raikitra indray ny Maputo e!!

1. andry44 ( 03/12/2009 01:50)
Raikitra t@ ora farany efa alina be ny Maputo manaraka!!
Mapimé ireto mpanao politika-tsika ireto kah :-D :-D Miharihary ny tsy fahampian'ny fahamatorana ka mahamenatra!
Nisy voapresy mafy tao an!!! :^) :^)
Asa na ho teraka any ihany ty gouvernement fa toa goverenemanta tsy mety masaka raha ilay izy koh!
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:10
2. milamm ( 03/12/2009 02:40)
fandanian'andro fotsiny le izy e,efa impiry fa de nandamoka nitsapahana i lavanify na ny fifanarahana tao addis-abeba na ny maputo ala nenina farany izao na ireo vondrona iraisampirenena aza lehttp://www.un.org/apps/news/story.asp?NewsID=32989&Cr=madagascar&Cr1o tsy maintsy hanameloka ireo izay nanao sonia tsy nahatanteraka ny andraikiny(ny firehany lavanify manararaotra mangorona farany izao,tompon'antoka mampihitsoka ny fiainampirenena sy manao takalon'aina ny safidiny rehetra hamerenana ny toe-draharaha @ laoniny)
3. patrick2002 ( 03/12/2009 07:19)
Sitrany ahy endemnité kou !
Rehefa mitsangana indray ny governemanta dia asina maputo 4 indray fa tsy nanaiky ny mouvance Zafy fa kely loatra ny budget homena ny ministera ,
Dia hasina maputo 5 indray fa nangataka fanemorana ny fifidianana ny mouvance Ratsiraka fa tsy lavorary ny lisitry ny mpifidy dia tsy nanaiky i Andry .
Ainsi de suite :-D :-D :-D
4. kidoropamba ( 03/12/2009 10:16)
Ny olona hany tokony henoina dia anakiroa ihany: Noel Rakotonandrasana sy Andre ndrenarijaona. Io ihany. Raha voafehy io dia voafehy ny tetezamita.
Mahazo mitomany Niels, Mahazo mandeha an-gaboné ry louis Michel, mahazo sakanana ny Agoa, fa raha tsy manapaka Noel sy André dia tsy misy zavatra ho tanteraka eo.

Io no hitiavako manokana an'i Noel sy André. Tadidio fa ao anatin'io anarana roa io dia misy "ANDRy"(andré) sy "rajOELy"(Noel) ao.
5. pikatti ( 03/12/2009 10:23)
Ny olona hany tokony henoina dia anakiroa ihany: Noel Rakotonandrasana sy Andre ndrenarijaona

Diso elah fa manilika any @ Ralavasanga koa azy ry zalahy reo zao

En écho aux déclarations des 3 mouvances hier au Carlton réclamant le retour des anciens Présidents à Madagascar, déclarations hier du ministre des forces armées, Noël Rakotonandrasana : « Le retour ou non de Marc Ravalomanana à Madagascar dépend du Président de la Transition, Andry Rajoelina ». L’ancien colonel mutin du CAPSAT de poursuivre : « Les forces armées obéissent aux ordres du Président de la Transition ». Et de conclure sous forme de question: « Ceci étant posé, qu’apportera au pays le retour de Marc Ravalomanana et de Didier Ratsiraka ? ». Rappellons qu’il y a quelques mois encore, les forces armées avaient déclaré étre farouchement opposé au retour de Marc Ravalomanana à Madagascar
6. kidoropamba ( 03/12/2009 10:36)
Mafonja ange izany hevitry Noel izany é: "« Ceci étant posé, qu’apportera au pays le retour de Marc Ravalomanana et de Didier Ratsiraka ? ».

"Andr. oel"...hoa no sefo deba amin'ity transition ity.
7. pikatti ( 03/12/2009 10:39)
ka io no lazaiko anelah fa manomboka mifanilika andraikitra @ io fikatsoana io ry zalahy ao @ HAT sy ny Capsat,
Efa tsisy mandeha @ laoniny ntsony mantsy ka samy tsy te ho vaon'ny tsiny ny foza mianakavy
8. esserra ( 03/12/2009 15:43)
Ny ankolahy telo aloha izao mety ho any , ny tgv kosa dia en panne ao @ gare Soarano
9. fijo ( 03/12/2009 20:45)
hhhhiiiii tsy nahazo raopilanina indray zandry kely
10. bazylou ( 04/12/2009 19:10)
ka nytgv ko aanie asa fa tsy fivoriana fanalana hidihidy etsy sy eroa e, vie tgv :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9704