Tsara ilay filma. Ohatra ny miaina ao anatin'ny ady lehibe mihitsy rehefa mijery azy. Tao Eoropa moa izany raha ny marimarina kokoa.
Nijery documentaire momba ny fanafihana ny japs tamin'ny guerre mondiale koa aho fa tena tsy ankitsitsy mihitsy kay ity ady ity. Fanalefahana fotsiny kay ny amin'ny filma ny amin'ireny fandevenana ireny fa faty fotsiny eny rehetra eny. Ny lalitra sy ny fofona manginy fotsiny.
Somary mandinika aho dia nieritreritra hoe tena tsy mahagaga ny vazaha raha mametraka ny ministeran'ny fiarovana ho loha laharana noho ny rehetra.