aiza ny SADC garantir ny accord vita sonia

1. vitamatavy ( 08/12/2009 21:43)
mila fanampahankevitra entitra ity accord vita sonia tany maputo ity satria efa ny GIC mihitsy no zimbazimbaina,aiza avy ireo pression international?
novalian'i pikatti ny 10/12/2009 20:45
2. AndriambyII ( 08/12/2009 22:05)
Ka ry zareo no nanapa- kevitra sy nanao sonia tany , tsy nisy referendum tsy nisy compromis fa dia didiko fe mpitondra fahiny foana no pretexte hitondrana ny vahaolana .Izaho manokana aloha dia nihevitra fa tokony moratoire fonctionnelle de ministere par ministere aloha no natao voalohany izay vao nifampidinika ny @ accreditation des postes a responsabilités via ce MAMPITOPY 3 , tsy misy valeur izany fifanaovana sonia izany au fond , pardieu !!!! :idea:
3. ifiona ( 08/12/2009 22:08)
inviténa any Maputo ts manaiky nefa avy eo mitomany hoe ahilika...

dia avy eo misabote avion an'olona.

Zany ka haratsian-toetra!!!
4. AndriambyII ( 08/12/2009 22:17)
Ny GIC GIC io foana anie ravitatavy no tena mitady handray ny toeran' i damocles ao dago ao hatramin' izay 1960 no makaty izay rehefa tena dinihana miadana ny tantara , tsy manana indrafo na dia kely fotsiny aza ireny institutions sy organisations mutinationaux ireny eo imason' ny malagasy kely.
Mila fihoirana tena matanjaka nefa kosa ampilaminana sy ampahamarinana tanteraka izy io!!
5. vitamatavy ( 08/12/2009 23:13)
aleo letsy izany ry antsimbiina hanao izay daniny kibony ny mafy be eto dago an,aza be menomenona raha mbola hisy be mokony noho i tgv io indray andro any :evil: :evil: :evil:
6. ramosekely ( 08/12/2009 23:16)
za indray aloha ry zareo dia mino aho f'efa nisy plan any hoe raha tsy manaiky ry tgv ,ary mino aho f'efa misy rasil koa pour an'ireo 3 mouvance eo ka aleo hifanjevo eo
7. fijo ( 08/12/2009 23:17)
hoavy ny be basy avy eo hanao ny ataony koa ka
8. badoboys ( 08/12/2009 23:24)
Mila fihoirana tena matanjaka nefa kosa ampilaminana sy ampahamarinana tanteraka izy io!!

Inona koa no dikan'izany resaka safobemantsina fotsiny zany

hoavy ny be basy avy eo hanao ny ataony koa ka

Aleo hifapitsako kely aloha fa tena tsy mamely ntsony tony atao ampilaminana tony

Zany ka haratsian-toetra!!!

Miseho andro aman'alina fa tena olona tsisy pointure prez na dia kely aza lezalahy io :roll: :roll:
9. AndriambyII ( 08/12/2009 23:53)
badoboys:

Mila fihoirana tena matanjaka nefa kosa ampilaminana sy ampahamarinana tanteraka izy io!!

Inona koa no dikan'izany resaka safobemantsina fotsiny zany

hoavy ny be basy avy eo hanao ny ataony koa ka

Aleo hifapitsako kely aloha fa tena tsy mamely ntsony tony atao ampilaminana tony

Zany ka haratsian-toetra!!!

Miseho andro aman'alina fa tena olona tsisy pointure prez na dia kely aza lezalahy io :roll: :roll:

Hita taratra foana ny fijaliana sy olana mianjady @ olona eto antany arakaraky ny soratanany.Miala satroka @ nao ra badboys raha nanafintohina ny teny nalefa teto , ny antony dia tsotra , tsy misy ny manana ny monopole de force de frappe aloha @ izao raha ny ankolafin- kery ao Mada no jerena , ary tsy maniry ny hisian' izany fifandringanana @ samy malagasy izany angamba eto , fa samy mitady ny làlana tokony haleha daholo ny olona. @ olona maro malagasy dia efa nodiavin' ny tantara ny herisetra maimaim-poana , raha isan' ireo olona nampiasa fitaovam- piadiana ianao dia tadidio fa ho isan' ireo ho ringana @ izany koa .Efa lalim- paka ary tsy azo hanaovana indro kely intsony ny vanim-potoana hiainantsika @ izao fotoana izao , fa izay tratra ambody atafana nanao ny tsy nety dia arakarak' izay ny fandehan' ilay tambin' ny ota nataon' ny tena . Miatrika ny lahatra sisa azo atao .

8) 8) 8)
10. badoboys ( 09/12/2009 00:15)
Miatrika ny lahatra sisa azo atao
.
Oadray pessimiste ve elah zany sa ahoana :?:
11. AndriambyII ( 09/12/2009 00:18)
Tres realiste ! :oops:
12. badoboys ( 09/12/2009 00:25)
lahatra :?: en politique il n'y a pas de fatalité que des solutions ry letia a peu importes refa samy manao ny lohany
13. AndriambyII ( 09/12/2009 00:33)
Mino ve ny olonmbelona fa azy mangarangarana sy mahaleo tena marina ny fahalalàna tonga ao andohany ? Tsy efa fatalité ve ny fisiany eto @ ity tany ity ? :x :x
14. andevo ( 09/12/2009 00:35)
Manao lohan'andevo koa ty rangah ty zany leuleu!!!
Filozofia sy politakan'inona ndray hono zany
15. AndriambyII ( 09/12/2009 00:40)
andevo:

Manao lohan'andevo koa ty rangah ty zany leuleu!!!
Filozofia sy politakan'inona ndray hono zany



:idea:
16. badoboys ( 09/12/2009 00:42)
Filozofia sy politakan'inona ndray hono zany

andriambilaka lesy a
17. AndriambyII ( 09/12/2009 00:48)
Etemenanki hajim ara ka iam hat rahaim bishmila varoum iadanah aminah !! :idea:
18. andevo ( 09/12/2009 00:52)
Etemenanki hajim ara ka iam hat rahaim bishmila varoum iadanah aminah !!

efa hita fa vavan'andevo ny anelah :* :*
19. ramosekely ( 09/12/2009 00:56)
@ MAHA ANTIMPANAHY AHY NO ILAZAIKO RY ZAREO FA TSY TOKONY ASIANA fanavakavahana , :evil: :evil: :evil:
20. badoboys ( 09/12/2009 00:59)
adikao hoe io resak'andevoandriambilaka io ry ramosekelyBE :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0882