vaky trano eny andoaranofotsy.

1. fijo ( 26/11/2009 22:42)
raha mamaky gazety ianareo,dia mahita,fa nisinisy ny vaky trano tao andoharanofotsy tao.
raha ny vaovao heno(avy aminn'y olona mipetraka eny)asa ravato raha hafaka hanamarina azy io,fa ny vaovao heno,dia ny "milisin'i alin ramaroson" no mamaky trano rehefa tsy mahazo vola avy any aminy.
nisy tsikaritry ny zandary teo antoerana ry zalahy,ary efa arahimaso izao.ka asa.
2. patrick2002 ( 27/11/2009 02:30)
Ahoana indray izany ra-Fijo :lol:
Dia azo lazaina ho gadra politika koa ve izany Alain Ramaroson raha hogadraina amin`izany .
Izay no hataoko hanareo hoe tokony hisy famaritana ity hoe gadra politika ity ,fa tsy izay mpanao politika gadraina akory dia lazaina fa gadra politika ,
Rehefa manao heloka ianao dia tokony gadraina ,fa tsy hoe rehefa mpanao poliyika no gadraina ,dia gadra politika izay ,ao ireo manao cheque sans provision, mangala vola-panjakana ,manondrana bois de rose ,volamena ,mampiditra entana tsy mandoa ladoany , manjono makamba tsy nahazo alalana ,mi violé zaza tsy ampy taona , manapoaka baomba etsy sy aroa ,dia tsy azo gadraina hono satria mpanao politika ,loza ...loza.,
3. xxx1 ( 27/11/2009 08:07)
Sao dé ny tranon-dravao torana mihitsy no namboarin-drazalahy matoa tsy mamaly izy. Aza hitako.
4. hery ( 27/11/2009 08:45)
patrick2002> Niova ilay sujet... fa na izany aza tohizako hoe. Mampatsiahy an'i Kotity sy Pety sy Voninahitsy Jean Eugène ianao izany.

Toa nafahan'i TGV ireo fa hoe "Gadra politika" :-)
5. terrywui ( 27/11/2009 08:55)
Toa nafahan'i TGV ireo fa hoe "Gadra politika"
fa gadra tamin'inona ndray ireo ra-hery a! ??? nangalatra ve ?
---tadidio tsara fa samy namono na ny ankolafy Ravalomanana na ny ankolafy Ratsiraka ...!! ny andravalomanana aza nanafika ny any amin cotes taminireo reservistes 5000lahy izy ..! tsy efa nisy 1000mahery raha tena atao kajy ny tany amin faritany maty ...! tao Ambilomagodra , Ambanja ,Brickaville ,pont Zafy Albert (ambalanjanakomby ,Abelobaka (berivotra (majunga) ...firy ny olona notifirin'ny reservistes milisindravalo tamizany ??....fa tsy lazaina hoe mpamono olona ireny fa i Colonel coutiti nanafay ireo TIM tany amin'ny faritany amin'ny maha-politika ilay ady de nahorakareo teto Tananarivo hoe mpamono olona e , zao e , iza koa no olona novonoin'i Pety na i Voninahitsy ?? sao de mbola mitady hanohy ilay dinika natsangako etsy ambany ary zany hevitra avokanareo zany ?? eo amin'ny karazan'ilay olona fotsiny angamba no handetehana azy ...!
6. terrywui ( 27/11/2009 08:59)
Pety sy Voninahitsy tena gadra politika mihitsy ...! halako bika tsy tiko tarehy satria tsy TIM ....zay le izy ...!!

coutiti ndray ..! ny nataon'ny reservistes ihany no navaliny taminireo TIM tany aminy ..! normal be zany satria tifitifirinao ve ny AREMA sy ny mpomba andratsiraka rehetra de izy miaramila anefa de hitazampotsiny hanaiky resy eo !! .. miaramila anie iny ee...!
7. Mirananirina ( 27/11/2009 09:00)
Eny aminay izany vaky trano izany....Sao ny tranonay???
Aleo aloha hatsoina haingana ny any.
8. terrywui ( 27/11/2009 09:08)
Mirana tsinnn be wawawa be eto loatra ka aiza no tsy ho pehan'i penguin ny tranonareo ..! sakaiza manody zany leiny ..! zay no tsy ahitana azy tsony teto ..! nanamboatra ny tranonareo ..! inona daolo no nopehany tao ry Mirana ??
9. ifiona ( 27/11/2009 09:21)
Et qu’on ne nous dise pas non plus qu’il faut respecter les procédures judiciaires pour les autres prisonniers politiques, car ce serait oublier trop vite la libération hâtive de ces prisonniers se disant politiques, mais condamnés pour des dossiers de droit commun.
10. terrywui ( 27/11/2009 10:44)
nanahoana le tranondry mirana vaky zany ? be ve ny very ?
11. pikatti ( 27/11/2009 12:20)
Rehefa manao heloka ianao dia tokony gadraina ,fa tsy hoe rehefa mpanao poliyika no gadraina ,dia gadra politika izay
message


ilay @ contexte fanonganam-panjakana lesy zany rapaty a, izay teo aloha nitondra satria tsy mitovy opinions @ lah ara-politika dia nampidirina am-ponja fotsiny izao,
tsy izay mpangalatra akoho na mpangaro-pôsy ery no hafangaron'elah @ gadra politika

i Ramaroson raha gadraina dia bandit mitovy @ reto bandy nangalatra volamena tao Ambohitrarahaba

http://www.gazetiko.mg/gazetiko//index.php?option=com_content&task=view&id=8801
12. Mirananirina ( 27/11/2009 13:54)
Mirana tsinnn be wawawa be eto loatra ka aiza no tsy ho pehan'i penguin ny tranonareo ..! sakaiza manody zany leiny ..! zay no tsy ahitana azy tsony teto ..! nanamboatra ny tranonareo ..! inona daolo no nopehany tao ry Mirana
nanahoana le tranondry mirana vaky zany ? be ve ny very
Nahoana re no dia haratsiana ny tgv ry terry ô.. :�) Izany hoe manao ratsy foana amin'izay contre azy izany...hihihi...Izahay ary moa mahantra kely ,inona no angalarany eny aminay??Sa vilany sy vilia angaha :cry: :cry: Ilazao anie izy ry Terry hoe:aza mamaky trano hono hoe fa hendre tsara dia hoento tsara ny firenena.
13. terrywui ( 27/11/2009 14:01)
efa noteneniko i penguin defa nanaiky izy mirana a ...!

fa tsisy naratra ve tao aminareo tamzany vaky trano zany ? very daolo zany ny vilaninareo ?
mankanesa am hotely alou zan mirana refa noana a !! :* :* :-* :* :-* :* :-*
14. nanjakely ( 27/11/2009 17:04)
oay lty e hay ve nisy mpisera voa tamle vaky trano io tato 8O 8O
15. bazylou ( 27/11/2009 17:33)
ka efa hoe i mirana nie hono no vakindry lerony tao e, :-D :-D :-D :-D
16. fijo ( 27/11/2009 19:58)
pety ve no atao hoe gadra politika?????hay kosa.
17. vitamatavy ( 27/11/2009 20:13)
terrywui:

Pety sy Voninahitsy tena gadra politika mihitsy ...! halako bika tsy tiko tarehy satria tsy TIM ....zay le izy ...!!

coutiti ndray ..! ny nataon'ny reservistes ihany no navaliny taminireo TIM tany aminy ..! normal be zany satria tifitifirinao ve ny AREMA sy ny mpomba andratsiraka rehetra de izy miaramila anefa de hitazampotsiny hanaiky resy eo !! .. miaramila anie iny ee...!

hay kosa ry voninahitra,sy pety no atao hoe gadra politika,tena mampalahelo le fomba fisainana ka ,mbola ho ela isika vao handroso e
vitamatavy indray aloha izany ry manandafy sy ihanta ,ry raharinaivo ary akolitany ka


:^) :^) :^)
18. patrick2002 ( 28/11/2009 02:32)
ary Raharinaivo gadra inona ,efa misy porofo hoy ny zandary fa izy no tao ambadiky ny fanapoahana baomba tao Tana .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8784