Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui
(
08/12/2009 11:15)
MISY VAHINY MANAKAJA TSIAFAX SY ANTANIMOX AM MERCREDI
Ze miditra voalo avy any Maputo any ka hoe nananganangana gouvernemanta FOPLA avy any ka entinketina hanakorotanam-bahoaka eto dia miandry azy ny barre vy , ka izay no ataoko hoe vao manaonao foana ma...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 08/12/2009 19:19
lemenakely
(
08/12/2009 11:08)
Malagasy leo ny manao ny marina!
Malagasy leo manao ny marina! Diso ve ny tenin-drazana manao hoe :"ny marina ny tsy maty fa manjàka ny fitaka , ny herisetra no atao ody faty ?"...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/12/2009 13:42
xxx
(
08/12/2009 10:51)
Ahoana no fahitanareo vehivavy...
Ny fitondran-tenan' ny vehivavy vao tera-bao manoloana an-drangahy.
Tena ohatry ny tsy mi- existe izany intsony ny tenan-dralehilahy aminy , toa lasa fanaka ao an-trano mihitsy aza indraindray , tsy...
tohiny
novalian'i arialy ny 26/01/2010 12:31
terrywui
(
08/12/2009 10:51)
Mbola tsy mampiasa fahefan aza zany fa"mieno2"fotsn defa...
Mbola vao tsy mety mandé makany maputo, maputo fotsiny ary ny olon fa mienoeno eto amn tanana fotsiny defa mikonetaka be ato daholo izy mianakavy hatramin'ny "patron'ny serasera" ......!!
--mbola a...
tohiny
novalian'i terrywui ny 08/12/2009 11:10
sitlo
(
08/12/2009 08:37)
tokony mba misy eto amin'ny serasera
Mety ve ry admin raha asiana ohatra an'izao eto amin'ny serasera? Ohatra hoe misy sary mahafinaritra, dia asiana bouton klikena, dia tonga dia mivoaka amin'ny imprimante ny saribakoly kely.
please......
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/12/2009 18:58
Randria2007
(
08/12/2009 07:34)
Ahoana ny mba hevitrareo
Ireo namana mpanao fitaterana avy any Ilakaka no mitantara (zà klo tsy nahita), fa dia misy fiaramanidina mi escale, hono, ao Ilakaka ao, dia miainga indray avy eo! Inona no ataony ao? Ary iza no mit...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/01/2010 14:29
Rakotofaly
(
08/12/2009 07:32)
Constipation: tamarin na vômadilo ??
Manahoana daholo ny mpiserasera rehetra,
Hono a! mba saika hanontany sy hila hevitra aho, izaho dia constipé matetitetika (indraindray 4 jours vao misy kanefa mbola kely fotsiny ihany sady mijaly n...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/12/2009 15:36
hery
(
08/12/2009 07:14)
Andry Rajoel sisa no sakana
Dia iny hita iny fa niara-nivory tany Maputo ny lohan'ny mouvances 3, ny praiminisitra niaraha-nanapaka, ny co-présidents. I Andry Rajoel zany sisa no tsy tonga kanefa mbola tsy maninona koa izany fa...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 14/12/2009 22:41
bonbongasy
(
07/12/2009 20:53)
à l'aide, au secours les français nous envahissent !
Nareo variana miady seza ao, ny vazah mena sofina etsy manararaotra miditra, mipetraka, monina ary maka izay azony alaina rehetra. Voapanga ny teo aloha nanome tany ny coréan sy ny indian, nefa izao ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 14/12/2009 22:44
fozabe
(
07/12/2009 20:44)
vita iny maputo3,dia addis abeba 3 indray izao
carlton2,panorama
fa dia rajoelina ihany no role sy mahavita azy e
vive notre champion...
tohiny
vitamatavy
(
07/12/2009 19:35)
miziriziry mafy i rajoelina ,inona no solution
inona no paika ,avela hanao izay daniny kibony ve ?
miandry fatal bazoka mihitsy ny vahoaka rehefa mandalo ny cortege train
:evil: :evil: :evil:
...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 14/12/2009 22:46
hery
(
07/12/2009 16:23)
Sakafo krismasy...
Inona ny kaly hataonareo amin'ny krismasy? ;-)
Ny zavatra mba iriko zao (enga anie ho hitan' madama) dia
Ny entrée angamba aleo tsy dia be vinaigre sy menaka loatra... na dia salady tsotsotra a...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 02/01/2010 22:04
pikatti
(
07/12/2009 10:49)
Serge Lucien Rajoelina, oncle de Andry Rajoelina,
Serge Lucien Rajoelina, oncle de Andry Rajoelina, a été nommé vice-président de Jirama, selon Africa Energy Intelligence du 02 décembre.
MADAGASCAR
Serge Lucien Rajoelina
Après la nominati...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 20:53
esserra
(
07/12/2009 10:38)
« gros bras » VS EMMOREG et le RFI
Ka ho hita eto mantsy ry zalahy nilaza fa tsy mahazo miditra Madagasikara intsony ireny nandray anjara tany @ Maputo3 ity, sa mbola bala rora ndray koa iny :?: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:32
ndotofetsi
(
07/12/2009 10:03)
Invité ve i Andry
Tsy invité tao @ ambasady Japoney
Tsy invitéinvité Copenague
Tsy nandeha Maputo3
Tsy ratsy kosa le mody manao voatifitra bala sannn a
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 11/12/2009 14:53
kidoropamba
(
07/12/2009 09:30)
Mitaky FANAGADRANA an'i Soja jean André dit Kaleta ny vahoak
Gaga be aho nahita an'ingahy Soja jean André antsoina hoe Kaleta niaraka t@ ireo gadra politika.
gadra politika avy aiza io Kaleta io? Olona nisaosy ary nilafidafika tao @ ra8 tao io rangahy io ka m...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:23
xxx
(
07/12/2009 06:12)
urgent !!! mba mila hevitra avy any aminareo aho
Ts hitako ze hatao ry reto a !! tam heritaona za niaraka tam zay bandy 1 zay: izy no sipako voaloan de niaraka nandritra ny 5 mois teo eo zay de nisaraka za ! ny antony?? Mampirafy beu izy sady nampij...
tohiny
novalian'i jarifa ny 30/12/2009 09:42
essera
(
07/12/2009 04:35)
banky lehibe eto Mada MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo,
Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao.
Amaf...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 05/02/2010 06:09
essera
(
07/12/2009 04:34)
banky lehibe eto Mada manao HALATRA AVO LENTA
Salama daholo,
Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao.
Amaf...
tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 15:47
pikatti
(
07/12/2009 00:17)
N'inon'inona vavan-dragah
TGV tsisy lohany , motera savony vava
http://www.youtube.com/watch?v=fZgJk8bZPLg
...
tohiny
novalian'i badoboys ny 09/12/2009 10:03
