hivoaka tsy ho ela ny gadra politika

1. zama91 ( 02/12/2009 10:37)
ho afaka tsy ho ela Ireo gadra politika eto @ serasera; ry pikatti,terrywui,sy fianakams,ny zoam ry vitamatavy,dafonois ,ry mirananirina,ifiona,rapa2002,ry fijo ry papoose,ry
rybazylou,mbola ao ihany koa ry ronaldo.Hoavy tsy ho ela moa ny fetyka dia hisy valisoa an'ireo gadra politika eto @ seraserara ireo (l) (l) (l)
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 19:58
2. pikatti ( 02/12/2009 11:47)
rawix tsy mahazo mihoatra ny 15km ny tranony :-D :-D gravy koa anie lesy zay nataony t@ iny nandositra anah t@ sabotsy iny e, zao lery misy bracelet électroniqu e any tsssss,ka ny blem any @ lah efa ho 30km ha ha ha tsisy fika zany fa elah no manatona zao de mba hitondrao voasaryao aloha lery :-D :-D
zoam ry vitamatavy,dafonois ,ry mirananirina,ifiona,rapa2002,ry fijo ry papoose,ry
rybazylou,mbola ao ihany koa ry ronaldo.

Ary aiza daholo tokoa lesy reo klé , de tsisy nanloa caution ve de tsy nahazo libérté provisoire :lol:
3. zama91 ( 02/12/2009 12:00)
dia izany ry pikatti fa dia hoe nitsoaka hono toi vao nahita an'i andrywui,fa inona no tena marina e
4. pikatti ( 02/12/2009 12:10)
Taiza lesy elah nahita anah hitsoaka zany lé,nambesako teo @ varavarana lery ,anontanio leity i Andry a, hitan'elah zah le niantso anelah iny ,niambina an nedala zah fa kay efa niporitsaka lery ,tsy henony akory kay zah le nisaotra ny mpanatrika rehetra tao iny ,jereo anie ny resany ao ambany ao e,tsssss rawix ve lesy de henoinn'ela teny klé :lol:
koditra be lery fa bandy dimy lahy izay no manadroadro anlery tao aorinany tao ,ary kobony ihany anie zah fa vonjeo aho ré tongotro no tao an-dohany
5. zama91 ( 02/12/2009 12:34)
mba hafatra nampitaiko satria ra wiwi niresaka tamiko dia hoe nifanao aloha sy aoriana hono lisany mitsam dia samy mody fanina indrindra fa ialahy hoy lery ,alefaso ny sary mba ho jerenay eto e
6. zama91 ( 02/12/2009 12:37)
mivoha ialahy ra wiwi mba ho jerenay ny kaozin'elahy tany an
'lisany sy pikatti izao no gadra politika malaza eto @ serasera :-D :-D :-D
7. pikatti ( 02/12/2009 12:59)
elah sy bazylou koa ary nolazan nedala fa tany ,elah oz nitsôka be fa rabazy tonga de nipoitra :lol:
8. zama91 ( 02/12/2009 13:11)
za lesy tsy tany ry rapikatti t@ sabotsy teo ,raheno an'izany aho tonga nijery an lisany tany,sady izaho tia hira evangelique
9. zama91 ( 02/12/2009 13:12)
raha afaka ialahy sy ra wiwi tongava aty antrano dia asiana revy kely eh
10. MRifiona ( 02/12/2009 13:29)
Ary aiza ny invitasiônay sy Madama
11. booboo ( 02/12/2009 13:38)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. maryline ( 02/12/2009 13:41)
zama91:

za lesy tsy tany ry rapikatti t@ sabotsy teo ,raheno an'izany aho tonga nijery an lisany tany,sady izaho tia hira evangelique


sao mba mahazo mandeha kou zah fa zah mantsy mpihira gospel , sady eny akaikinareo eny zah no mipetraka
13. zama91 ( 02/12/2009 14:09)
tongava koa ialahy satria fianakams ra pikatti ela,
14. kidoropamba ( 02/12/2009 14:35)
Ndana manatevindaharana amin-dry Bertrand Aristide nanao sesitany any afrika atsimo any Ravalon-doza e.
Ao ianareo roalahy miresaka baiboly ao: bertrand aristide (Haiti) katolika, ianao Ra8 (Madagasikara) efijikaéma. HIN HIN HIN HIN , daka voude hoa no mendrika an'ela. Tssssss!
15. zama91 ( 02/12/2009 15:10)
tsy misy hidiran elahy kory le kozy
16. antimpanahy ( 02/12/2009 15:19)
Asio fifanajana ny resaka fa manjary mampiady atsika eto amin'ny serasera
17. terrywui ( 02/12/2009 15:37)
vitamatavy , pikawui , piikati, feticon,ra8enforce,virijiny ,rainivoanjo,noueandrywui, batista
,JEREO AMIZAO ANIE RY LETY NY HADALANA EFA VITANLAH E ....


Fa izao lety no tena kozy marina a! zah lety ra zama91 naesonlery teo fa nasaiko nitsangana lery de tsy nety fa nanoko tao ambany seza tao iany ah ! de refa nirava lery tonga de nipitsika fa za aza mbola niandry an'i Rija! iny le nokoziko anlah iny ! fa lery no nitaritarika anreny bandy akamany reny nedala !!
sady lery anie lety tsy koboko mitsy fa nisy 5 na 6 lahy any mitsy angamba ry lerony teo e ! fa iray amreny nedala ..! mety le teny amn sisiny lery angamba fa le bandy teo am sisiny no tena nody fannn be ..! de le sipa no nasaindry lerony himeme teo fa ry lerony mody fann be daholo teo ! sady tsisy nikozy nairay aza e !
18. terrywui ( 02/12/2009 15:46)
tena fann ah aloha oe iza lery e! lery alou tsy le rangah Mr Pierre iny fa haiko tsara iny ! tsy mahay teny gasy vadinle madama Hanitra ! fa le teny ankaikikaikiny teny reny no le fatsoralahy ..! fa mahay miafina lozantany lery ! za ane lety nnasainlery nitsangana e ! oe mitsangana elah fa tonga de koboko ozy lery fa eto ampototry ny baffles eto ah ! za ndry ozy ngama eto ampovoany eto ! fa gaigy lery rah hampiesona alou e! vitanlery tsara mitsy ah ! fa tena nihomeme i mme hanitra vao gaga aho oe eto akiky eto lay TIM be hafetsena iny le hin hin hin hin hin !
19. pikatti ( 02/12/2009 19:58)
marenina lesy elah wiwi a :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1686