Sino Union Petroleum & Chemical International (SUNPEC)
1. pikatti
(
20/11/2009 13:01)
Selon la derrière livraison de LOI, le colonel Yves Rajoelina a été nommé Conseiller spécial de la société pétrolière Sino Union Energy Investment Group Energy plus connue sous le nom de Sino Union Petroleum & Chemical International (SUNPEC) qui opère dans le sud du pays où elle est sur un bloc pétrolier. Il s'agit du bloc pétrolier 3113. On comprend mieux les craintes et réticences de la mouvance Zafy Albert à confier le ministère de l'Energie et des Mines à la mouvance Rajoelina.
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:10
2. pikatti
(
20/11/2009 13:23)
1/Mametraka akama etsy sy eroa aloha sady mandany fotoana ihany no tena paika TGV hatramin'izao
2/Raha i Andry moa tsy maintsy miala mialoha raha hilatsaka??ho fidiana filoha, dia i R8 ndray tsy maintsy monina 6-mbolana fara fahakeliny eto Madagasikara raha hilatsaka ho fidiana ho filoha ,izany hoe ny volana May no fametrahana kandidà dia tokony ho eto an-toerana i R8( mbola eo am-pandinihana anio ry zareo firenena mantajaka???)
ka eo no fika TGV @ io mampitarazoka ny fananganana an'io governemanta io ka @ zay fotoana izay no hanereny ny ankolafiny samihafa indray ny hanovana ny taona ahafahany mirotsaka ho filohan'i Madagasikara ao @ lalam-panorenana ny Repoblika faha-4 raha tsy izany ndray ozy dia tsy mahazo mirotsaka koa i R8
Betsaka ny lolom-po sy valin-kitsaka ato zany raha izao no mitohy
:oops:

3. xxx
(
20/11/2009 14:38)
Efa nisy Rajoelina hafa koa tany ho any ex-prez TGV Europa io bandy io,nalefan'i Radomelina nikarakara bois des roses tany Mananara tany fa tsy nahita fika na nahita fika ko fa traingo , zao io bandy io manana 4X4 vaovao roa ary villa ao Frantsa ao nefa olona tsy nanan-katao taloha :idea:
Izay manana anarana Rajoelina dia miomana handray cadeau de Noël :-D :-D :-D

4. esserra
(
20/11/2009 14:53)
" C'est le 5 novembre qu'Yves-Roger Rajoelina a débuté une nouvelle carrière en tant que conseiller spécial de la compagnie Sino Union Energy Investment Group Ltd, plus connue sous le nom de Sunpec ". Telle est donc actuellement l'information en vogue sur le web à propos dYves-Roger Rajoelina l'ancien colonel à la retraite de l'armée malgache, et père de l'actuel président de la transition.
Interrogée sur cette rumeur, la présidence de la Transition, a tout de suite réagi en disant qu'il s'agit d'un pur dénigrement. "
Dadan'elah ihany mantsy no mahazo toerana zao nefa nandaiga be ery bainn taloha ,tssss,omeo toera any koa ny zanak'elah ,ataovy sahalamin'ny zanak'i Sarkouvy :twisted: :twisted: :twisted:

5. xxx
(
20/11/2009 15:14)
xxx:Rija Radomelina dia olona fantatro tsara ! tsy aty frantsa ny villa sy 4x4 azony fa any dago, izy zao no mbola prez tgvendrana europe, notambatambazana io kelifingotra iray t@ fahazahoany ireo villa be sy 4x4 ireo satria anisan'ny nanondrana bois de rose ka saika nisy nanapoaka ny tantara ka novidiana vola io olona saika hanapoaka an'io fanondranana bois de rose miaraka @ Rija io. Fa mbola ho may kila ialahy Rija fa chaque chose à son temps. Fa dia mihomana dien'zao !
Efa nisy Rajoelina hafa koa tany ho any ex-prez TGV Europa io bandy io,nalefan'i Radomelina nikarakara bois des roses tany Mananara tany fa tsy nahita fika na nahita fika ko fa traingo , zao io bandy io manana 4X4 vaovao roa ary villa ao Frantsa ao nefa olona tsy nanan-katao taloha :idea:
7. matlha
(
20/11/2009 15:42)

Rija Rajoelina akaman'i Andry Conseiller en stratégie du Ministre de l'Energie et des Mines t@ izany:roll:
Zay akama de miomana lisany fa zao no fizarana toerana kôseié partikilé :roll:
8. nancy
(
20/11/2009 15:50)
Bandy dondrona io, velomim-bady fotsiny foana hatramizay. Raim kely teo de nahazo villa sy 4x4 de dedaka ery.
matlha:
Rija Rajoelina akaman'i Andry Conseiller en stratégie du Ministre de l'Energie et des Mines t@ izany:roll:
Zay akama de miomana lisany fa zao no fizarana toerana kôseié partikilé :roll:
12. pikatti
(
22/11/2009 21:10)
Akama dry Andry fomny mbola boaikely nedala io mantsy fa tsy rahalahiny akory,soa ihany fa tsy frère(nareo bainn sao mantsy voarohirohy @ manaraka any :lol: