video bonne anniv an'i dada omaly teto @ serasera

1. ramosekely ( 13/12/2009 09:41)
tonga teny @ magro daholo omaly ry wiwi ,ifiona,rapix,ry antsimbilina,rapa,vitamatavy,indrindra moa fa i noue sy ireo izay tsy voatonina ,tonga teny @ magro daholo ,hay ianao ity ry wiwi tim be fa mody fanina an (l) (l) (l)
2. vitamatavy ( 13/12/2009 09:43)
ity le video fa adinon'i ramosekely e
http://www.youtube.com/watch?v=mwLYCZmeSJc&feature=player_embedded
3. vitamatavy ( 13/12/2009 09:45)
http://www.youtube.com/user/rantomd
mafana fo be ery ifiona
4. ramosekely ( 13/12/2009 09:50)
i razily ihany hay no pikatti ,tena dadany ianao ity rapix ka
http://www.youtube.com/user/rantomd
5. ramosekely ( 13/12/2009 09:56)
pikatti=razily http://www.youtube.com/watch?v=G-A-UdxDg4c
6. ifiona ( 13/12/2009 10:05)
dia iza @ ireo hono za ? :-D :-D :-D

lé sipa kely mivazavaza hoe tgv @ volou ve :lol: sa lé ramatoa manao salopety mainty mandihy be @ 0:58 sa lé sipa kely mpandihy manao robe bleu @ 1:05 sa lé ramatoa be @ 1:10 sa lé ramatoa mampiseho hafatra an-taratasy ho an'i Dada fa tsy an-kiteny @ 1:21 (style love actually) sa lé sipa ampandihizin'ilay rangahy @ 2:30 ?


=)) =)) =))
7. ramosekely ( 13/12/2009 10:14)
le @ voalohany re ry ifiona ,i kala noue indray le mampiseho hafatra an taratasy an'i dada :-D :-D :-D
8. ramosekely ( 13/12/2009 10:18)
maryline le mama be mandihy ao io ,i ra wiwi le avy any marovoay io
9. ramosekely ( 13/12/2009 10:41)
ity madame noue io @ voalohan tsary io
http://www.youtube.com/watch?v=mwLYCZmeSJc&feature=player_embedded
10. MRifiona ( 13/12/2009 11:03)
Izahay sy madama ifiona lesy lemandihy ao io a, zah manao kasikety manga de ifiona le roby manga, okay manga ny fitiavana ny fitiavanay e, eo @ le 2:30

:* :* :* :* :*
11. pikatti ( 13/12/2009 11:51)
pikatti=razily

misaotra baïannn a,fa tena manomé korazy an'i Bazily lesy a, tena mbola tsy nampiova ny opinion-ny mihitsy ireny hetraketraka nataon'ny miaramilan'i kelifingotra an lery reny,tairo ao Rabazily a, entanao ny vahoka e, ataovi zay hialan'io tsivalahara io =D> =D> =D> =D> =D>
12. gasmlay ( 13/12/2009 17:03)
endraso eo dada pôly!! :@
13. gassmilay ( 13/12/2009 17:39)
tairo ao Rabazily a, entanao ny vahoka e, ataovi zay hialan'io tsivalahara io


Masimana Manantsoa avait précisé dans une interview accordée au Courrier de Madagascar du 21/09/2009 : " Sur la place du 13 mai, lorsque j’ai accepté d’étre ministre du gouvernement Monja Roindefo, j’étais conscient qu’il n’y aura jamais de reconnaissance internationale. C’est idiot de ma part d’espérer une reconnaissance internationale d’un gouvernement créé dans la rue. Mais moi, j’ai misé sur une élection pour passer vers la quatrième République. ".

Morondana ho azy eo io TGV taraiky ao @ Gara Ambohitrirohitra io e
14. ifiona ( 13/12/2009 17:41)
MRifiona >>> tokony nampisehontsika an-dry zareo ry chéri ilay zouk love collé serré antsika annn, oh la la yesssss toundé ao tsara, menamenatra kely aho teo fa notapotapohin'ilay camera

:* :* :*
15. MRifiona ( 13/12/2009 18:52)
Chéria a,milay kosa aloha iny ambiansy nirehitra marina ny tany mena, tsy hody tany trano intsony avy eo , zah koa ary taitra kay nisy camera tao ha ha ha vive l'Amour , de avy eo notohizana kely tany an-trano, dia nalefanao ndray le "quand-tu-veux"
http://www.dailymotion.com/video/xkoih_jocelyne-labylle-quand-tu-veux

Aoka malala a, mitsonika aminao é :* :* :* :*
16. dadabe ( 14/12/2009 02:56)
ouadrayy leuleu tena kozy vrai ve reo sa mba mananihany fotsiny e :-w
17. maryline ( 14/12/2009 06:53)
MRifiona:

Chéria a,milay kosa aloha iny ambiansy nirehitra marina ny tany mena, tsy hody tany trano intsony avy eo , zah koa ary taitra kay nisy camera tao ha ha ha vive l'Amour , de avy eo notohizana kely tany an-trano, dia nalefanao ndray le "quand-tu-veux"
http://www.dailymotion.com/video/xkoih_jocelyne-labylle-quand-tu-veux

Aoka malala a, mitsonika aminao é :* :* :* :*



(l) (l) (l) (l) (l) oh là là soukouss
18. maryline ( 14/12/2009 06:56)
ifiona:

MRifiona >>> tokony nampisehontsika an-dry zareo ry chéri ilay zouk love collé serré antsika annn, oh la la yesssss toundé ao tsara, menamenatra kely aho teo fa notapotapohin'ilay camera

:* :* :*



Misy raikitra any izany hoy i sefo izay hihhihihi le cameraman kosa nanimba revy e! (l) (l)
19. fijo ( 15/12/2009 21:46)
le olona koa misy efa tena tsy haiko intsony ze hilazako azy an.hihih
20. ramosekely ( 15/12/2009 22:29)
MANALA AZY RY FIJO AN MANJA NY FILINE E
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0674