Velona ndray ny akibata teny Ivato

1. wiwiwi ( 03/12/2009 23:25)
Fa inona ary ity !Tsy navela niditra tao amin’ny « salon d’honneur » izay fandraisana olo-manakaja sy olom-panjakana ambony eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Pr. Zafy Albert omaly. «Nahazo baiko, hono, ilay mpiambina fa tsy mahazo miditra ao ny Profesora Zafy Albert ary dia izy irery ihany fa ny ankoatra izay mahazo. Olona avy amin’ny FAT no nanome ny baiko fa tsy fantatra hoe FAT iza» hoy hatrany ny Profesora, hita fa teztitra. «Na amin’ny maha Filoham-panjakana ahy teo aloha ihany aza» hoy izy. Raha ny nambarany dia niharan’ny fahatezeran’ireo olona tonga nanatitra ny Delegasiona teny Ivato ity mpiambina ity ka nobatain’ireto farany niala ny varavaravana. Ary taorian’izay vao novahana ny varavarana ary dia toy ireo olom-panjakana rehetra ny Pr. Zafy Albert. Mampieritreritra ilay fihetsika!
Ny Tahiry R.
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:00
2. wiwiwi ( 03/12/2009 23:29)
Bedao de dakao ao hitsingina ery zay miseho mafimafy loha ao,zay ihany no nataon-dry zalahy tsy nety namoaka visas ho an'i Fetison tany Italie fa hoe nahazo baiko ,ataovy mahalala ny anaranreo tsara ao refa samy hifanaovana ihany
3. milamm ( 04/12/2009 00:20)
mbola tsy fay le voatifitra teny ambodimita ihany v les i lavanify de ny olo b taona ndray no analana vokona a,tsy avela miditra teny ivato ,efa fampitandremana io wanted or alive ra jokona eo lery io de isotro divay mandroatra za ra tsia de tsiafahy atsy ho atsy mbola be ny ho avy les lavanify ary zahay mankasitraka ny elimination direct a matatesa fotsiny valikitsaka :-D
4. patrick2002 ( 04/12/2009 13:17)
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
Efa hoe salon d`honneur ,fa tsy salon d`horreur . :-D :-D :-D
5. pikatti ( 04/12/2009 14:21)
Efa hoe salon d`honneur ,fa tsy salon d`horreur .

Miombon-kevitra aminao ndray aho eto rapaty
Tena horreur daholo no tao ary tsy maintsy nibôtina tery mba hidiran'ireo manana honneur =D> =D> =D>
6. bazylou ( 04/12/2009 19:00)
hay ve, beuuurrk e, neveriko fa hoe nobataindry lerony tao ry mirana sy noue, le aza :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5875