RAHA HENDRY NAREO DE TSISY RESAKA ANGILETERA TSONY

1. xxx ( 23/11/2009 15:41)
Fa raha mbola misy manohitohitra ny fanjakandraleninafosijanakombimivadikatidoha kosa de mbola ho avy eto ihany Rangetatsiloabodinteny
novalian'i terrywui ny 23/11/2009 21:42
2. terrywui ( 23/11/2009 15:42)
hin hin hin hin io ndray lety klééé ! aok"izay e hin hin hin mapalaelo ny TIM miteny ratsy be eo ndray lety refa tezitra be eo a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. pikatti ( 23/11/2009 15:53)
tsy mahafoy anelah leity rawix ty angiletera ty klé* :-D :-D
4. terrywui ( 23/11/2009 21:42)
kofiboay kobokoboko ihany lery io kah ..!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2169