Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
30/11/2007 15:51)
Toetra tsara sy ratsy misy fanafany ve ?
Samy manana toetra ratsy na tsara avy isika rehetra fa arakarak'ilay izy no mampibahana azy kokoa ao amintsika.Ny tsara moa dia efa tsara izany izy ka mila tohizana sy hampitomboana hatrany ,ilay rats...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 03/01/2008 13:05
niryna
(
30/11/2007 15:29)
Enim-bolana,telo ary iray andro sisa,inona no ataonao?
Raha ohatra ,sanatria ity an ka hoy ny dokotera aminao hoe enimbolana sisa no fetr'andro hiainanao fa tsy voatsabo intsony ity aretina ity,telo,iray volana ,indray andro sisa ,ora vitsivitsy ary minit...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 03:09
niryna
(
30/11/2007 15:03)
Ny cancer:antony,fomba atao sy ny tsy tokony atao.
Marobe ny aretina izay mahazo antsika olombelona,ankehitriny dia hisaorana an'Atra fa maro ireo mpitsabo izay nahazo hery hanadihady ny aretina maro samy hafa.Vitsy ihany ny hoe maty tampoka.Taloha to...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2007 07:34
niryna
(
30/11/2007 14:49)
Mangalatra.
Tena efa reraky ny fiainana ny olona ka rehetra tratrany ireny mpangalatra ireny dia ataony mahita faisana tokoa. Inona no efa hitanao nataon'ny hafa azy ireny?
Izaho efa nahita toerana aty amintsika...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 07:09
niryna
(
30/11/2007 14:42)
Fanavahana:toerana,fomba,ahoana,vahaolana
Hatramin'izay toerana nandehananao na hitanao na vaovao renao teto an-toerana izany(dago ) na tany ivelany.Inona no fanavahana hitanao faran'izay ratsy indrindra ary no nahatonga izany sy ahoana no na...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 05:46
niryna
(
30/11/2007 06:10)
Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?
Amiko,ny antony andehanako any am-piangonana dia hidera sy hisaotra an'i Jehovah fa mbola nomena andro aho hiainako hiderako ny anarany ,fa mandrakizay ny famindram-pony.
- nitaraina tamin'i Jeho...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/12/2007 06:05
niryna
(
29/11/2007 07:47)
Naneno ny telefonina .Tebiteby? Izy no miahy antsika.
[b]Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin'ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin'ny tenanareo, dia izay hotafianareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/12/2007 07:30
niryna
(
29/11/2007 06:10)
Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy
1-Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo,
2-Tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otripo,
3-Tsy...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 07:05
niryna
(
27/11/2007 18:30)
Fandaingana
Inona tokoa no mahatonga ny olona tia mandainga e?
Ataovy hoe nandainga aho androany,dia inona no mitranga aorian'iny?
Misy anarana maro hilazana azy :ao ny hoe ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 05:15
niryna
(
27/11/2007 18:14)
Fanalefahana tanana sy fiarovana azy
Raha azo atao angamba ny mampiasa ny tongotra dia aleo io no atao.Ny tanana dia miasa tsy mitsahatra ka na dia ny manasa vilia lava fotsiny aza dia mety manimba azy.
Mahita toro-hevitra ve hianao hia...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 06:49
niryna
(
27/11/2007 06:47)
Raha mbola manana ny mazava hianareo
Inona no hevitra tiana ho lazaina amin'ity soratra masina ity?
Jaona 12;35-36
35[i] Dia hoy Jesosy taminy: Mbola kely ihany ny hitoeran'ny mazava aminareo. Mandehana, raha mbola manana ny mazava h...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:26
niryna
(
27/11/2007 05:16)
Aretina ve ny ankizy mandena rehefa matory
Maninona tokoa ry ireto no mahatonga ny ankizy mi-pipy am-pantaloha rehefa matory izy na dia efa lehibe aza?
Aretina ve ireny ary inona no mety fanafany na fanafody tokony atao aminy?
Misaotra mialo...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2007 07:39
niryna
(
26/11/2007 09:30)
Misalasala ve hianao?Minoa an'i kristy fa mamaly vavaka Izy
Ho antsika ray aman-dreny sy ireo olona very fanantenana no hilazako ity ho vavolombelona fa mamaly vavaka foana Atra na rahoviana izany na amin'ny inona izany.Ny tadiaviny amiko sy aminao ihany dia n...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:27
niryna
(
26/11/2007 05:44)
Inona no tanjona tiana atao amin'ny fiainana?
Mety samy manana faniriana na tanjona tiana atao angamba isika rehetra. Diniho kely hoe ,vitanao ve ilay izy na ilay tanjona mba nirianao?
Faly ve hianao amin'ny toerana izay misy anao amin'izao fot...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 07:09
niryna
(
24/11/2007 05:04)
Raha te-ho voavonjy dia... ary raha tsy te...,inona no atao?
Raha te-ho voavonjy aho dia manaiky fa kristy no Tompoko sy Mpamonjiko.Mifona azy aho,mangataka ny famelan-keloka aminy aho ary tsy hamerina an'iny intsony.Omeko ho tantanany ny fiainako rehetra,Izy a...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:41
niryna
(
23/11/2007 12:45)
Vahaolana indrindra ny tanora:Kivy sy ketraka tanteraka!
Tovovavy vao telo ambin'ny folo taona,miady amin'ny fahoriana noho ny tsy fahampiana,te-hianatra mafy kanefa tsy manam-bola hividianana ireo kojakojam-pianarana ny rar.
Nangataka vola tamin'ny rainy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:39
niryna
(
23/11/2007 05:56)
Mahita hevitra ve hianao?Ratsan-tongotra?
Rehefa mafana ny andro dia toa tsy mety maina ny elakelakin'ny tongotra ary indraindray dia tena mm ilay fofona.Inona hono no hevitra mety manasitrana an'io?
Misy fanafody aloha io fa ilay sery vita ...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 06:32
niryna
(
21/11/2007 18:43)
Heviny:Raha tsy ateraka indray?
Raha tsy ateraka indray hoy i Kristy isika dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra. Jaona 3:3
Ahoana ny hevitr'izany hoe ateraka indray?(new born again)
Misy afaka manazava ve ny hoe fanjakan'ny lanit...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:21
niryna
(
20/11/2007 14:02)
Rehefa tonga ny fotoana,iza no hitsara Atra sa J.K?
Mba afaka manka sary an-tsaina ve hoe iza no hitsara ny tsirairay rehefa tonga ilay fotoana?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 04:57
niryna
(
19/11/2007 05:55)
Ngezave daholo izay jerena ?
Hoy ny filazan'ny olona hoe mandeha amin'ny lanjany daholo ny zavatra amidy aty ivelany.
Izany hoe izay voankazo na legumes jerena dia saiky ngezabe daholo.Ka vokatr'izany dia marobe ny olona no ngez...
tohiny
novalian'i lehmm ny 24/09/2008 10:31
