Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
essera
(
04/12/2009 10:59)
Banky lehibe eto Madagasikara MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo,
Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao.
Amaf...
tohiny
essera
(
04/12/2009 10:58)
Banky lehibe eto Madagasikara MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo,
Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao.
Amaf...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 01/09/2010 12:48
essera
(
04/12/2009 10:56)
Banky lehibe eto Madagasikara MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo,
Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao.
Amaf...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2010 05:56
antimpanahy
(
04/12/2009 09:35)
AKAIKY NY FARANY FA AVAHO IZAY RATSY : POROFO
[u][b]LOHATENY CHAPITRES[/b][/u]
[u]Inona daholo ireo biby fampiasan'ny demonia[/u]
Hilaza hiaramahita isika raha hiresaka ireo biby tena nompiandravalomanana marina tao Faravohitra na Iavoloha...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 07/12/2009 10:31
BEN
(
04/12/2009 09:10)
Rakoto
Manao ahona daholo nareo! mety mahita ny album ny Rakoto ve nareo?mba mpankafy mantsy za dia nitady tao @ supermusic, d aiza no mety mahita ho vidiana?misaotra...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/12/2009 06:02
gabidemony
(
04/12/2009 07:01)
Aiza no misy ny toerana Otran'ny OMDA aty ITALIE na FRANCE ?
Za manana hira izay noforoniko izany hoe ahy ilay hira dia tiko hosoratana
amiko ilay izy nefa tsy haiko hoe aiza no tokony halehako aty ...Ny tany Dago zao de ny OMDA
fa ny aty ITALIE na FRANCE n...
tohiny
novalian'i hery ny 16/12/2009 08:47
rabaradaka
(
04/12/2009 06:50)
Tsy i Hajo Andrianainarivelo no mibaiko
Mahatsapa isika fa tena asan-jiolahy no ataon'ity Hajo Andrianainarivelo Ministre mpomba an'i Andry TGV. Aiza ve ka iey indray no miseho ho "beloha" na dia hoe zanaky beloha aza. Fa maninona ny vahoak...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/12/2009 14:22
niryna
(
04/12/2009 04:57)
Mba ho fantatry ny firenena rehetra fa mahery ny tà naNy
Fa nataoNy maina ny falehan'ny rano Jordana teo anoloantsika mandra-pitantsika,mba ho [b]fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa mahery ny tànan'i Jehovah, ary mba hatahorany an'i Jehovah And...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 11:20
wiwiwi
(
03/12/2009 23:25)
Velona ndray ny akibata teny Ivato
Fa inona ary ity !Tsy navela niditra tao amin’ny « salon d’honneur » izay fandraisana olo-manakaja sy olom-panjakana ambony eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Pr. Zafy Albert omaly...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:00
TEGEVE
(
03/12/2009 23:15)
TSY MIRAHARAHA
Anaka isany,
Efa voalazako ombieny ombieny fa tsy handany vola ho any Maputo izany izay folo mianadahy fa kosa aleonay mankany Copenhague, Danemark où se déroulera le sommet de l’ONU sur le cli...
tohiny
novalian'i badoboys ny 04/12/2009 22:50
Rajakoo
(
03/12/2009 22:58)
Fandrobana vahoaka madinika
[quote]http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2009/12/soarano.jpg[/quote]
Hampinano any ry zareo fa aza asina santimaka ,olona mpandroba anareo ihany ireo tonga ao @ fitondrana io ary fafazo any ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:05
milamm
(
03/12/2009 22:11)
tantara marina momba ny herimpamoretana mpitifitra vahoaka
ministre ny défense ny professeur zafy t@ 1992no nampitifitra ny federalista teny cemes soanierana ka nahafaty an’i Tompokolahy Laha Gaston ary nahavoatifitra an’i Monja Jaona, dadan’i Monja R...
tohiny
novalian'i milamm ny 05/12/2009 02:57
booboo
(
03/12/2009 22:05)
pow
pow ow
Mitady recette-na pow raha misy manana ô. Fotsy² be ireny ilay izy dia misy hena tsy haiko² mamy - masira zany ao anatiny ; Brioche à la vapeur ny anarany hafa ? motika sinoa ilay i...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 08/12/2009 14:42
fozabe
(
03/12/2009 21:54)
coincidence ve
androany dia nisy nitifitra ny cortege presidentiel nisy an'i Andry rajoelina,torak'izany koa ny tany guinée conakry satria dia naratra mihitsy le puchiste daddis camara raha nisy nanao embuscade ny ...
tohiny
novalian'i wxxx ny 04/12/2009 16:04
kelly13
(
03/12/2009 21:23)
...
... iza no efa nijery ilay "paranormal activity"?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 25/08/2010 17:44
Mirananirina
(
03/12/2009 17:41)
mahantra
Nisy mahantra lehilahy maty.Teo ampitsarana dia hoy Andriamanitra:afaka haveriko any ambonin'ny tany ianao fa lasa vazatra(objet) fa tsy olona.Rehefa nieritreritra lalina izy dia nanaiky ary hoe izy:A...
tohiny
novalian'i RAJOTIANA ny 12/05/2010 14:37
antimpanahy
(
03/12/2009 15:48)
CHAPITRES 2 SORONA NATAO TAO ALAROBIA
Mbola misaotra antsika izay nakasitraka ny tantara marina nolazaiko teto aho ,
--Tohizako eo amin'ny Fanaovana sorona indray ny resaka fa eo vao tena mampihorokoditra ny zavabitan'ity Ravalomanana it...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 05/12/2009 10:44
antimpanahy
(
03/12/2009 13:46)
TSY NY TGV AKORY ANEFA NO IDEAL RAHA NY HEVITRO
Mamoaka ireo zavadoza rehetra nataondravalomanana tamin'ny fotoana rehetra niarahako taminy aho fa kosa izany tsy milaza mihitsy hoe TGV ny tenako ,
-satria raha ny fahatsapako (hevitro manokana ity)...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 04/12/2009 09:11
antimpanahy
(
03/12/2009 13:02)
MITONIA TSARA ISIKA RANKIZY FA TSY AHAVITANJAVATRA NY FO
--mbola hiditra eo amin'ny resaka fangoronankarena amin'ny fomba tena haingana nataon DRAVALOMANANA aho fa tiako ho tony tsara daholo aloha ny mpisera amin'izao voalohany hiboran'ny resaka izao ,
-k...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 05/12/2009 10:37
Djhamhal
(
03/12/2009 12:46)
inona marina no tanjona é!
Tsy dia mpanokatra dinika eto loatra aho fa amin'zao toe-draharaha eto amin'ny firenena izao dia tsy mety ny feon'ny fieritreretako raha tsy hanoratra kely aho ! ny antso avo ataoko dia ny famahana ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/12/2009 20:38
