N'inon'inona vavan-dragah

1. pikatti ( 07/12/2009 00:17)
TGV tsisy lohany , motera savony vava

http://www.youtube.com/watch?v=fZgJk8bZPLg
novalian'i badoboys ny 09/12/2009 10:03
2. pikatti ( 07/12/2009 00:39)
Milaza mantsy ry Andry fa tsy mahazo miverina eto ntsony reny tary nankany Maputo reny :idea:
Tairo tokoa hoe lesy jerena kely hoe hanao ahona ndray ny fandehany :lol:
3. esserra ( 07/12/2009 01:01)
Miavon-tsy feno koa anie ty Andry ty e, tsy mety nandé fa efa lasa tsinona ny vavany dia izao nifandray tsy tapaka tany MaputoIII foana igama,halohalika ny ranom-bary ty
4. esserra ( 07/12/2009 01:10)

pour le CEMGAM, le général Ndriarijaona André, de donner son opinion sur les affaires nationales. Portant notamment sur ce qui va étre décidé, dans la capitale mozambicaine. Le CEMGAM sur les antennes de radio Antsiva d’annoncer que « si c’est pour créer des troubles, les forces armées vont s’y opposer. Et si c’est pour avoir deux gouvernements, je trouve cela inconcevable »
L’unité est la plus importante. Ne vous laissez pas tenter par quoi que ce soit


Naroso ndray zany aloha ny rasily hanao matahoraha,nefa ry zalahy reto aza efa misaratsaraka fa samy miandry kely tohina fotsiny sisa
5. terrywui ( 07/12/2009 09:13)
fa innn ndray aza zao mapikonetaka be anlah vao maraina ato zany rapique a ...! ny problemlah amin'i "antimpanahy" mbola sy voavaha ko resaka savony ndray no ataonlah ato ! atao ahoana hoa io bainn be io ? avela fotsn eo ve ? sao ho matin'ny hatsiaka eo lery ...! sa asaina ho karakarain'i Batista lery ?? mivoaha aloh elah rabatista fa misy tsy mlamm zany le resaka"antitra" a ! laisany ihany no tomponkevitra voalo teo ...!!
6. kidoropamba ( 07/12/2009 09:24)
Izaho manokana aloha dia tena mirevy ny fikan-dry Andre sy Noel é. Efa nolazaiko teto foana ange fa misy "andr(é)." sy "(n)oel" ange ao @ Andry RajOELina é.

Ireto miaramila roa ireto hoa dia tena milay mihitsy e.
Tao @ RESEP tao ange ity André ity notezaina é. Raha tsy nikasa hametraka an'i tantely eo @ filohan'ny HAT ange Ratsiraka dia efa dakôro be t@ André. Fa ny tsy revin'ny André sy Noel ity famerenana an-dra8n-doza ity. Izay ihany.
7. antimpanahy ( 07/12/2009 09:45)
Handefa ny hafatro sy izay MARINA rehetra hitako aho dia tsy ho hitanareo eto intsony aho rankizy atsy ho atsy , fa rehefa tafita ny hafatro rankizy an , voalaza ny marina dia faly aho ,ary azonareo izay ny tiako hampitaina na dia nisy aza ireo nanakiana fotsiny , nanompa fotsiny , nanevatena fotsiny dia mbola misaotra anareo ihany aho rankizy


misaotra anareo
8. ndotofetsi ( 07/12/2009 10:08)
Miaramilan-Dratsiraka daholo reo ry zalahy fa aza maika nareo , miandry an'i deba daholo reo dia hitanareo eoa fa potsaka tsara ny tsinaim-bodyone an'iny lucky luke iny =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. papala ( 07/12/2009 10:13)
EFA HO LANY LAINGA ANGAHA NO HOE TSY HIVERINA INTSONY? aza mitapitapy ato hoa raha antimola fa sao de heverinao fa olona any anaty lavaka daholo ary ny ol mpisera ato ka ho totofanao laingan'olona ambany saina tsy mahita masoandro?
10. antimpanahy ( 07/12/2009 10:39)
MBOLA HIJANOJANONA KELY HIARAKA AMINAREO ETO AHO KA

Aza jerena amin'ny maha maitimainty kely sy ratsy fitafy ahy aho fa ny hevitra alefako no diniho tsara rankizy , ary aoka izay ny fanevatevana sy ny fiheverana ahy ho olona hafa sy fanosorampotaka ny tenako ho olona hafa hamitaka anareo fa izaho dia iray ihany ,ary ny hafa dia hafa any !


misaotra
11. pikatti ( 07/12/2009 10:57)
EFA HO LANY LAINGA ANGAHA NO HOE TSY HIVERINA INTSONY?


Aiza lesy no ahavitan-Drajoelina seul ny raharam-pirenena eo klé , tsy maintsy mifanaraka @ reo olona tsy reviny reo ihany nedala hoa na hiondi-kavia na hiondin-kavanana, olona mitomany prez zany tsy ho tanteraka mitsy raha tsy eo io rafitra io,de iny @ zay fa dakan'ny Frantsay lery
12. badoboys ( 08/12/2009 23:41)
Naroso ndray zany aloha ny rasily hanao matahoraha,nefa ry zalahy reto aza efa misaratsaraka fa samy miandry kely tohina fotsiny sisa

Efa misy tabataba ao , ho avy @ zay ny boabasy fa leo koa ny rasily atao tohatra fiakarana fotsiny!!!Ary ty indray mandé ty tsy tsaho nisy nitifitra intsony fa tonga dia tifitra an-tohan-tenda
13. AndriambyII ( 09/12/2009 02:50)
badoboys:

Naroso ndray zany aloha ny rasily hanao matahoraha,nefa ry zalahy reto aza efa misaratsaraka fa samy miandry kely tohina fotsiny sisa

Efa misy tabataba ao , ho avy @ zay ny boabasy fa leo koa ny rasily atao tohatra fiakarana fotsiny!!!Ary ty indray mandé ty tsy tsaho nisy nitifitra intsony fa tonga dia tifitra an-tohan-tenda



Mbola misy ny tena mpiandry ny @ izay ra Badoboys , fa tsy misy atahorana na dia kely aza .Fa aiza i badboys é ?
14. badoboys ( 09/12/2009 10:03)
Elahno voatifitra ao fa iza ndraymoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0823