FIFAMPIHARABANA TENY IAVOLOHA ANTSARY

1. terrywui ( 09/01/2010 10:30)


NNTSAY E..! president mivady ...! mahafatifatiiiyyyy.....!!




ny olo-nasaina bobaka be ,sady natao anaty trano mba ho fanajàna ny zon'olombelona fa tsy teny antokotany otran'ny tamin'ny andron'ny dada ,ka sady jihatry ny hatsiaka no lanaky ny orana ,asian'ny masoandro ndray nefa ny sakafo niadivana be koa tamin'izany ....! zao heni-kaja ny olo-nasaina , feno voninahitra ny mpanasa ..!! TGV FOREVER



teny koa ny miaramila manamboninahitra ,henin-kaja tokoa ...!! hin hin hin hin



nidongy tsary nety ho eny Rasendrahasina fa mbola tsy afaka hono ny alahelony ! nefa hoy ny baiboly hoe:"aza atao tratry ny masoandro milentika ny hatezeranao...!" nandika didy ndray zany Rasendra teo!...



Ifiona ,papoose, mirana Noue ,nancy ,fijo vavy, ....mba nahazo Iavoloha de nibitabitaka be ery ! "niova look kely zany Mirana sy ifiona a! "" milay nareo ry reto a....!!
novalian'i pikatti ny 11/01/2010 22:25
2. ifiona ( 09/01/2010 10:38)
fijo vavy hono hon hon hon her her her :-D :-D :-D
3. terrywui ( 09/01/2010 10:38)
TENA ALEO HO ENTIN'NY TANORA MIHITSY NY FIRENENA FA TOMPON'NY TAONA 2000 NEFA TADIAVINA ATAO ANKILABAO
RENY ANTI DOZA OTRAN' NY DADA RENY ANIE EFA MIPORINA EFA MANAO RETOUR RENY KA SAO MANAO MARSARERAMBAZAH EO NY FIRENENA


:roll: :roll: 8O 8O :roll:
4. terrywui ( 09/01/2010 11:04)


Andry Rajoelina:-Miarahaba anao koa "Andriamatoa ex-president tsy hiverina eo intsony"ny tenako !...

Ravalomanana:-Ekena e! miarahaba anao koa tratry ny taona ,ataovy fa efa be ny ratsy vitako teo e..! ny zafikeliko ko efa betsaka ka sao manody ahy eo e ...!
5. terrywui ( 09/01/2010 11:05)
aiaiaiaiaiaia.......!


Andry Rajoelina:-Miarahaba anao koa "Andriamatoa ex-president tsy hiverina eo intsony"ny tenako !...

Ravalomanana:-Ekena e! miarahaba anao koa tratry ny taona ,ataovy fa efa be ny ratsy vitako teo e..! ny zafikeliko ko efa betsaka ka sao manody ahy eo e ...!
6. terrywui ( 09/01/2010 11:06)
kiiii tsary mety hisokatra ty kleeeee mmmmddrrr
7. ifiona ( 09/01/2010 11:34)
inn akia io ry wiwi
:-@ :-@ :-@
8. MialyRajoel ( 09/01/2010 12:19)
MAHAMENATRA KOSA IZAO SARY AVOAKANAREO IZAO ???? NY VAHOAKA AO AMBADIKA AO TSY MITAFY TSY MISY ATOKONA DIA IO INDRAY NO AVOAKAN'IRETO TGV VENDRANA ETO 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
9. maryline ( 09/01/2010 13:11)
Mampalahelo tokoa ny vahoaka mijaly i Rajoely sy ry WUIWUI mihinanana hanim-pitoloha, dia mba rariny ve izao e!!!
10. ndotofetsi ( 09/01/2010 13:38)
Aiza no hinanan'i wiwi eny e, miandry taolana ao ambany latabatra ao izy zao iny zavatra toutoun'i tgv =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. maryline ( 09/01/2010 13:51)
ndotofetsi:

Aiza no hinanan'i wiwi eny e, miandry taolana ao ambany latabatra ao izy zao iny zavatra toutoun'i tgv =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))



:lol: :lol: :lol: :lol: miaraka @ le tomobil kelininy ve ry ndotofetsi hihihihi
12. Annie2006 ( 09/01/2010 16:36)
Izay ny lahateny nandrasanay hatrin'ny ela. Tokony efa niroso t@ fifidianana hatra tany amboalohany raha vao niala teo Ravalomanana. Mankasitraka ny lahatenin'ny filohan'ny HAT.
Ity ny anay: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Pierrot-RAJAONARIVELO-Interview-paru-dans-Fihavanana-Magazine.html

Aoka samy hiomana @ fifidianana ka hitsinjo ny tombotsoam-bahoaka.
13. terrywui ( 09/01/2010 17:04)
annie2006 -----fa taiza foana ndry e? :* :-* :* :-*

o ry vendrana a...! isantaona anefa i dadanareo manao otrizao foana fifampiharahabana tsisy kozy mitsy ...! sa refa misioka ny kofy de vorondolo ??


izy enimbavy sipan'ny serasera mafana fo tato no nahazo fanasana ho eny Iavoloha ....!! Pikatti nangataka ny mba ho eny fa nolavin'ny protocole ny demande ny ...!! :-D :-D :-D :-D :-D
14. ndotofetsi ( 09/01/2010 17:34)

NIOVA RATSIRAKA RY TGV SASANY LE !!!!WIWI SISA VENDRAPORTGV :-D :-D :-D :-D :-D
15. terrywui ( 11/01/2010 17:54)

hoy ifiona....
fijo vavy hono hon hon hon her her her
yééé fijo vavy no his'adresséko satria koboko fa tsy i Ra-fijo mihitsy io manoratra manao hoe "ndry sy akia "io fa sur fa ny andefomandriny io hin hin hin :-D :-D :-D
16. ndotofetsi ( 11/01/2010 19:51)
MARENINA AKIA WIWI A? TIKO BE LE TAKOLAKAO INY AN HUM TIKO PALANA :-D :-D :-D :-D :-D
17. AndriambyII ( 11/01/2010 20:40)
ndotofetsi:


NIOVA RATSIRAKA RY TGV SASANY LE !!!!WIWI SISA VENDRAPORTGV :-D :-D :-D :-D :-D


Anareo ireny fa tsy hang... aty aminay ôôô !!!
18. wxxx ( 11/01/2010 21:46)
Sakafo adala-tompo lé ,kofa kambo BE tenda daholo ireo vetsy hikaly leuleu :-D eo elah sy ny tranon'elah avy :-D
19. pikatti ( 11/01/2010 22:25)
slt elah Billy
Anareo ireny fa tsy hang... aty aminay ôôô !!!

bandy mpilaiso lesy reny a, olona nameno pôsy fotsiny :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2465