Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
28/12/2007 07:07)
Aleo aloha hiala voly kely
http://video.yahoo.com/video/play?vid=203514
http://www.yahoo.com/
Tsindrio eo amin'ilay hoe "Crazy dancing baby"
...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 03:48
niryna
(
28/12/2007 06:33)
Ahoana no havalinao an'ity?
Hoy ilay olona nanontany hoe :Inona aloha no atao hoe "fahotana" e?
Ary izay zavatra tiako sy mahafinaritra ahy no ataoko inona no olana amin'izany? Maninona no atao hoe ratsy ilay izy ka lazaina f...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 08:23
niryna
(
27/12/2007 13:48)
Ny fanoherana ny tenin'Atra ? Inona no antony?
Efa hita ombieny ombieny ary efa samy mahatsampa isika fa misy ilay Atra,marina izay voalaza ao anatin'ny teniny.Indraindray anefa dia mandratra ilay izy ka toherina foana ilay fahamarinana,na ny teny...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 04:47
niryna
(
27/12/2007 07:22)
Zaza ratsy vitana:kambana ,ny iray ariana,ny iray tazomina
Mitombona ve izany fa misy hono raha miteraka ny olona any amintsika ka kambana dia ny iray ariana ary ny iray tazomina Nisy tantara izay nilaza fa tsy tia hierika an'i dago intsony hono ity lehilahy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/12/2007 00:18
niryna
(
26/12/2007 06:10)
Ahoana koa izany?
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana,ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.Marka 13:22
Ary izao famantarana izao no hanara...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:10
niryna
(
26/12/2007 05:23)
Jus sakamalaho?
Nafanaiko mafana tsara ny rano ary nokikisako ny sakamalaho,nasiako "girofle" kely ilay izy ary nataoko marron marron ny siramamy ka nasiko ranona voasarimakirana notetehina dia narotsako tao fotsiny...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/01/2008 15:35
niryna
(
23/12/2007 07:26)
Ahoana no fankalazan'ny olona any aminareo ny krismasy?
Mety misy firenena izay hipetrahanareo angamba tsy mankalaza an'io fetin'ny kristy io e!
Raha mankalaza ny any aminareo dia ahoana no ataony?
Ny aty aminay dia herin'andro alohan'ny Alahady Krismasy...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 04:14
niryna
(
23/12/2007 07:11)
Mitsangana dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka ..
Raha mieritreritra io ohabolana io aho dia toa mampahery antsika anao zavatra ao anatiny fahalainana satria rehefa mazoto indray isika dia toa tsy afaka?
Inona no hevin'io ohabolana io?
Mitovy amin'...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 04:28
niryna
(
23/12/2007 06:58)
Izay nanomboka asa tsara no hahatanteraka izany
Raha nitsidika ny tanindrazana aho dia nitamberina daholo ireny toerana feno rano maloto sy toerana ratsy tsy nisy na inona na inona ireny.Noho ny fivoarana anefa dia lasa feno trano mijoalajoala sy n...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:36
niryna
(
21/12/2007 06:51)
Hafatra ho an'ny rehetra
Lohateny : Hafatra ho an'ny rehetra.
Miarahaba antsika rehetra aho,
Alefako eto amin'ny eritreritra ity ary any amin'ny fivavahana.Ny antony dia mety misy tsy mandray anjara any amin'ny fivavahana ....
tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:55
niryna
(
21/12/2007 06:48)
Hafatra ho an'ny rehetra.
Miarahaba antsika rehetra aho,
Alefako eto amin'ny eritreritra ity ary any amin'ny fivavahana.Ny antony dia mety misy tsy mandray anjara any amin'ny fivavahana .
Naninona aho no nandefa azy eraky ny...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 13:38
niryna
(
20/12/2007 06:25)
Inona no dikan'ireto teny ireto?
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?
[quote]16 Fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany; Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana. [Na: ka idiran-d...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 04:58
niryna
(
19/12/2007 08:08)
Iza moa io Zaza io?
Misomebiseby daholo ny olona amin'izao andro fety izao,misy aza ny tsena dia misokatra foana.Mizara fanomezana,mifankahita ny havana,malahelo ny fankalazana ny andro krismasy any amin'ny tanana raha o...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2007 06:14
niryna
(
15/12/2007 18:24)
Nankaiza ny hafatro?
Vaovao mampalahelo tokoa no nitranga ary mbola nitranga indray omaly .Mampalahelo fa misy ka zaraiko anareo rehetra.
Raiso izay azonareo ary miambena fa tafiditra ato amin'ny serasera ny mpanohitra n...
tohiny
novalian'i bonbongasy ny 16/12/2007 14:32
niryna
(
15/12/2007 18:20)
Nakaiza ny hafatro?
Mampalehelo ny toetsaina saingy mivavaka ho an'ireo tompon'andraikitra eto aho.Tsy izaho velively no toherinao na nareo fa Atra izay naniraka ny rehetra hitory ny teniny.Mahereza ary aza manaiky ho fi...
tohiny
novalian'i kolyh ny 05/02/2008 07:24
niryna
(
15/12/2007 18:17)
Nakaiza ny hafatro?
Andriamanitra dia fitiavana ary isika rehetra dia nampianariny hitia ny namana MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'N...
tohiny
novalian'i Mannou ny 21/12/2007 10:20
niryna
(
15/12/2007 18:14)
Nakaiza ny hafatro?
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2007 12:02
niryna
(
15/12/2007 18:13)
Nakaiza ny hafatro?
Nandefa tato aho alina ary nofafan'ilay mpitondra.
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HER...
tohiny
niryna
(
15/12/2007 18:12)
Nakaiza ny hafatro?
Nalefako eto ity fa tsy miady ny ataon'ireo mpitantana eto.Mampalahelo fa dia mivavaha ho azy .MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/12/2007 07:07
niryna
(
15/12/2007 18:10)
Nakaiza ny hafatro?
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/12/2007 06:47
