Mirary fety sambatra hoan'ny namana rehetra ô!!

1. endrika01 ( 22/12/2009 10:24)
Mirary krismasy sy taona vaovao sambatra hoan'ny namana serasera rehetra tsy an-kanavaka,na ny lavitra ny tanidrazana na ny any Dago!

Enga anie izao Noely sy taona vaovao izao hitondra :

fahendrena

fahamatorana

fitiavana-namana

fifaliana

fahasambarana

ka izay maizina rehetra dia hiova ho mazava,na ny toen-tsaina izany,na ny fo, na ny fandraisana ny namana tsirairay!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

ny fialonana,ny fiatsiana ady,fandranitana namana,ny teny maloto tsy ho hita ato
amin'ny dinika ataony namana fa samy hahatsapa tena daholo fa olon-dehibe!
aza manaiky ho resin'ny site hafa,satry any amin'ireny site madio mitovy am serasera ireny tsisy miatsy ady,sy miteny maloto.

he he he,mitady ho lava njay lay firariana fa dia ,manaova fety mamy dôly eh!!!!!!de aza adino ny ka-dô kou an ;-)
novalian'i maeva74 ny 23/12/2009 08:55
2. ni81 ( 22/12/2009 12:09)
Misaotra ary mirary soa ho an'i endrika koa e! :-*
3. tywa68 ( 22/12/2009 19:13)
mci Endrika01 d mirary anjy hanao fety finaritra koa an : mirary soa e :wink: :-*
4. Veloo ( 22/12/2009 20:11)
Dia manova Noely sambatra daholo ry reto a
Andriamanitra anie hitahy... :-* :-* :-* :-*
5. dangytsmaty ( 23/12/2009 08:24)
Mirary fety sambatra ho an'ny namana rehetra de manaova krismasy sy taom-baovao milamina na de somary mikorontana ary ny tanana
:-* :-* :-* :-* :-*
6. maeva74 ( 23/12/2009 08:55)
Ny firariantsoa no atolotra an' ny rehetra dia samy ho tahin'Andriamanitra daholo e!
Merciiiiiii be Endrika @ taona ho avy mihaona dia aza hadino ilay adiresindry andefasako cadeau bissssssssss be (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7765