Mampihetsi-po

1. hana ( 04/12/2009 11:23)
Léa, zazavavy Malagasy eto France 14 taona monja dia mamoron-kira tsara be, mihira sy mitendry. Tena manana talenta miavaka.
Mahafaly raha toy izao no ahalalàna antsika Malagasy
http://www.youtube.com/watch?v=TofpGqwZMIA&feature=player_embedded
2. Lejoba ( 04/12/2009 13:06)
sady sipa manjakely. Latsaka hatr@ ranomason'ny jury sy ny any @ régie marina! Ny mpijery moa izany tsy lazaina intsony.
:-* :-* :-* ^:^ (l) (l) (l)
3. andreasr ( 10/12/2009 10:24)
je suis tout à fait d'accord hoe elle chante trés bien fa le fait que c incroyable talent je ne vois pas en quoi c incroyable bcp de gens savent trés bien chanté non? c pô incroyable mais je reconnais qu'elle chante à merveille
4. ni81 ( 12/12/2009 21:18)
5. tywa68 ( 12/12/2009 22:12)
tsy mbola naheno ny feo manga ato @ serasera marina, lay tantarany angambany no nahatonga azy hoe émouvante kokoa, manana talent hono :D
6. fahamarinana ( 13/12/2009 10:35)
:arrow: Tywa :hs tanteraka ndry !:-P
Ilay izy mahay mitendry sy mamoron-kira koa no isany hitiavako azy ,ilay tantarany manokana koa moa maha-ontsa rahateo !!Inoako ihany koa anefa fa maro no mpihira manana ilay talenta fa vitsy koa no dsahy mipoitra mandeha amin'ireny fandaharabna ireny,zany hoe vitsy no re sy heno eny ho eny Dia izay mba eo zany no ankasitrahana sy tiavina mandra-piavin'ny hafa izay hinoako fa maro ihany koa ! :D (l)
7. tywa68 ( 13/12/2009 15:40)
marina aloha hoe aleo ankalazàna zay sahy miseho vahoaka fa hiandry ny mpiafina any ambadika any ve hahaha ! fa ny tena tiako ambara anie d hoe be ny gasy no mahay mihira sy mitendry, f'izy zany no sahy nizara ny fiainany e, indrindra hoe natsangana, nisara-toerana @ kambana aminy sa rahavavy ?? blabla... :lol: zay rangahy efa naheno manga feo hafa koa an :D
8. kotobekibo ( 13/12/2009 16:06)
faham, tywa68 > nareo 2 izao tokony hitsangana hanolo tena ny gasy mihitsy nefa manafi-talenta fotsiny , satria tsy tia misehoseho :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0616