Tsy mety zao ry nirina Andry a!

1. xxx1 ( 14/12/2009 13:42)
Marina hoe maramara saina izay i Marc fa na dia izany aza ve dia atao tahaka izao: doublement exilé zao i nedala. Raha ohatra zany ekena miverina an-tanindrazana i Marc dia isaina hoe exilé voalohany iny a! Dia avy eo zay vao manomboka indray ilay sesi-tany faharoa. 8O
novalian'i dadabe ny 14/12/2009 15:21
2. nanjakely ( 14/12/2009 15:16)
mbola i Marc iany ve izany sesitany faharoa zany le? ka tsy ho sarotra be ve ny fanantenana ny fidirany eto M/car raha izany klé
3. dadabe ( 14/12/2009 15:21)
zah tsy maharaka tsony le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613