! hin hin hin hin afabaraka fa kobo ny nafenina !!
15. ifiona ( 09/01/2010 10:26)
kiiii tratran'ny fakatsary za :oops: :oops: :oops:

:roll:
16. terrywui ( 09/01/2010 10:34)
tratran'ny fakantsary taiza ndry le?? ... maninnn rah za natsoina naka sary andry ...!!
fa resaka news magasine ve le izy sa pornograph tsotra fotsiny r'ifiona?? rah le faharoa manko de ra Pique no tena havanana amin'io sady tsy mandoa vola tsony ndry ...!!! :-D :-D :-D :-D :-D
17. ifiona ( 09/01/2010 10:50)
ka za lé hoe manao zipo noir marron io ko 8O
18. terrywui ( 09/01/2010 10:58)
kaika tokou mo..! fa innn kou no atao eny alohan'ny fakatsary eny ary e..?? zao ndry niafinkafina lava iny zao kobo !! I Mirana aza no loza fa menatra be ony izy fa kobo konkou nefa saika tena hanao invisible hatramin'ny farany mihitsy izy sy Noue ..! tsy mahamenatra io ifiona !! atao akory ary fa io no nanaovan'Andriamanitra andry ary kouu..! ny toetra ratsy no azo ovana ,fa io klou no misy e! zara aza tsy rakatra teo kou ny tava! mahereza ifiona aa!!!!! :-D :-D :-D :-D
19. pikatti ( 09/01/2010 11:58)
Ary le sarin'elah mangarom-paosy ao iny lesy ouioui ahoana :-D :-D :-D
20. terrywui ( 09/01/2010 17:20)
f' angah isika sy elah mo olona iray ihany ?? ity hira ho anlah ! milay io a..!


http://www.youtube.com/watch?v=537Fim-KtPo&feature=related
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.137