Organes Rakotomihantarizaka. sonegaly nahazo baiko
1. TEGEVE
(
14/12/2009 19:22)
Izaho ve miteny @ialahy ataovy ao koa ny anaran'olona tsy nandeha tany Maputo III toan’i Jose Vianey, Yves Aimé ,jereo tsara rangahy ty ny lisitrareo fa manala-baraka fotsiny zany tsy mahay ny manisa 25 zany é,hamarino tsara fa raha tsy izany asoriko eo ialahy @ herinandro
:twisted: :twisted: :twisted:
:twisted: :twisted: :twisted:
novalian'i rakajy ny 15/12/2009 22:39
2. Bazilou
(
14/12/2009 20:10)
jereo tsara rangahy ty ny lisitrareo fa manala-baraka fotsiny zany tsy mahay ny manisa 25 zany é
Ataovy ministrin'ny fampianarana manisa :-D :-D :-D :-D :-D
3. ndotofetsi
(
14/12/2009 20:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pikatti
(
14/12/2009 21:08)
Ianareo tgv mianakavy no manala-baraka tena ao fa inona ary ty!!!raha favy elah ampidiro ry zalahy avy any MaputoIII dia hatreho face à face ny débat fa tsy manao adin'akoholahy fataka!!!
Maty aho tgvizana
Maty aho tgvizana
6. pikatti
(
15/12/2009 08:56)
Après les déclarations d’Organès Rakotomihantarizaka sur la nécessité d’exiler les 3 mouvances pour préserver l’ordre public, la réponse de concernés ne s’est pas faite attendre : « C’est cette interdiction de nous laisser rentrer qui est en train de troubler l’ordre public ». Le co-Président Fetison Rakoto Andrianirina, auteur de ces déclarations
7. rakajy
(
15/12/2009 22:39)
raha toa ka efa vita ny fandraisam-peo ity hirako ity,dia natolotro hoan\'i Andry,satria dia nampalahelo ihany ny toetran\'izy telolahy niongana iry,raha olona hafa ,no nahavita ny nataon-dry zareo iny dia mba azo noleferina ihany ,satria raha olona i madagasikara de naboridan-dry zareo mihintsy ,izy telo lahy niongana ireo no tonga @tenin\'ny betsileo hoe olon-dehibe mitady rika
efa hosoratako eto ihany ny tonon-kirako ity fa mbola handeha @dailymotion tsy hoela miaraka @feony
LAINGANY
laingan\'izany, lainga\'izany aza mety
zareo ireo anie taranak\'ingahy kotofetsy
laingan\'izany fa ialao pas moramora
rangahy iny anie zanak\'i kotofatsora
laingan\'izany fa be zay vitan\'izay
tsy azo antok\'intsony iny mandrakizay
laingan\'izany fa ialao pas ry lerony
dobera nitsonik\'ireo tsy mivongana intsony
ny fanananao nalainy,mbola lainga no lazainy
ny taninao bodoiny,ny hevitrao hamavoiny
mody Andriamanitra no antsoiny,nefa devoly no tompoiny
momba ny maputu 3,de aza mety intsony hoah
Avelao zareo hoany fa mitady sesitany
sanatria tsy ho afrika no hampianatra antsika
faritra efa lian\'ady ka aty indray no nde hitady
ka laingany ,lainga lainga lainga ,laingany
laingan\'izany ,laingan\'izany aza mety...