Cdt Charles ministre de l’éducation ou des foréts

1. esserra ( 22/12/2009 15:59)
Par ailleurs, commandant Charles souhaite devenir ministre. Il vise le ministère de l’éducation ! Pour éduquer les enfants de Madagascar ? Ou encore celui de l’environnement et des foréts. Pour pouvoir faire ce qu’il faut avec les bois de rose ?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D zaza ratsy taiza ve hisy hotran'iny ntsony :-D :-D :-D :-D Tsiafahy no mendrika anelah ry foza a
2. wxxx ( 22/12/2009 16:10)
http://www.youtube.com/watch?v=obsq2yMgTRY
éducation charlot
3. pikatti ( 22/12/2009 16:13)
http://www.youtube.com/watch?v=TqTR-PkaWEI&feature=related
raha nisy gasy tsy nanaja ny zon'ny Mlagasy dia iny charlot iny no anisan'ny voalohany
4. pikatti ( 22/12/2009 16:16)
CEPE CAPSAT
http://www.youtube.com/watch?v=2DaKmVEdDo4&feature=related

Mampalahelo ny fitazaina , tezitra mbamin'ny bôfin'i wiwi :lol:
5. ifiona ( 22/12/2009 19:01)
vao teo aho no saika nihaino ampenjiky dia voatery notapahana ilay izy satria hono misy note avy @ manam-pahefana hoe tsy mahazo mandefa vaovao na ampenjiky intsony ny radio fahazavana. Niandry fanamarinana avy @ lehibe moa izy ty fa na dia zany aza dia voatery notapahana ilay fandaharana.

Mampalahelo fa tena mizotra any @ dictature totale mihitsy izy ty.
6. fijo ( 22/12/2009 21:27)
an an,izany "hono" no sitrapom bahoaka ko
7. mitapiwui ( 22/12/2009 21:31)
sitranonay io eh vive tgv
hon hon hon
rahampitso dia efa mandeha indray ny arrestation an'i ry fetsison sy ny akolitany
8. ndotofetsy ( 22/12/2009 22:06)
:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =))
bômbô vinody
9. mitapiwui ( 22/12/2009 22:09)
misy tsofoka in
10. ndotofetsy ( 22/12/2009 22:18)
ty tena vinendra sady mitinapywin tsssin

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. bekafara ( 22/12/2009 22:24)
saika tinaka nytsinaiko kle :-D :-D :-D
12. ndotofetsy ( 22/12/2009 22:27)
ento any @ sarla zinairina hon hon hon

tonde fanjaitra kozatra
=)) =)) =)) =)) =)) =))
13. xxxw ( 23/12/2009 00:59)
Tsy ampy dôzy ve ry ndoto isany a :-D :-D :-D
14. dadabe ( 23/12/2009 06:19)
:roll:
15. dadabemirana ( 23/12/2009 07:02)
Tsy nahazo CEPE capsat :-D :-D
16. pikatti ( 23/12/2009 08:57)

solon-tenan'ny TGV taraiky tao @ kongresy :lol:
17. MRifiona ( 23/12/2009 09:34)
La ministre de la Communication, Nathalie Rabe. « Si la Radio Fahazavana persiste à poursuivre son journal et son émission, la fermeture sera prononcée à son encontre », a averti Mme Nathalie Rabe hier soir à la TVM. Elle évoque le motif d’ordre public pour justifier sa décision. « Car cette radio a sensibilisé les partisans des trois mouvances à apporter des cailloux durant le rendez-vous de Tsimbazaza ». Cette mesure est prise avec un rapidité plus qu’étonnante puisqu’elle concerne l’intervention d’un auditeur qui appelait les gens à apporter des cailloux à la manisfestation de Tzimbazaza, dans l’émission « Ampenjika » de la radio Fahazavana. Cette mesure peut sembler particuliérement inéquitable puisque que la radio Viva, appartenant au président de la HAT Andry Rajoelina, procède sur les mémes incitations sans aucune sanction à ce jour. La HAT utilise les méthodes qu’elle reprochait à Marc Ravalomanana, il y a un an. L’ancien président avait fermé Viva au début de la crise politique.
Tena izay tsy tiany nataon-Dr8 ndray ty no voizina
18. terrywui ( 23/12/2009 12:26)
3. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 22-12-2009 17:16:08
Lohateny : Re : Cdt Charles ministre de l’éducation ou des foréts
CEPE CAPSAT
Jereo eto

Mampalahelo ny fitazaina , tezitra mbamin'ny bôfin'i wiwi
o lety ry Rapique innn ary no mampikonetaka be anlah eo ! f'angah lety zavabaovao ny miaramila manaparitaka olona amin lakrim otranio fa i dada aza no tena kinga ratsy taminio taminizy teo fahiny ! izao izy tsy hita faty ze nalehany !!!

http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA&feature=PlayList&p=FA0CDFA356C64E52
19. pikatti ( 23/12/2009 12:36)
Nampianariko anelah ndray le fika mantsy de laozan'elah manonofy lava fotsiny eo ,
ary leity misy RVG azny elah raha anao dedikasy @ kala :-D :-D :-D
aza kivy lesy a, mbola ho avy ny tandrifin'elah,efa hoe vodin-tsobika aza manan-tandrify
20. yukaa ( 23/12/2009 13:30)
pikatti :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1208