Gadra politika

1. esserra ( 20/11/2009 15:23)
Vao tonag teo @ pouvoir i Rajoelina dia navoakany daholo izao gadralava isan-karazny izao teny Tsiafahy
Vao niverina avy any Addis Abeba maninona ny président Fetison Rakoto Andrianirina miaraka @ président du Congrès National de la Transition Mamy Rakotoarivelo:?:
Tsy mahaleon-tena ve ny fitsarana :idea:
2. xxx ( 20/11/2009 18:27)
Mbola ho ela izany fitsarana eto @tsika izany vao haleon-tena rahavako,mafy ady daholo izao ny Malagasy 20.000.000 mila tsolotra aby hividianana ronono
3. AndriambyII ( 20/11/2009 18:55)
Misy kosa angamba ny presomption d' innocence raha tsy maha diso ka ! Raha olona tsy nahitana porofo fa nahavita heloka dia tsy azo tazonina mandritry ny fotoana voafetran' ny lalàna . :?: :idea:
4. xxx ( 20/11/2009 23:51)




http://www.dailymotion.com/video/xr8it_aminny-anaranny-ray_music
Aleonay vita Malagasy ho an'ny Malagasy toy izay hanafatra avy any an-dafy
5. milamm ( 21/11/2009 00:50)
xxx > za de anisany mankasitraka reny zavabita malagasy reny e,sery vitan'anamalaho ve amonoana vantotrakoho ,vidinay reny fa mamelona Malagasy marobe e, aleo les Malagasy manome asa sy fivelomana mpiray tanindrazana aminy toy zay mpanjanaka hambotry ny eo antanana a...ze tsy faly mibontsina,ze mibontsina aleo ipoaka :lol:
6. falifenosoa ( 21/11/2009 02:15)
Ampifaliana no ilazako aminareo hoy ny filoha Andrinirina fa: «mivoaka ny andiany voalohany amin’ny gadra politika , ka hivoaka androany hariva ny depiote Raharinaivo Andrianatoandro».
Hafaliana no nandraisan’ny vahoakan’ Arivonimamo izany. =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525