EMBARGO

1. pikatti ( 17/12/2009 13:27)
Iza moa no tsy mahalala fa ny embargo anie ka ny vahoaka no tena mitondra faisana , na taiza io na taiza dia marina foana fa ny fialazan'ingah Rajoelina omaly raha mitohaka eo an-tendany ny antsybe fanazaziana avy any @ Bekintana sy ny Europa dia toy izao no voalazany

"ce n’est pas l’Etat qui est sanctionné car il n’a pas besoin d’aide mais plutôt la population. Le président Andry Rajoelina invoque méme des saisines qui peuvent étre faites contre les Etats qui ne prétent pas assistance aux peuples qui sont dans le besoin ou qui ont besoin d’aides et qui ont droit à étre protégés car ils sont très vulnérables"

Rajoelina zany mahalala fa hinanan'ny fatiny ny Malagasy nefa mbola natao ihany ny din-dohan-drongony , ny Gasy izany no "bouclier humain" , oa inona raha tsy fomba fiadin'ny Dictateur ihany zao zany
novalian'i milamm ny 20/12/2009 15:43
2. terrywui ( 17/12/2009 13:36)
aok'izay hoa ny ranomaso ..! elah ko sarotra ampiononina mitsy ! hatramzao letsy mbola konetaka fona elah le ...! embargo à embargo !!! sa entiko kely any amin'ny agogo elah de ts tomany tson? etsy a Drancy misy crocodile vaovao milay ! hin hin hin h!
3. michaela22 ( 17/12/2009 13:46)
8O 8O
4. pikatti ( 17/12/2009 13:48)
etsy a Drancy misy crocodile vaovao milay ! hin hin hin h!
:-D :-D :-D resaka hafa zany lesy fa eto aloha tsisy sentimà zany na akama ary
Fa taiza leity elah nefa ny paika vrakiny be, voa mafy elah lasan'olona ny entana , hanontanio ra zoam fa lery
5. milamm ( 17/12/2009 13:52)
aleo halan'andriana toy izay halam-bahoaka hoy ny fitenin-drazantsika,efa ny vahoaka Malagasy no hiantsina ady mivantana ,mihena ny heriny lavanify satria miolonolotena irery(tsy ireo fis,kapisaty ireo nge no atao oe sarababembahoaka e,tsy lafrantsa akory no anarany nosintsika),lavanify is the craziest & evil opportunist has ever seen in Malagasy history whom defy his own nation,his pride has been sold 2 the french,may the hell not have a mercy on his soul...
mahandrasa fa ho avy ny patsa 1 tsy omby vava e,ela nitoratorahana lavanify ka hahavoa mason'angatra
6. pikatti ( 17/12/2009 14:30)
aleo halan'andriana toy izay halam-bahoaka hoy ny fitenin-drazantsika
ka ny razay tsy mahalala an'izany fa ny azy aleo halam-bahoaka toy izay halan'ny capsat :lol:
7. fijo ( 17/12/2009 20:43)
inona no hiraharahiany izay gasy any,fa ny sosy ihany no ady eo
8. dadabe ( 18/12/2009 06:24)
ekena bainn a
9. michaela22 ( 18/12/2009 15:07)
8O 8O 8O inona daoly zany e
10. milamm ( 18/12/2009 15:16)
araky le hirany taloha iny oe " io volabenao io tsy hitondra anao any @ mausolee io..." ka :lol:
11. fijo ( 18/12/2009 20:36)
ie,tsy hitondra any,fa ahazoana trano be sy fiara milay be ary sipa kely be
12. milamm ( 20/12/2009 15:43)
lefijo >ny revy ne tsy ho lany e nefa tsy ilainy Madagasikara zany mpanararaotra(opportunist)otrany lavanify zany( moly aza tsy afaky lery),mamono ol mandoro tanana TVM,RNM sy reo orinasa marobe milaiso ny fananampirenena miaraka @ frantsay tsotra zao,jereo ny fahasamihafany farimpianany vahoaka sy ny nahatsara ny fifandraisany Madagasikara @ any ivelany i Ravalomanana irery ihany(7 taona nitondrana)no nahavita nandefa mpianatra 22 Malagasy any @ tany farany mandroso etazonia tao anatiny 49 taona,diso lery satria betsaka ihany koa no nasiany mivantana na fananan'ol(toy ny taniny dadabeko nalainy reo orinasany ankeriny sy @ vidin tsy mendrika ao koa reo ol nosakanana sy nogadrainy lery fa mifaninana @ orinasany nefa fivelomana malalaka sy ampy ho any rehetra ,velarantany midadasika ny ao @ le nosy mirefy 587.000km2),mila miova izy tsy hanohana azy aho ra miverina izy nefa raha ny ankapobeny dia mila manaporofo izy fa hanantanteraka marina ny adidiny ary ,tsy maintsy hefainy aloha reny trosampanjakana nalany 2007 t@ reo orinasany mielimpatrana(betsaka reo lavaka juridique nahavoa andravalo ra orinasa mandroso no afa-kaba na hetra-mpanjakana mivantana de namany halatra na ny loi des finances laniny assemblees aza tsy afaka manova zany teny midina avy any @ pouvoir executif no nahavita hadalana)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0769