aiza ny SADC garantir ny accord vita sonia
41. milamm
(
09/12/2009 13:08)
mitovy hevitra @ Andriambyll resaky ny moana sy marenina ireny fivoriana reny
niakatra ankeriny teo lavanify de hiala ankeriny eo koa satria tsy nisy nifidy,tsy azo ialana ny herisetra ahatongavana @ zany,zvmisy sy iainana zay ra mbola mitarazoka ny toedraharaha
niakatra ankeriny teo lavanify de hiala ankeriny eo koa satria tsy nisy nifidy,tsy azo ialana ny herisetra ahatongavana @ zany,zvmisy sy iainana zay ra mbola mitarazoka ny toedraharaha
42. pikatti
(
09/12/2009 14:37)
I ra wui wui sy pikatti ihany io ry bazily â !!badoboys sy iandevo hono !!
Aza mandany andro maminany lesy elah Billy a!!!
Ary lasa tena nandaitra ilay fivoriana nolazain'ny Rajoelina fa provoc', zao nedala ndray ty no voafandrika
:idea:
44. vitamatavy
(
09/12/2009 21:27)
dia ahoana hoy chissano fa tsy heno2 mihitsy ,sa efa niketrika ny hanao surprise :roll: :roll: :roll:
46. pikatti
(
10/12/2009 20:45)
Toa nakany Londres lery après ,ka asa na France vs Anglisy ve ,
vao haingana teo mantsy i Sarkovy no nitaraina be fa ny Anglisy hoy izy il y a 20ans 10 fois moins riche nefa @zao fotoana izaon 20 fois plus riche nohon'ny Renimalala !!! Ary dia rangitra be ry bekilaoty zao ka aleo ry zalahy mpanjanaka ndray no hiady ao e :-D :-D :lol: