Palais d'état Ambotsirohitra
1. Samoana
(
18/11/2009 15:25)
Mba fanontaniana ny ahy fa tsy haiko hoe fanaovana inona izy io? Mahita an-gazety aho mantsy hoe namory mpanao gazety tao ry kolonely Lali-son. Toby miaramila ve izany izy io sa lapa fanaovana valan-dresaka?
novalian'i fijo ny 19/11/2009 22:34
2. kidoropamba
(
18/11/2009 17:25)
Io ihany no mendrika ny adalan-dra8 é. Misaotra anareo Lilison sy Charles fa tena bandy favy nareo é. Avelao Ra8 hanao cinema any Swaziland fa asehoy azy kosa fa an-tsika ny tanàna.
Izay tsy faly mibontsina e. Na fetison, Mamy rakotoarivelo, tsy misy manara-dalàna ka maninona raha ny miaramila mitrerona noho ny adalan'ny Ra8?
Alefa alefa alefa à.
Izay tsy faly mibontsina e. Na fetison, Mamy rakotoarivelo, tsy misy manara-dalàna ka maninona raha ny miaramila mitrerona noho ny adalan'ny Ra8?
Alefa alefa alefa à.
4. vitamatavy
(
18/11/2009 19:41)
io be vava io ihany nefa tsy mahazaka ?Andraso fa hiverina ny dadanay dia ho hitantenisany tsara eo ,matatesa
5. fijo
(
18/11/2009 20:55)
ô rasamoina an,ngah alehitia ireo mahalala hoe ity fanaovana an'izao sy izao an,
8. xxx
(
19/11/2009 21:32)
Ka efa hita fa tong aty @fanjakan'ny baroa izao isika , io faikany rehetra nagala fitondrana ta@basy sy teny andalambe io mahazo manao fivoriana ao daolo ,tsy lieutnant colonel izany ireo biby olona sarla sy lilison fa GRADE hasondrotra fahatany,mapalahelo ny MALAGASY f tena hita hoe firenena tsy MISY FANJAKANA ,olona jiolahimboto ratsy taiza no vidin'ny frantsay mitondra an'i Mcar izany no zava-misy eto ny a@izao ,ka tokony hifoha daolo ny gasy manatsaina sy misy saina fa tsy manao lohana kidoro lo ohatran'ilay rangahy iray eto @sera2,ilay marary saina sady pédophile ,resak politika no hatao ny azy resaka ambany fotra tsy nosorandreniny menaka angamba!!!
9. fijo
(
19/11/2009 22:34)
aleo koa aloha ny gasy ahita kely fa izay no notadiaviny e.avy eo misaina tsara raha mbola misy saina ahatsiahy
