la frantsa
1. fijo
(
10/12/2009 23:07)
FP - La France "dément énergiquement" des "rumeurs absurdes" accusant son chef de la diplomatie et les services français d'avoir cherché à "préparer un coup d'Etat" en Guinée, et rappelle la "priorité" de la tenue d'élections, a déclaré mardi le porte-parole du Quai d'Orsay.
ary la frantsa manenjika mpanao "coup d'etat"
aty la frantsa manohana mpanao coup d'eta"
aiza ihany re izy ity la frantsa e??????

novalian'i xxxw ny 11/12/2009 18:05
2. fijo
(
10/12/2009 23:12)
"La junte qualifie l'attaque contre Dadis de "tentative de coup d'État"
de rajoelina koa ao mada milaza fa manao coup d'etat" ny ankolafy hafa???????sao dia misy sekoly fampianarana manongam panjakana ary,fa toa mitovy le zavatra aroso rehefa misy ny olana?????

3. milamm
(
10/12/2009 23:19)
fijo > jereo fotsiny ny OIF zay groupe mpanelanelany frnatsay fa tsy nety tonga tany namonjy Maputo3 nefa nasaina refa nahazo briefing avy @ quai d'orsay niaraka t@ andry tsy handeha
5. rabaradaka
(
11/12/2009 07:28)
Tsy ho ela dia ho vita koa ny amin'ny La France, tsy mila azy intsony ny gasy afa-tsy Andry TGV
6. papala
(
11/12/2009 10:46)
ka efa nazava anie ny raharaha e! vao niatomboka mihintsy io korontana TETO ANTANANARIVO io dia ny société FRANTSAY rehetra dia tsy nisy nikitika mihintsy , tsy nisy nandoro, tsy nisy sahy nanapotika........!TENA NAZAVA BE MIHINTSY!
7. bozyboleta
(
11/12/2009 13:24)
Efa elabe no efa fantatra fa tanan'i lafrantsa no mitrotro an'i tgv.
Fa ny mahalasa saina kely fotsiny dia ny vesatr'i lafrantsa @ ireo CI eto Madagasikara (USA, RSA, EU, China,...) ka mahatonga an'ireo toa mi-dawawa manaraka ambokony sy toa miandry "baiko" amin'i lafrantsa koa.
Mbola tsisy hetsika matotra nataon'ireo aloha hatreto fa toa entin-dragova frantsay manambitamby an'i tgv foana, dia lasa.

8. patrick2002
(
11/12/2009 14:41)
efa ela izay ,tsy mila frantsay izay nefa eo ihany !
Haleonay rangaha frantsay fa izy no mividy ny crevette ,café, litchi ,girofle nay malagasy ah!
Tsy mila sinoa hivarotra rovitra akanjo aminay izahay ,
Tsy mila rainiboto hivarotra fiara tsy taka-bidy aminay izahay .
Halefaso lavitra ny fisainana fa tsy ny fankahalanao frantsay akory ny ampatanjaka anao .
tena hataoko @ fomba ambany mihintsy ny fanazavako ,mba hampisokatra ny sainireo gasy enti-po fotsiny .
Mazava angamba izay ,raha haazonao io dia hiditra @ lafiny tekinika ambony kokoa izao ,fa raha tsy azonao io ,dia homeko fanazavana hafa indray ianao .

9. AndriambyII
(
11/12/2009 15:39)
papala:
ka efa nazava anie ny raharaha e! vao niatomboka mihintsy io korontana TETO ANTANANARIVO io dia ny société FRANTSAY rehetra dia tsy nisy nikitika mihintsy , tsy nisy nandoro, tsy nisy sahy nanapotika........!TENA NAZAVA BE MIHINTSY!
Ka na ny sudaf aza niseho azy ho be fitetika tao Mada tao koa ?? de quel droit ose t-on se meler des affaires politiques internes d' un pays ?? la corée , les mozambicains , les pays membres de la CEDEAO , la SADEC ?
11. xxxw
(
11/12/2009 18:05)
Rencontre, jeudi après-midi à Ambohitsorohitra, entre Andry Rajoelina, et les ambassadeurs Union européenne, des Nations Unies, de la Russie, d’Allemagne, des Etats-Unis, de la France, de la Libye et d’Afrique du Sud.
de quel droit ose t-on se meler des affaires politiques internes d' un pays ??8O