Tsy ho tafatsangna ny gouvernement
1. rabaradaka
(
16/11/2009 05:46)
Niomehezan'ny olona aho ry dadatoa raha nilaza hoe tsy tafatsangana ato ho ato ny gouvernement tamin'ny alakamisy lasa teo, dia niaraha-nahita fa tsy tafatsangana e ! Ny antony dia izao : tena manao loham-boto ity Andry TGV ity ka nanapaka hevitra ny 3 mouvances hoe aleo hajanona aloha fa tokony hasiana Addis Abeba 2 indray handrafetana ny gouvernement. Dia asa raha ho vita na tsia fa tokony ho samborina mihitsy ity Andry TGV sy Hasina Andrimanjato ary Hajo ity fa ireo notena ratsy loha
novalian'i fijo ny 17/11/2009 22:20
2. rhina
(
16/11/2009 06:59)
rabaradaka:
Niomehezan'ny olona aho ry dadatoa raha nilaza hoe tsy tafatsangana ato ho ato ny gouvernement tamin'ny alakamisy lasa teo, dia niaraha-nahita fa tsy tafatsangana e ! Ny antony dia izao : tena manao loham-boto ity Andry TGV ity ka nanapaka hevitra ny 3 mouvances hoe aleo hajanona aloha fa tokony hasiana Addis Abeba 2 indray handrafetana ny gouvernement. Dia asa raha ho vita na tsia fa tokony ho samborina mihitsy ity Andry TGV sy Hasina Andrimanjato ary Hajo ity fa ireo notena ratsy loha
fa nga mbola misy fisamborana sy blabla ndray e!!!
tsy efa mlamina ve iz ty e!!!
sa mbola misy tsy nahazo seza sa very seza sa blablabla e!!!
sa ve tsikera hahatsara zavatra sa ve fanakianana be fahatany sa ve mba te hiresaka sa ve ahoana e!!!
tsy aleo ve ataony eo lo ze hahavita azy dia ho ita eo e!!!
aleo mba tsy ho any Addis ablabala tsony fa mba eto amzany e!!!
3. hery
(
16/11/2009 08:53)
Ka ny gravy amin'ilay izy dia traingo ao indray i Andry TGV.
Misy minisitra vitsivitsy tokony esorina satria tsy an'ny mouvance Rajoelina, dia tsy mety miala hono ry zalahy sady mi-menacer hoe hanohana mouvance hafa izahay raha vao esorina eto.
Fanina i Andry amin'io satria amin'ny iray amin'ireo ministera ireo dia tohanan'ny olona politika manan-danja ka raha lasan'ny mouvance hafa ilay minisitra dia ho ratsy ny tantana...

4. xxx
(
16/11/2009 09:23)
Aza mbola misy mikorapaka aloha fa vao miandoha e, ny lalao mbola ho ela rankizy !!! On a affaire à un grand bébé capricieux incompétent :evil:
Tsy hisy zavatra handroso eto, taiza no mbola nisy biby 3 ny lohany ka nandroso !!!