Diso be ianao a! samihafa zahay e! ANGILETERA TSY ZA KAH

1. terrywui ( 23/11/2009 10:30)
tsy za mihitsy ry Mirana io ANGILETERA io fa anotanio lery fa olona samihafa izahay a! za manko toa noteneninao mafy ao ambany ao io nefa tsy haiko akory io bandy io ! kozy zany e ! hin hin hin
novalian'i terrywui ny 23/11/2009 15:29
2. terrywui ( 23/11/2009 10:47)
anotanio mitsy i Rangla io fa bandy samihafa zahay mitsamy reo e !

sa ahoana lety ANGILETERA ? :lol:
3. terrywui ( 23/11/2009 15:29)
mirana !.... :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.4774