tsisy maharaka

1. andreasr ( 11/12/2009 11:56)
c fou ce que any amadagasikara zé président rehetra tao dia tsisy mahavita ny mandat ani tranquillement mihintsy, en + refa misy olona tia anova fitondrana dia vo may lasa en décadence b mintsy ndray madagasikara
normal:akotranRATSIRAKA TSISY MBA NANAO étudena science po akory ka aiza moa, mpivarotra ronono ve tsi izy koko na panao pub vé
c dingue, fa nga dia tsy intello sahy milatsaka ho président mintsy é?(tsy mitebny a akory hoe vendrana ny président teo aloa fa mba hoe olona tokony nianatra mombany politika sy ny karany vo mba miditra hoe président fa tsy zé te anao akory dia offf roul ma pool quoi)
zao zao tédaviny frantsay atao main d'oeuvre pô chere ny malagasy........mafi ka!!!!
ozizy Rossy zay hoe ny nandehanako tany @13 mai 72 ary mbola anenenako (tsy dia zay loatra lé phraseny fa c à peu prés ça j crois)
breff BON COURAGE ALO HO any malagasy e
répondu par nancy le 11/12/2009 22:35
2. patrick2002 ( 11/12/2009 15:10)
amiko aloha ny asana filoha tsy miankina @ fahaizana fa miankina @ fahalalana .samy hafa ireo ka ny fahalalana tsy hilaina fipetrahana ambony dabilio ,fa rehefa mandinika sy mandalina ianao dia izay no hiulaina .
Ny olana izany ny filoham-pirenena malagasy rehefa tonga @ toerana mahafiloha azy ,tsy azo hatoro intsony ,dia miaro ny sezany sisa ,mangala-bato @ fifidianana, resaka akamakama no hapetraka @ toerana nefa tsy mahay ny andraikitra tazoniny (népotisme) ,manakatona Radio ,sy television ,ary gazety tsy mitovy hevitra aminao,
Dia voatery resaka fanakorotanana ihany no hanalana azy eo ,kanefa raha vao miditra amin`izay no hangalana ny fitondrana dia , ny souverainté an`ilay firenena mise en jeu ,dia tsy maintsy maka fotoana indray ny Communauté international ,vao hi reconnaitre an`ilay mpitondra vaovao ,dia fotoana lany daholo izany.
3. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:27)
Dia voatery resaka fanakorotanana ihany no hanalana azy eo

vive tgv
vive tgv
vive tgv
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. bazylou ( 11/12/2009 18:17)
ka ny gasy anaie favy daholo e, samy te hizity hitondra eo daholo satria vola mora azo io razokiny be a; sady ny intelecta gasy aty andafy daholo fa tsy misy sahy midina sur terrain izany. aleo aty toa izay hiady ho an'ny taniny. i Ratsimamanga irery no intelecta sahy nody , ny ambiny boooff beurrrrk daholo :-P :-P :-P :-P
5. xxxw ( 11/12/2009 18:23)
Ratsimamanga irery no intelecta sahy nody
=D> =D> =D> =D>
6. nancy ( 11/12/2009 22:35)
K'inona tsy hodianao fa ilaozanao mijanona aty? sa de efa aseho ny olona rehetra fa tsy te hiady hoan'ny taninao enao fa vava fotsiny no savony be eto amin'ny forum eto?

bazylou:

ka ny gasy anaie favy daholo e, samy te hizity hitondra eo daholo satria vola mora azo io razokiny be a; sady ny intelecta gasy aty andafy daholo fa tsy misy sahy midina sur terrain izany. aleo aty toa izay hiady ho an'ny taniny. i Ratsimamanga irery no intelecta sahy nody , ny ambiny boooff beurrrrk daholo :-P :-P :-P :-P



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506