Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
19/11/2007 05:17)
Inona no atao mba ahatsara ny maso ?
Efa ela izay notenenan'ny olona hoe mihinana karoty fa maha-tsara maso .Dia misy koa miteny hoe asiana citron kelllly hono dia mampadio ny maso ary tsy mila manao solomaso raha tsy ela !
Izaho alo...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/11/2007 05:52
niryna
(
18/11/2007 13:05)
Andao hoy Satana jerena izay mahavonjy !
Samy namafy voa hono Kristy sy Satana fa hijery izay mahazo sy mahavonjy olona maro.
Namafy voa aloha Satana ary dia izao no nitranga:
Nafafy ny teny,niroborobo ilay izy,nanantena ny olona ary nahaz...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/11/2007 06:22
niryna
(
17/11/2007 12:49)
Na ny manam-pahaizana aza nivaky vava fa mila mivavaka !
Na ny manam-pahaizana aza dia nilaza sady niaiky fa izay voasoratra ao anaty baiboly dia efa manomboka mitranga daholo.Mila mivavaka isika hoy izy ireo fa tena tsy fantatra intsony izay hiafarana. :ro...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:19
niryna
(
16/11/2007 04:28)
Ireo karazana vorona azo hitarafana ny toetra kristiana!!
Maro hono ny karazana vorona izay azo tarafana ny toetran'ny kristiana.
[b]Magpie[/b]
http://www.cs.vu.nl/~kielmann/magpie-photo.jpg
Vorona kely mazoto sy mavitrika kanefa tia ady.
Mitovy ny kr...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/11/2007 06:23
niryna
(
15/11/2007 06:11)
Asiana manao lahatsoratra ny ankizy: Sodoma sy Gomora!
Asa na ny fampianarana any aminareo misy fandaharana toy izao.Asiana manao lahatsoratra famoaboasana fohy ny ankizy mikasika ny hoe "Homosexuallity and Religion " .
Izao avy ilay fanontaniana
1- E...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/11/2007 17:16
niryna
(
14/11/2007 06:50)
Toy ny voromahery !!!
[b]Toy ny voromahery manaitra ny ao amin'ny akaniny Ka manidintsidina eo ambonin'ny zanany, Dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy Ary nitondrany azy teo ambonin'ny elany[/b]Deot 32:1...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/11/2007 06:55
niryna
(
12/11/2007 23:00)
Tena ilaina no sady mampalava andro iainana.
Vokatry ny fiainana mirotoroto dia tsy misy fotoana mihitsy isika indraindray mba hakana sasatra kely.
Ny fakana tori-maso mandritra ny andro hiasana hono dia tena ilaina tokoa(mampalava andro iainan...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/11/2007 05:14
niryna
(
12/11/2007 13:01)
Toy ny tanamasoandro ka samy maka ny tandrifiny!
Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao?
Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.
[b]Hitahy anao anie...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2007 04:54
niryna
(
11/11/2007 22:10)
Mony efa sitrana mamela marika,inona no atao?
Raha misy mony ka mamela marika maity ohatra,misy fomba atao manala an'io tsikelikely ve? Mony efa sitrana izany a.
Misaotra mialoha.:D...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2008 22:04
niryna
(
11/11/2007 11:26)
Nahazo hery ve hianao?
Misaotra an'Andriamanitra fa mbola nomeny tombon'andro isika tsirairay avy ka afaka midera,mankalaza,manome voninahitra ny anarany andro aman'alina.
Isaorana koa Izy noho ny fanomezany ity fandaharan...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/11/2007 07:10
niryna
(
10/11/2007 12:46)
Andriamanitra dia fitiavana (God Is Love)
Ny fitiavan' Atra dia nampisehony antsika ,ary ny vokany dia ny fampiharantsika izany fitiavana izany amin'ny fitiavana ny hafa sy ny manodidina.
Ry namana, andao ampiharina izany fitiavan'Atra antsi...
tohiny
novalian'i ygossamer ny 11/12/2024 07:18
niryna
(
10/11/2007 00:32)
Tsy azo eritreretina mihitsy ilay loza!
Misy camion eo aloha,mandeha mora ka aleo aloha ho songonako kely fa ela loatra.:oops:
Iny fa mifindra ilay fiara kely eo an-kavia ary dia mandeha eo aloha, ary mifindra any amin'ny havanana kanjo ,t...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 05:37
niryna
(
09/11/2007 21:37)
Tena tian'ny mpampiasa ny asan'ny gasy!
Maro no zavatra hitako fa mahafinaritra ny mpampiasa ny asantsika gasy.
Inona hoy hianareo no mety mahatonga izany?
Misaotra mialoha :D...
tohiny
novalian'i zoukimi ny 16/08/2008 00:01
niryna
(
09/11/2007 19:10)
Tsy kivy na inona mitranga fa manana an'ATra !!!
Nifankatia ireo olon-droa ary tena latsa-paka tokoa ny fitiavany.Tsy nandray ravin-dena mihitsy ity ramatoa ary nanao izay hiadanin'ity vady aman-janany ity rangahy.Nafindra ny kaonty tany amin'ny ban...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/11/2007 13:18
niryna
(
08/11/2007 06:40)
Tombo-tsoa azo amin'ny fananana assurance any am-piasana?
Tsy ny rehetra akory no manana assurance any am-piasana.(na fahasalamana izany na ny retraite koa)
Raha marary fotsiny izao ka tsy manana assurance amin'ny fitsaboana dia izao no vola aloha:
Manadio...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/11/2007 05:58
niryna
(
06/11/2007 17:49)
Ny tsy fanana mahazaka maniraka!
Na dia inona zavatra mety atao ahazoana vola dia ataon'ny olona avokoa izao.Mitady hevitra daholo ny olona ahazoana vola mba hivelomany.Ny filipiana izao dia mivarotra ny Kidney na (reins) na ny voa m...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/11/2007 23:54
niryna
(
06/11/2007 17:36)
Efa nahita sarin'Atra ve hianao?
Nisy fivavahana iray izay raha tsy diso aho Hindou izy io.Misy tanana marobe ilay Atra vehivavy izay hinoany.
Asa aloha raha fifandrifian-javatra na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny mino...
tohiny
novalian'i vavolombel ny 20/11/2007 09:51
niryna
(
05/11/2007 06:27)
Vao maika tonga tamin'izay nilainy azy !
Misy ala-maitso mavana eo an- tokontanin'ity rangahy iray.Faly sy finaritra ery izy mijery sy mitazana azy ireo isan'andro.Misy hazo iray izay hafa indrindra mijoalajoala anefa eo am-povoan'ilay ala.M...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/11/2007 06:00
niryna
(
02/11/2007 06:15)
Fahatsiarovana ny fetin'ny maty.
Inona no ao an-tsainao rehefa miresaka izany hoe fahatsiarovana ny fetin'ny maty izany hianao?
Maka olona iray izay tena tianao indrindra ka efa maty izy :cry::cry:
Ny zavatra hitako aloha dia misy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/11/2007 05:55
niryna
(
01/11/2007 05:27)
Raha tsy misy Satana ,izay izany no nanao ireto zvtra ireto?
Mba lasa ihany ny saiko mandinika ny tenin'Atra satria misy milaza fa tsy misy Satana,izay no fahafantarany azy,tsy maninona izany.
Misy anarana maro aloha hiantsoana an'ilay Satana e,izay avy no aha...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/11/2007 21:10
