Sekoly zana-domohina
1. dolo1
(
18/12/2009 10:44)
:idea: iza no nahalala ahy tao @ serasera moov? efa tsy ao intsony aho e, nefa asa na mety afaka iverina ao indray @ rahoviana, tafa mikasika ny sekoly zana-domohina ao analamahitsy sy ny ancien tao no natao de nobloken'olona tsy fantatra aloha hatreto e, nefa za sady tsy nanaratsy, tsy nanopa, eny tsy niditra tamina vie privéen'olona akory anie, de tsy haiko, azonao atao, enao mamaky io ny mijery ireo soratra rehetra nosoratako tao (moov forum dia recherche, de taper ny zana-domohina fa ho azonao ny tiako ambara e.). De raha mahaliana anao le sujet na koa mety ianao le olona tiako hifampitafana satria nianatra tao t@ izany de miresaka isika e, (sa ianao le tsy tian'ilay resaka, fa inona kosa no antony e...)
Zay aloha fa de miandry ny avy aty aminareo e.
Zay aloha fa de miandry ny avy aty aminareo e.
novalian'i dolo1 ny 22/11/2010 07:31
2. xxx
(
18/12/2009 15:17)
Izahay izao mpianatra tao @ zana-borondolo tsy misy manaka ka nahoana ianareo ao zana-domoina no voasakana?
3. xxx
(
18/12/2009 19:20)
xxx:
Izahay izao mpianatra tao @ zana-borondolo tsy misy manaka ka nahoana ianareo ao zana-domoina no voasakana?
Ka ny zana-borodolo anie ka mpams toa ny reniny ee! mahatsiravina ireny ary ny ratsy anie ka elavelona e!!!
4. xxx
(
19/12/2009 10:31)
Toa ireny mitomany ho domoina ireny indrindra hono ry anona no tena mahay mams fa mody miafina ao ambadiky ny domoina!!! ireny no tena maharikoriko!
5. dolo1
(
21/12/2009 14:30)
xxx:
xxx:
Izahay izao mpianatra tao @ zana-borondolo tsy misy manaka ka nahoana ianareo ao zana-domoina no voasakana?
Ka ny zana-borodolo anie ka mpams toa ny reniny ee! mahatsiravina ireny ary ny ratsy anie ka elavelona e!!!
Toa ohatry ny be sari-teny loata ianao ry xxx, x miisa 3 inona moa izany no tena heviny, tena sur ve fa ho ela velona ny ratsy ?
6. dolo1
(
21/12/2009 14:51)
Toa ohatry ny be sari-teny loata ianao ry xxx, x miisa 3 inona moa izany no tena heviny, tena sur ve fa ho ela velona ny ratsy ?
Valio ary aho e, de ho hitantsika eo ny tohiny ...
Valio ary aho e, de ho hitantsika eo ny tohiny ...
7. dolo1
(
24/12/2009 09:38)
Iza kay io tsy mitonona anarana mamaly an'i xxx io ilay miteny hoe: "Ka ny zana-borodolo anie ka mpams toa ny reniny ee! mahatsiravina ireny ary ny ratsy anie ka elavelona e!!!" Mino aho fa mahalala zavatra maro mikasika ny renin'ilay zana-domohina ianao e ! Inona koa no zavatra hafa akoatr'ilay hoe mpams fantatrao mikasika ny reniny ?
Valio aloha ity de hotohizana eo ihany.
Valio aloha ity de hotohizana eo ihany.
8. benkakely
(
16/01/2010 19:17)
hay tena mijaly be aho vao nahita le sujet nanh ihany ity de zao e,tonga de mba tsory ry dolo le resaka hoe nisy inona tao am zana-domohina?????enao koa anie ela firesaka de bloquén'ny olona eh!!!! 8-)
9. benkakely
(
22/01/2010 20:04)
madame Ninah ve no tianareo ho lazaina e! sa ny zanany Hanta??fa naninona izy?izy aloha masiaka an remarque 20ans passé zay fa miverina lamaody be ny coupen'ny volony taloha amizao(coupe Rihanna lollll!!!)fa ra tsy nasiaka ko izy maditra ny ankizy ko! :?:
10. milamm
(
28/01/2010 23:32)
benkakely > nisy zafikeliny Mme Ninah aza nampianatra tao manao solomaso iny njama ihany ko fa tsy tadidy ny anarany,ra-georges mamolava sy bruno no nampianatra tany @ secondaire mo de i prisca sy sandra ihany mbo sipa tsara tao
11. TahinaR
(
24/02/2010 15:59)
milamm:
benkakely > nisy zafikeliny Mme Ninah aza nampianatra tao manao solomaso iny njama ihany ko fa tsy tadidy ny anarany,ra-georges mamolava sy bruno no nampianatra tany @ secondaire mo de i prisca sy sandra ihany mbo sipa tsara tao
Salut!! Mpianatra tao @zanadomoina koa aho vers les années 1990 tany ho any jusqu'en 98. Raha ny vaovao rehako aloha dia efa maty hono i Monsieur Bruno. I Goerges toa mbola velona. Sao dia mba misy mahafantatra ankizy nianatra tao @ io fotoana io fa mba te hiresaka @ mpiaramianatra tamiko taloha aho.
Misaotra mialoha
12. dolo1
(
22/11/2010 07:31)
Ho an'i benkakely sy ireo ancien liana @ le tantara e ... Be kenona ve aho de nobloquer-n'ny sasany... sao kosa ary de efa signe ho ahy izany hoe: tsy ilaina ny hitantarana le tantara ... Fa raha mbola interessant- nareo indrindra fa ianao ry nanh (benkakely) dia valio aloha ity
A+
A+