Tafahaona tao @ fety tetsy Carton rapika sy rawix
1. Bazilou
(
31/12/2009 11:53)
Retrouvailles. Le hasard a mis côte à côte, mercredi au Carlton, des acteurs opposés de la politique venus assister au gala évangélique de Rija Rasolondraibe. Le général Ramakavelo de la mouvance Rajoelina parlait de tout et de rien avec Mejamirado Razafimihary et Fetison Andrianirina de la mouvance Ravalomanana. Ont-ils préché la bonne parole pour dénouer la crise ? :-D :-D :-D
novalian'i AndriambyII ny 05/01/2010 22:53
2. Andriambyl
(
31/12/2009 12:02)
Nifampiraharaha tamin’ny Pastora Lala Rasendrahasina Rtoa Nathalie Rabe, mety hampiaraka indray zany ry zareo , i Ranaivo tsy mamely koa :roll:
4. esserra
(
31/12/2009 12:08)
Nangatahin-dRtoa Nathalie Rabe mangina koa ny hanafoanana tanteraka an’ilay fandaharana « Ampenjiky », fandaharana manokana hahafahan’ny mpihaino maneho hevitra amin’ny alalan’ny fidirana an-telefaonina mivantana. Raha ny fanazavana azo, dia nolavin’ny Pastora Lala Rasendrahasina tanteraka ireo fangatahana ireo satria kely sy bitika ary tsy misy dikany akory raha mitaha ny ao amin’ny Radio Viva, indrindra ilay fandaharana « Anao ny fitenenana ». Raha ny fanazavana hatrany dia niezaka nandresy lahatra tamin’ny fomba rehetra ity Minisitry ny FAT ity ary nilaza mihitsy fa handray fepetra momba io fandaharana ao amin’ny Viva io saingy tsy nekena izany.
5. Andriambyl
(
31/12/2009 12:11)
Tokony namen'i Nath €€€€€€€ maromaro kosa anie lery e,
le ampenjiky hono tian'i Nath soloina danse floor lé :lol: :-D :-$
le ampenjiky hono tian'i Nath soloina danse floor lé :lol: :-D :-$
6. xxxw
(
31/12/2009 12:13)
Marenina ry zalahy reto a, hakaton'iny ramatoa iny eo ty serasera ty zay ry tsamy vao mitomany eo :lol:
9. Mirananirina
(
31/12/2009 14:13)
tian'i nathalie be anie pasitera @ maha botabota kely azy e8-) 8-)
10. ndotofetsi
(
01/01/2010 21:55)
Be ronono =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. dadabe
(
03/01/2010 06:38)
9. Mpandefa : ndotofetsi [ Valio ] 01-01-2010 22:55:25fa possibl kely biby :-D
Lohateny : Re : Tafahaona tao @ fety tetsy Carton rapika sy rawix
Be ronono
12. ndotofetsi
(
03/01/2010 14:19)
fa possibl kely bibymety tsisy mihitsy aza =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. AndriambyII
(
05/01/2010 22:53)
[quote = Andriambyl]
Nifampiraharaha tamin'ny Pastora Lala Rasendrahasina Rtoa Nathalie Rabe, hampiaraka Mety zareo indray zany ry, i Ranaivo koa tsy mamely: roll:
[/ quote]
Izany an !!
:-D :-D :-D
Nifampiraharaha tamin'ny Pastora Lala Rasendrahasina Rtoa Nathalie Rabe, hampiaraka Mety zareo indray zany ry, i Ranaivo koa tsy mamely: roll:
[/ quote]
Izany an !!
:-D :-D :-D
