tsy tokony hisy himenomenona ny gasy
1. bazylou
(
18/11/2009 18:21)
20.000.000 satria izao no tadiavina, ka zakao fa anjara e, :-P :-P :-P :-P ny mafimafy noho io aza mbola ho avy,
novalian'i xxx ny 19/11/2009 08:33
4. xxx
(
18/11/2009 20:31)
Izay olona avy any @bas quartier ohatranao sy tGVENdrana ve no hisy raharaha hahaha ,matahotra sahady angah rakely fingotra ralavanify,rovito tsara ny tsihy fa kely sisa ,zao vendrana handroso maty raibe hihemotra maty renibe ,te hanao eo koa voa vao be taraina ,izao vao tena tafiditra anaty lavaka ,izany no IZY refa VENDRANA ,hataon'olona patin ,izao sahirana fa OTAGE NNY REHETRA ?NA NY HAT aza dia efa mikorotana ,hasaivo tandremany tsara ny aretiny tsy hihetsika !!!hihihi
5. xxx
(
18/11/2009 20:39)
efa tsy zakany tsony lé môly fohany d mihetsika ny aretiny! zany hono mba ho filoha! efa miandry mafy azy ny eny andranamasina hanao azy filoha!
7. patrick2002
(
18/11/2009 22:21)
na miandry tafika aloha ,na matory i Dada tsy hiverina eo , :cry: :cry: :cry:
9. reeves
(
19/11/2009 08:17)
Soa fa mbola misy olona manam-panahy sy manan-tsaina toa an-dry Cdt Roger Luc sy ny namany ao amin`ny Tafika fa dia tena mampanongo-tena sy mahamenatr` olona mihitsy ny afitsok`ireto fozaoran`ny CAPSAT ireto ( izay ny Girady foana no mipoapoaka \" Kolonely \" , Jeneraly \" fa ao anaty poakaty ) . Irariana mba ho maro ny miaramila feno fahasahiana sy Bon sens toy izao . Itony no mendrika ampiakarina grade sy omena andraikitra ! Nanantena angamba ry zalahy foza fa ho tambatambazana an`ilay grade Cdt kely Ingahy Roger Luc dia tsy sahy hanankiana izay tsy mety kanjo noporofoiny tsara fa io dia resaka toe-tsaina , sy soatoavina miaramila ny hoe \"tsy momba ny atsy sy ny aroa ary tokony ho fady ny fanaovana politika ho an`ny Tafika fa izy no dernier rempart \" fa tsy hoe izao fatina miaramila rehetra voatambitamby vola sy voninahitra izao dia tsy menatra akory manohana firehana politika iray . Fa raha mbola izay foana no hatao eto , TSY HANDROSO MIHITSY AKORY I MADAGASIKARA na mbola ho amin`ny taona 2050 aza koa mahaiza tsara ny mifidy ry Malagasy namana rehetra fa efa haintsika tsara izao ny manavaka hoe iza no vary , iza no tsiparifary ary izany dia mba hialana amin`ilay fimenomenonana voalazan`ny sujet n`i Bazylou etsy ambony satria iza tokoa moa no nanampo fa ilay DJ niarahantsika nametraka ho Ben`ny tanana fahiny anie hay saribakolin`ny Frantsay entina hampandohalika an`i Madagasikara fotsiny toy ny efa nataony tany Cote d`Ivoire , Guinée ..sns fa tsy tiany raha mandroso i Madagasikara koa dia samia isika misaina lalina !
10. xxx
(
19/11/2009 08:33)
Le chien aboie , lacarvane passe ....dia izy io milaza ho salama be io ????? ndroo sos medecin omeo anay ny bilan n'ny santé- any
aza mirediredy e! be ny tsara azo atao Vendranaaaaaaaaaaaaaaaaa
aza mirediredy e! be ny tsara azo atao Vendranaaaaaaaaaaaaaaaaa
