aiza ny SADC garantir ny accord vita sonia
22. badoboys
(
09/12/2009 01:06)
Andriambill=ramosekely
Marina ihany le voalaza teo ,manao lohan'andevo nefa mitomany Andriambe :roll: :roll: :roll:
Marina ihany le voalaza teo ,manao lohan'andevo nefa mitomany Andriambe :roll: :roll: :roll:
23. AndriambyII
(
09/12/2009 01:13)
badoboys:
Andriambill=ramosekely
Marina ihany le voalaza teo ,manao lohan'andevo nefa mitomany Andriambe :roll: :roll: :roll:
Tsy i rawuiwui ihany ve io é , aza alefa lavitra loatra ny ompa sy ny ozona sao hanenjika anao aoriana ao .
24. andevo
(
09/12/2009 01:15)
Taiza elah no nahita olona nanompa teo zao??? ny hevitr'elah no ambany tsisy raisina fa boribory tsy lohany tsisy vodiny
25. AndriambyII
(
09/12/2009 01:31)
Tsy lohany tsy vodiny .? ambany ? On va vers les mots argotiques ? asymptomatiques ? Tsy misy olana raha izany fa ny tsy tiako fotsiny dia ny hamakian' ny ankizy ny resaka misoratra eto @ ity forum ity ,izay noheveriko fa mba nisy clivage matotra nefa dia toa mitovy @ hafa ihany , tsotra ary efa vitako ny mitsofoka hahalalàna ny olona mifandray @ itony site itony ,.entendons nous tres bien .
26. badoboys
(
09/12/2009 01:32)
Tsy mahita lazaina lesy andriambilaka ty dé lazainy fa manompa ny olona 8O 8O 8O , ny hevitra alefany no tsisy dikany raha tena dinihina
28. AndriambyII
(
09/12/2009 01:40)
Animateurs tena raitra i andevo sy badboys en fin du compte ,mais rien ne justifie leurs propos roturiers manoloana ny olona misera eto !
29. badoboys
(
09/12/2009 01:52)
Naika tsy hiteny ihany fa ny resak'elah mampihomehy fotsiny tsinona , hors sujet lava,eto zao ny lohateny; aiza ny SADC garantir ny accord vita sonia
dia ito no valinteny nomen-dragahy; tsy misy valeur izany fifanaovana sonia izany au fond , pardieu !!!! Inona koa no dikan'izany raha tsy lohan'andevo marina :roll:
dia ito no valinteny nomen-dragahy; tsy misy valeur izany fifanaovana sonia izany au fond , pardieu !!!! Inona koa no dikan'izany raha tsy lohan'andevo marina :roll:
30. AndriambyII
(
09/12/2009 02:12)
Tant qu'on est pas de tout bord , on aperçoit mieux les activités politiques politiciennes ,ohatry ny miseho @ ireny scenario efa voarafitra mialoha ireny MAPITATAPITAKA 3 sns , en periode transitoire no fahalalako ny gouvernement ao dago hatramin' izao , en transitoire hoy aho , izay midika fa tombatombana sy vinavina @ fandrafetana ny hitondra ny fanjakana aorian' ny fifidianana hatao @ ho avy ,azo soloina araka izay hitiavan' ny PHAT azy ireo olona nofidiana vonjimaika ao , ary afaka esorina tsy misy fierana koa .Ny fanasoniavana mapoto , adis abebas , tsy hampiova ny tantana voafehy @ herin' ny vanja sy ny foloalindahy , na hanao inona ianareo na hanao inona .
Fehiny accord dû a la SADC = caduque , mitsikafona , tsy manan-kery .
Fehiny accord dû a la SADC = caduque , mitsikafona , tsy manan-kery .
31. badoboys
(
09/12/2009 02:25)
Pessimiste BE io bandy io, lahatra e zanahary e razambe e zany no resahiny lery ao ,resaka transition zany leity tsy misy tsy mahalala an'izany eo,ary elah milaza solution moramora teo iny maninona raha lazaina hoe
33. badoboys
(
09/12/2009 02:34)
Nandrason ndray leity,ahoana ny inona fa tsy ty solution lazain-dragahy
34. AndriambyII
(
09/12/2009 02:38)
Mamaly step by step ah ra Badoboys fa efa hatramin' ny antoandro aho no teto androany , arakaraky ny humeur io .
36. AndriambyII
(
09/12/2009 09:21)
I ra wui wui sy pikatti ihany io ry bazily â !!badoboys sy iandevo hono !! ^:^ ^:^
38. AndriambyII
(
09/12/2009 10:42)
badoboys:
Mivovoa mankarenin-tsofina vao masinina sahady ve ry andriambilaka
Tsy nivoha angaha ny varavaram-pasana ra Badraodra ? sa tsy navelan' ny avelo niverina tany ambany rangolahy ny faty mitsangana ?
40. maryline
(
09/12/2009 12:17)
Ratsy tarehy mampatahotra sy mampanofy ratsy daholo ny ato izany marina VONJEOOOO E!
