Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
15/12/2007 18:09)
Nakaiza ny hafatro?
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2007 18:57
niryna
(
15/12/2007 18:08)
Nakaiza ny hafatro?
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/12/2007 06:44
niryna
(
15/12/2007 18:07)
Nakaiza ny hafatro?
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/12/2007 15:19
niryna
(
14/12/2007 22:29)
Olona faran'izay lava volo indrindra !!!
http://www.metacafe.com/watch/54309/worlds_longest_hair/
Mihoatran'ny 5 metatra ny halavan'ilay volon'ilay rangahy ary ny an'ilay karana vavy indray dia ny mpiara-monina no manasa ny volony isan-keri...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/12/2007 06:37
niryna
(
14/12/2007 07:59)
Tsy mananatra azy ianao?...hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
Ahoana izany? Raha manam-pitiavana amin'ny olona na namana na fianankaviana isika dia mila mananatra azy hono raha mahafantatra fa tsy mety ny ataony,satria raha mahafantatra isika ka tsy miteny dia i...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 21:38
niryna
(
14/12/2007 06:19)
Vady atolotra,mbola maro ihany ve io?
Mbola maro ihany ve ry ireto ireo vady atolotra amin'izao fotoana izao? Izany hoe ny ray aman-dreny no misafidy ny ankizy hivady ary mifanaraka ny lehibe.Maharitra kosa aloha ilay fananambadiana na di...
tohiny
novalian'i Levy ny 18/01/2008 17:19
niryna
(
12/12/2007 18:29)
Advent:Andro 1 fanantenana(hope)2 finoana(faith) inona 3-4?
Amin'izao fitsingerenan'ny fetin'i kristy izao dia mankalaza izany ny kristiana rehetra eran-tany,manomana izany isika"
1- herinandro voalohany dia ny fanantenana (hope)
Izay manana an'i kristy dia ...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/12/2007 13:35
niryna
(
10/12/2007 06:09)
Bononoka (mangahazo masiso)
Efa naheno izany hoe bononoka ve hianareo?
Ahoana no fanaovana azy io araka ny fahalalanareo azy?
Mangahazo no voasana ary ataon'ny olona ao anatin'ny gony mandritra ny fotoana maharitra(telo vola...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 17/06/2014 09:01
niryna
(
10/12/2007 05:27)
Tsy nino aho kanjo....
Rehefa natao ny fitsaboana nandritra ny taona maro dia tsy maintsy nodidiana ity rangahy. Tsy azo atao anefa ny fandidiana aza miaraka fa tsy mahazaka ny vatany ka natao aloha ny fandidiana iray ary d...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:13
niryna
(
09/12/2007 08:13)
Izay mihamafy hatoka dia ho torotoro
[color=blue]Izay olona anarina matetika ka mihamafy hatoka Dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fahasitranana.Oha 29:1 [/color]
Inona no hevitra tian'ny soratra masina lazaina amin'izany?
[b]Fa ...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2007 18:05
niryna
(
06/12/2007 07:06)
Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny anarana?
Raha voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ve ny anarana dia mety ho voakosika?
Eny tompoko.
Fa ahoana ? satria nahalala fa nivily lalana indray .
[i][b] Ary ankehitriny, enga anie ka hamel...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/12/2007 06:23
niryna
(
05/12/2007 05:13)
Amin'ny maha-malagasy anao.Mivoaka ve ilay fiteny?
Misy ny olona sasany mianatra ny tenin' ilay firenena hipetrahany vao hiala any Dago na efa nianatra taloha vao tonga tany,misy kosa anefa tonga any vao mianatra.
Eny fa na dia nampianarina aza .Ohat...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 22:32
niryna
(
04/12/2007 06:57)
Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy?
[b]Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?[/b]
32 Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehet...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:29
niryna
(
02/12/2007 14:34)
Aminao ,Izy i kristy?
Na dia maro aza no nahazo vahana niditra ity fivavahana ity tato ato dia mbola manamafy sy tsy mitsahatra ny mizara ny fahasoavana nomen'i kristy ahy sy ireo olona marrrrrrobbbbbe tsy ho voatanisa aho...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2007 04:42
niryna
(
01/12/2007 12:56)
Finoana(Faith) mitovy ve ny fanomezan'Atra azy antsika?
Samy nomen'Atra fahaizana na fahalalana na fizarana ny teniny avy isika tsirairay fa ao ny sasany manana iray,ao roa ao na ao no maro be. Ka araka ny hampiasaina azy dia ampitomboan'Atra amintsika hat...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2007 04:45
niryna
(
01/12/2007 12:34)
Sakafo fahandronareo amin'ny krismasy ?
Saika mba hanontany aho hoe inona no sakafo gasy fahandronareo rehefa tonga ny krismasy?
Misaotra mialoha :-*...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/12/2007 07:09
niryna
(
01/12/2007 08:04)
Fianakaviana ao amin'ny kristy. Ahoana izany?
Mba misy afaka hanazava amin'izany hoe "fianakaviana ao amin'ny kristy izany ve hianareo ?
Raha fianakaviana dia tokony hifankatia e.Sao mba misy atao ary ka hilazana fa kristiana tokoa isika?
Raha...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/12/2007 06:38
niryna
(
01/12/2007 07:31)
Ny ahy izao no tena tiako dia ireny fiara kellly ireny e
Noho ny vokatrin'ny fahamaroan'ny fiara dia toa sarotra ny mitady toerana hametrahana azy io rehefa mandehandeha.
Inona ny fiara tianao ka mahamora fiainana aminao?
Ny ahy izao ny tena tiako dia il...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/12/2007 06:21
niryna
(
01/12/2007 07:21)
Mandeha ao anatin'ny tori-maso kanefa tsy mianjera?
Efa nahita ankizy ve hianao na lehibe matory izy a,tonga dia mitsangana ary mivoaka ny trano,midina ny totohotra fiakara-mideza ilay toerana kanefa dia tsy mianjera.Mikipy anefa ny masony amin'io an.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/12/2007 05:15
niryna
(
01/12/2007 05:35)
Arabe misy lolo mipoitra ka maty na maratra ny olona?
Nisy mpitondra fiara nandalo teo amin'ny tanana izay lazain'ny olona fa misy lolo.Tafakatra teny ambony dongo-tany kely hono izy.Hay ilay izy fasana ary tsy dia avo anefa. Nivadika ny fiara ary vaky ...
tohiny
novalian'i rakapy ny 15/12/2007 04:35
