Marina hoe maramara saina izay i Marc fa na dia izany aza ve dia atao tahaka izao: doublement exilé zao i nedala. Raha ohatra zany ekena miverina an-tanindrazana i Marc dia isaina hoe exilé voalohany iny a! Dia avy eo zay vao manomboka indray ilay sesi-tany faharoa. 8O