Mbola tsy mampiasa fahefan aza zany fa"mieno2"fotsn defa...

1. terrywui ( 08/12/2009 10:51)
Mbola vao tsy mety mandé makany maputo, maputo fotsiny ary ny olon fa mienoeno eto amn tanana fotsiny defa mikonetaka be ato daholo izy mianakavy hatramin'ny "patron'ny serasera" ......!!
--mbola aiza no hanjo e!! mbola vao fanombohan'ny fampahafantarana anareo ireny hoe izahay anie no tompon'ny teny farany sy lehibe manjaka eto fa hianareo rehetra ireo na TIM na AREMA(matotra na gaigy) na UNDD na iza na iza dia oul sy Antoko efa voadaka sy voahiliky ny vahoaka daoul !! fa eto no be wawawa mandany rora eto fotsiny !!

ao mitomania mafy tsara ato daholo alou ary manala ny fo ...!! raha misy vaovao avy any Maputo dia alefaso Telephone mba henoina ny konetakareo fa izahay hitsilailay

:evil: :evil: :evil: :evil: espece de donto..! hin hin hin hihon hon hon
novalian'i terrywui ny 08/12/2009 11:10
2. terrywui ( 08/12/2009 11:10)
Ka efa tonga ve hono ry zalah tany maputo nanangana governemanta zay sa mbola any ry zalah a!!
efa vizana mantsy zahay mangatsiaka miandry andry zalah ireny eto IVATO eto ...! fa izay miditra voalo eo de tonga misotro pipitsaka izy hin hin hin hi !! iiiééééé misotro an"ilay tsy tiandrasendra ry zalah a ...!! ampidiro , dia midira ry zalah avy any Maputo fa efa mangidihidy ny tananay a..! misy betsaka ndray no hanao reveillon sy bonane any Tsiafax sy Antanimox any amity kah ..! sady olo maventy daholo hon hon hon hon midira refa tonga fa aza mijann any atokotany ry maputox aa...!!! reraka izahay ..miandry eto efa oviana !!!!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0642