Eugène Mangalaza
1. pikatti
(
03/12/2009 09:43)
PM anarany fotsiny Eugène Mangalaza fa ry zalahy RoindefoII manao zay saim-pantany no sady manararaotra ihany @ "magoiulles en tous genres"
ry Hery Rajaonarimampianina, Ministre des finances et du budget,ry Calixte Ramiandrasoa, Ministre de l’environnement
http://www.tananews.com/
ry Hery Rajaonarimampianina, Ministre des finances et du budget,ry Calixte Ramiandrasoa, Ministre de l’environnement
http://www.tananews.com/
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 18:59
2. Rajakoo
(
03/12/2009 10:27)
Matoa ireo ministra ireo mibodo toerana dia ao raha , ary manomboka mivoaka tsikelikely eto daholo ny fika maimbony,ary io hitohy foana io ampamoaka io raha mbola be zesta Rajoelina io
Ampinanan-dry zalahy ny pressions tao io mandra-pipotsany
Ampinanan-dry zalahy ny pressions tao io mandra-pipotsany
3. pikatti
(
03/12/2009 10:29)
Mangalaza koa hotran'ny tsy reven'i Deba ntsony , misy raha ty politika made in Mada ty ry zalahy,
4. kidoropamba
(
03/12/2009 10:38)
Mangalaza no mahafehy ny governemanta tetezamita afaka hanao fifidianana madio sy malalaka. Na reven'ny Deba io na tsia, Mangalaza izao no voatendry hanao an'io asa io. Teboka.
5. pikatti
(
03/12/2009 11:07)
Inona ihany ary no revein'elah ty?????
Raha manohany an'i Andry elah , de lery no tsy mahafehy ny ministra RoindefoII
ary aza afamadika le kôzy fa ataovy sérieux,ary raha manaiky elah fa Mangalaza no ho eo de tsory fa i Andry no tsy mahasahy manala an'ireo ministra tsy manakery ireo nefa dia mbola manao dohika hotran'ny foza rehetra ihany
Raha manohany an'i Andry elah , de lery no tsy mahafehy ny ministra RoindefoII
ary aza afamadika le kôzy fa ataovy sérieux,ary raha manaiky elah fa Mangalaza no ho eo de tsory fa i Andry no tsy mahasahy manala an'ireo ministra tsy manakery ireo nefa dia mbola manao dohika hotran'ny foza rehetra ihany
6. Rajakoo
(
03/12/2009 12:17)
Ny ministra TGV sy ny zirizirin'i Andry ihany rakidoro no tsy azahoan'i Mangalaza miasa fa aza odiana tsy hita :evil: :evil: :evil:
7. kidoropamba
(
03/12/2009 12:25)
Fanontaniana tsotra fotsiny àry é: Inona no tsy asahian'ny TGV manala an'ireto ministra ireto?
8. kiidoropamba
(
03/12/2009 12:48)
Hommes de mains anay mianakavy ry zalahy reo ka noho izany dia tsy azo asorina raha tsy feno tsara aloha ny paosy alohan'ny handrosiranay mianakavy any la francia
9. pikatti
(
03/12/2009 13:12)
Efa hita va zay no tena paikan'ireo staff TGV reo , efa fantany fa ho rava tsy ho ela sady transition ihany io dia manangona fotsiny tsisy tombontsoa ho an'I Ramalagasy akory sisa izy ty
10. kidoropamba
(
03/12/2009 13:32)
Raha izay dia soa ihany fa mbola mijanona eo TGV satria tsy misy olona hino fotsiny ihany izany resak'eh izany.
12. kidoropamba
(
03/12/2009 13:41)
Ka mba hinoako anao dia iza no tena mpanangona ao? satria tsy mba mahita fanangonana eo ambohitsirohitra mihitsy aho e. Aza manao resak'ehy hoa fa mba serieux kely amin'izay.
13. pikatti
(
03/12/2009 13:44)
tsy hitan'elah ve reny capsat nanao resaka teny @ lapa reny e, lazaina fa tsy nahazo alalana dia ahoana ??? nanao forcing zany ry zalahy sa mouvances Rajoelina reny :idea:
14. terrywui
(
03/12/2009 14:27)
ahoana lety rapique a...! ari toa faizindry zalah be saina elah zany ao kléé !!! maninn ra mamaly lety aaaa;....! ten itak mapalaelo mits elah hanaovan'i bainnn azi le !! kozy e !! zara elah rah mahavaly ..! 'anga lety tena tsy laiqtra lery ????? ..§ ary taiza alou elah no niafina tery a saint ouen iny ee! sao de to amban seza le ee??
15. pikatti
(
03/12/2009 14:48)
raha tsy ANGILETERA elah de antimpanahy , ny hitovizany dia samy midelira daholo :-D :-D :-D
16. esserra
(
03/12/2009 15:29)
TGV à la va-peur ,fozatay matahotra dinika :idea:
Tsy misy hafa @ Rajoelina mandositra io ihany :roll:
Tsy misy hafa @ Rajoelina mandositra io ihany :roll:
17. bazylou
(
04/12/2009 19:12)
ka izy aza hoe mangahazo ka inona moa no ho vitany ,, sady efa mangahazo maina i lery izao, beuuurrkkk :-D :-D :-D :-D
