FENO LOTO SY SIMBA NY TANAN'ANGILETERA

1. ANGILETERA ( 16/11/2009 13:35)
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy andranoman'alina na ny kiraron'ny balita nanitsaka taina'akoho aza nentiny any satria efa tsy nahita namana sy havana tao tananarivo intsony vokatry ny toetra ratsy sy ny fivavahana amin'ny maty " manompo sampy " loto misavovona ka na nandalo tany tananarivo aza tsy nisy nampiditra trano azy ny havany nefa dedaka ery nilaza mbà angisy hono izy hizara cadeaux nefa na ny cadeaux nentiny aza nolavin'ny vahoakan'antananrivo henatra ve hisy toa izany afa- tsy ilay tokana mpamosavy toa azy ihany

ny rahavaviny aza nilaza tamin'io anglisy zoridira io hoe tsy manana rahavavy azy intsony dia tsy zakan'ny sainy izany dia mivovoha toa ny A...li...KA. ao amin'ny forom berdel toa azy ao ihany
novalian'i terrywui ny 17/11/2009 12:13
2. ANGILETERA ( 16/11/2009 13:51)
iza no nitady fitiavana tany amin'izay zoridira bangaridana ralena mpandany andro manompa ny fianakaviany ao itaosy avy any angletera any e !!! mahatatesa amin'ty vavamamimbo mitatatata tsy misy direction ity ao amin'ny forum bordel ao ???????? i ralena anglisy no nitelefona tany @ vahoaka'antananrivo voalohany hampilaza manjo hono
f'angaà voatery hampilaza manjo any e!, tsy mahahalala fomba no sady mitonantonana


ka tsy harovana ty kamboty hatao fitaovana hamaliana faty vokatry ny fialonana

dia rehefa nataon'ny super girl nanenganony tany dia ataovy izy raha mahasahy fa aza ny havana efa mahantra ao itaosy no halan'ty bàraka fa ho ataoko barakay zé angletera manao crise d'ado any

Io no kabary farany nataon'ny president de la haute cour d'Angleterre ho an'izay tsy nahara-baovao
3. ANGILETERA ( 16/11/2009 13:55)
ermés Printer User_go Viadeo Wikio Digg_france Nuouz

Image précédente Image suivante Cliquez pour agrandir

*

Min3_e266bd346a100424aeb9c898f81495c0

Nicolas Sarkozy et la Reine d'Angleterre

Douze ans après Jacques Chirac, Nicolas Sarkozy a eu mercredi les honneurs de la cour britannique au premier jour de sa visite d'Etat au Royaume-Uni. Accompagnée de son épouse Carla, le chef de l'Etat a été reçu en grande pompe au château de Windsor.

Nijery ny loto nafafindralenina bangaridana angisy teraka alaka&osy iny no nandehandry zareo tany
4. namanabe ( 16/11/2009 14:02)
ka i ralenina angisy hono anie no responsablen'ny radio viva any angletera mpamafy tsaho sy mpandoka tena ary milaza ny tenany ho zavatra nefa ny maty aza tsy mihetsika akory mahavita miresaka aminy nareo ve tsy efa lazaiko e!! iny foana

ity izao no vaovao marina fa tsy iny notantarainy farany iny

Dire que cette visite en Angleterre était surveillée, épiée, attendue rélève du doux euphémisme. Au clinquant sarkozyste allait répondre la grande noblesse anglaise. Déjà, la presse britannique s'inquiétait de l'aptitude de Nicolas Sarkozy, surnommé "the king of bling" ("le roi du clinquant"), à honorer l'étiquette de la cour et s'interrogeait sur la science de la révérence de son épouse Carla. L'examen de passage a semble-t-il été réussi. Le président français, l'air détendu, a serré la main d'une souveraine souriante. Pareille à une héroïne hitchcockienne, Carla Sarkozy a fait son apparition dans un strict manteau de laine gris. Légère génuflexion devant la reine, poignée de mains avec le prince Philip. Des témoins évoquaient le souvenir de Jackie Kennedy.
5. xxx ( 16/11/2009 14:15)
directebe fa tsy miolankolana radio vivalena ihany , dia raha tsy faly dia manorata aty dia mitelefoneva any paris any injay, hoe izao forom izao injenerandrivotra mpanafika korely any amin'ny hotely mpisotro labiera ambody telé bla bla sns fa ho hitan te na amin'izay ny hoe mirefotra ny varatra
6. Fahandresena ( 16/11/2009 14:42)
nandeha tany isotry tany injay angà i monjaroindefo nanàla ny fako nataondry saondramaria dia nifanena tamin'i angatr'i so héléna sy grifgrif , mi lantolanto no nandraofana azy nanonjabe ny onjandranomasina raha mbà saika hilona kely teny i saondramaria i guilàne moa tsy hita intsony fa jeanne no nivazavaza mbola ny viva andralena miteny anglisy no nitanisa ireo vaovao farany ireo so
7. xxx ( 16/11/2009 14:53)
misisika ho tiavin'ny banquemondiale i ramadalenasaondramariebangaridana teraka alakaosyralenina mpilelalela ."Expulsion" en AngleterreÀ Tichea beAv, en l'an 5050 (1290), le roi Édouard Ier promulgua l'édit ordonnant l'expulsion d'Angleterre de tous les Juifs qui y vivaient. Comme toutes les expulsions, celle-ci fut une terrible calamité, et elle marque non seulement une période tragique dans l'histoire juive, mais aussi une période de honte dans l'histoire du monde, en raison des souffrances inhumaines qu'infligèrent aux Israélites les non-juifs.


8. Fahandresena ( 16/11/2009 15:03)
dia inona indray koa iny vaovao nafafin'i radio vivaralenaanglisy iny hoe
mpi-viol sns ........ASAIVO MIJORO VAVOLOMBELONA ilay concérnée raha tena marina izany fa ny vahoakan' Antananarivo tsy miaro obsédé sexuel sy violeur i injenieurandrivotra angà no miaro ireny matoa tsy haseo vahoaka mihintsy fa hidina ao amin'ny placard ao !!!!!!!!!! ntsssssssssssssssssssssss le ksovav ty !
9. xxx ( 16/11/2009 15:33)

Nalefako eto lesy le izy ry ANGILETERA fa tsy tafa teo klé
Inona ndray ny resaky ry tsam isany ato zany klé
10. xxx ( 16/11/2009 22:32)
pfff olona iray daholo ihany no mody mifamalivaly eo
11. xxx ( 17/11/2009 07:40)
Tsy mahavita mandray andraikitra akory ry tava tsoval n'ny londre viva mamibovava ,rehefa mitaraina ireo nahitany masoandro , dia rehefa manao ny hafa dia hialonana indray dia mijery lavitra hitsikera mitovy amin'ny endriny ihany ny fanahiny

any ivohoko ianao ry satana ary tsa misy matahotra izay Jesosy sandoka ao anatinao io :evil: devoly bangaridana
12. hery ( 17/11/2009 07:58)
Tsy azoko ity resakareo ity. Miditra ao anaty politika ve ity?

13. ANGILETERA ( 17/11/2009 08:10)
pffffffffffffffffff >> ny hevitra no tiana hampitaina fa tsy nisy nivaky loha amin'izay analyse perso anao aminizay isan'ny olona eto 8O , ary avadiho ho amin'ny resaka politika amin'izay hoy i maitre mazava ve ?
14. terrywui ( 17/11/2009 08:11)
Tsy azoko ity resakareo ity. Miditra ao anaty politika ve ity?
efa miverindoha ireto TIM tsika ato reto hery ka aza omena tsiny a! .... hin hin hin hon hon hon h!
marina ny an'ingahy lehiben'ny serasera fa resaka tsy mitombina , tsisy valeur , resaky ny mamo halina ,resaky ny tsy nahazo fanjakana , nanary fanjakana , resaky ny mpanamaina ..... hin hin hin ....

mikozia ze mahazo an'io resaka ralenina io ... sefo aza io misafo volombava fotsiny talanjona amin'ireto TIM ireto mivika sahady nefa mbola tsy tonga ny fifidianana !

hery a! i penguin na i dilooo io vita io .... hon hon hon ..
mbola aiza e !§
15. ANGILETERA ( 17/11/2009 08:44)
sefo>> i kely endaka sy ny taranany no tiany fa tsy ny i raleninalondre miveritsaina tratran'ny tamberintany , tsy mety mahazo resaka fa ny hamoaka resak'etotr ao amin'ny vivanglisy ao no mbà hainy
daccord amin'ny hakondranan'io dinosorobepanda sovaly ny pokna efa amantaonany no nivazavazany tao 13mey tao fa mbola io mijoro io ny fitondrana malagasy
ary tsy kelyendaka izy iny fa olona TSARA
16. terrywui ( 17/11/2009 08:46)
ahoana lty hery ? efa misy mangirana ve elah zao ?? .....za mbol fann klé ....! 8O :oops: 8O
17. ANGILETERA ( 17/11/2009 08:52)
mitabataba lava toa an'i omby vonoina any @ abatoire ny viva anglisy mpamoaka tsaho , ny tsy mahalàla azy ihany no mihaino azy
18. terrywui ( 17/11/2009 12:13)
viva anglisy = Radio VALO votaka ex-MBS .........!

ekany ozizy , ekany ozizy , ... efa manomboka mitambatra ny taolany ozizy fa ny fofon'ainy sisa ry zilibesolonja................tonga ny fahazavana nentinao ! fa mikorontana i angletera hatramzao ....!miseho milay manambony tena sy manambany ny hafa kanefa i zilibeany aza mbola misy saina noho izy

ny dondrona dia ny olona maka hevitra amin'ny maty alohan'ny hanaovany projet @ politika ! asan'ny maizina

tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.087