vita tanteraka ry zefa labiera le aza

1. bazylou ( 11/12/2009 07:42)
inona ko amoa no irahrahahin'izay tgv an'ireo prezda anti dahy telo lany daty ireo , vive tgv, io ihany no ady eo. :-P :-P :-P
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:13
2. patrick2002 ( 11/12/2009 14:52)
Ny antitra hono fanaja ra-bazil ah! :lol: :lol:
3. AndriambyII ( 11/12/2009 15:19)
Na dia antitra mitapolaka tsy mahita afatsy ny lelony miraraka aza dia mbola atao foana hoe mahavita azy foana éééé !!! tttssssss :-w :-w ^:^ Mihena iray ny bonus 'nareo !!!
4. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:28)
Miampy iray ny malus
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. bazylou ( 11/12/2009 18:05)
ny antitra ohatr'ireny ve =?? tssss le aza, tsy aleo manaja ny trondro ao amin'ny rano maimbon'anosy , :-P :-P :-P
6. xxxw ( 11/12/2009 18:08)
Tsy ny ranona'Anosy fotsiny no maimbo izao fa ny Tana sy Mada manontolo :lol:
7. terrywui ( 12/12/2009 10:26)
inona ko amoa no irahrahahin'izay tgv an'ireo prezda anti dahy telo lany daty ireo , vive tgv, io ihany no ady eo.

EFA RENLAH MOA LETY RABAZY LE HOE ANTITRA MITONATONANA HONO DE ANY ANKADY VAO MAMPORIATRA SOAVALY


ANTITRA TELO BE IZAO

SADY VESA BE :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. terrywiui ( 12/12/2009 11:13)

VIVE R8
VIVE R8
VIVE R8
BON ANNIF (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0607