Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
esserra ( 20/11/2009 15:23)
Gadra politika
Vao tonag teo @ pouvoir i Rajoelina dia navoakany daholo izao gadralava isan-karazny izao teny Tsiafahy Vao niverina avy any Addis Abeba maninona ny président Fetison Rakoto Andrianirina miaraka @ p... tohiny
xxx ( 20/11/2009 15:10)
france vs irland ,frantsay mpiatsaravelatsihy
mody tsy dia faly ery ny frantsay hoe handeha ho any afika du sud noho le main an'i thierry henri iny ,alefa daholo izao blabla rehetra izao ,koa maninona moa raha tena milay ianareo ry france no tsy ... tohiny
pikatti ( 20/11/2009 13:01)
Sino Union Petroleum & Chemical International (SUNPEC)
Selon la derrière livraison de LOI, le colonel Yves Rajoelina a été nommé Conseiller spécial de la société pétrolière Sino Union Energy Investment Group Energy plus connue sous le nom de Sino... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:10
ndotofetsy ( 20/11/2009 07:43)
sarin ireo membre governemanta vaovaovao
filohan ny hat [img]http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/Monja-2.jpg[/img] premier ministre [img]http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/Monja-2.jpg[/img] filohan ny miaramila [img]h... tohiny
TEGEVE ( 20/11/2009 03:51)
Izaho no lehiben'ny miaramila rehetra
Anaka isany, Tsy niafina teo anatrehantsika intsony moa ireo sônegaly nahazo baiko izay an'isany mahatonga izao krizy izao ry vahoaka Malagasy ,ny tiako ho lazaina @nreo fotsiny dia tsotra -Tsy af... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2009 23:30
xxx ( 19/11/2009 22:58)
tsy maintsy mimaste foana
bandy aho ary efa manambady ,ny olana anefa dia lasa mimaste foana aho isan'andro ary manao rapport sexuel foana koa anefa rehefa alina ,tena fomba ratsy tsy mety afaka mihitsy izy ity satria fony mbo... tohiny
novalian'i jarifa ny 04/01/2010 10:53
Makouto ( 19/11/2009 19:35)
mitady match amical
sao de misy gasy manan équipe basket lehilahy hi kaontra aminay aty Melun e... tohiny
novalian'i Makouto ny 21/11/2009 09:19
xxx ( 19/11/2009 19:06)
petition
Amin'ny fomba fahitanao ny dinika mandeha, mbola mahaliana anao ve ny forum serasera?... tohiny
klitika ( 19/11/2009 18:04)
Asa vaovaon'ny filoha
Asa vaovaon'ny filoha Manatitra karama etsy sy eroa Sirama brickaville Sucrerie Nosy Be ellville Fa lasa tresorier koa nga i TGV eh... tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2009 00:05
xxx ( 19/11/2009 16:12)
Vavaka mangina
Mangataka antsika hitondra am-bavaka namana mafana fo iray eto amin'ity lohahevitra ity namoy andry niankinana.... tohiny
nalison ( 19/11/2009 14:32)
izaho tsy mpamono olona /tsy mpanagadra olona
raha nanomboka ny ambohijatovo dia nisy tovolahy nilaza hoe "andry rajoelina tsy mpanagadra olona tsy mamono olona ataontsika izay ialan'izay olona manao izany eto @ firrenena Malgasy" nivadika ane... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2009 22:45
pikatti ( 19/11/2009 08:18)
TAFIKA MALAGASY
Manoloana ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety nataon'ny ekipan'ny Kôlônely Lylison Réné sy Andrianasoavina Charles, teny Ambohitsorohitra tamin'ny talata, dia nahatonga fanambarana eto aminay ... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:13
rabaradaka ( 19/11/2009 05:12)
Taratasy misokatra ho an'i Ravalomanana
Tompoko, Tsy hoe mamoha fota-mandry na koa mandatsa no antony hanoratana an'ity taratasy ity fa misy kosa lesona azo tsoahina sy azo hanamboarana ny ho avy manoloana ny zava-niseho. Tsy hoe tapi-paha... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/11/2009 10:39
rabaradaka ( 19/11/2009 05:07)
Taratasy misokatra ho an'i Ravalomanana
Tompoko, Tsy hoe mamoha fota-mandry na koa mandatsa no antony hanoratana an'ity taratasy ity fa misy kosa lesona azo tsoahina sy azo hanamboarana ny ho avy manoloana ny zava-niseho. Tsy hoe tapi-paha... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2009 05:24
sitlo ( 18/11/2009 22:57)
Inglourious Basterds
[img]http://img198.imageshack.us/img198/567/inglouriousbasterds0219.jpg[/img] Tsara ilay filma. Ohatra ny miaina ao anatin'ny ady lehibe mihitsy rehefa mijery azy. Tao Eoropa moa izany raha ny mari... tohiny
novalian'i soanja ny 19/11/2009 22:46
xxx ( 18/11/2009 22:35)
C'est moche pour les irlandais
:D Tafa ihany lesy sika a! saotra lesy anelka a! saotra lesy thierry lermita amin'ilay main a! misaotra lloris a! eny fa na dia i domenech aza dia hisaorana koa. Saotra reny malala a! Misaotra ants... tohiny
novalian'i Makouto ny 21/11/2009 09:21
xxx ( 18/11/2009 19:36)
visa ho France
salaa daholo ! Za ry reto tena miasa lo be mintsy fa mba te hanafatra an'i mamako mba hakaty , fa ny problème de : za mieritreritra ny mba hanafatra azy 2 mois nefa le vola ilain-dry zareo lafo be ... tohiny
novalian'i milix ny 15/12/2009 15:18
bazylou ( 18/11/2009 18:21)
tsy tokony hisy himenomenona ny gasy
20.000.000 satria izao no tadiavina, ka zakao fa anjara e, :-P :-P :-P :-P ny mafimafy noho io aza mbola ho avy,... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2009 08:33
xxx ( 18/11/2009 16:35)
Toy ny zaza folo taona
Toy ny zaza folo taona Toy ny zaza folo taona no fijerinay anao, Tsy matotra fa misavoana, mieboebo lava izao; Te ho lohany hatrany, tsy mahay manetry tena; Tena latsa-danja ... tohiny
novalian'i milamm ny 19/11/2009 23:52
Samoana ( 18/11/2009 15:25)
Palais d'état Ambotsirohitra
Mba fanontaniana ny ahy fa tsy haiko hoe fanaovana inona izy io? Mahita an-gazety aho mantsy hoe namory mpanao gazety tao ry kolonely Lali-son. Toby miaramila ve izany izy io sa lapa fanaovana valan-... tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2009 22:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1315