Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 16/02/2008 04:46)
Iza no mino an'ATra? Voavelany daholo ve ny heloka rehetra?
Ho an'ATra Irery ihany anie ny voninahitra ary ho antsika tsirairay ny fankasitrahana avy amin'ilay Zanany mpanavotra sy Tompontsika.Amena. Maro ny fanontaniana apetraky ny ankizy ka mba zaraiko anar... tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2008 06:18
niryna ( 15/02/2008 07:05)
Happy valentine's day ho antsika rehetra!
Ba mamikely ho an'ny namana mpiserasera rehetra ato. [img]http://www.wondercliparts.com/holidays/valentines_day/graphics/valentines_day_graphics_10.gif[/img] ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/02/2008 04:33
niryna ( 12/02/2008 07:40)
Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
Nisy olona niresaka fa tsy hiangona intsony hono izy fa be mpihatsaravelatsihy loatra hono any am-piangonana. Dia hoy ny navalin'ilay mpitondra hoe ,dia niala tao amin'ny fiangonana izany hianao? ie... tohiny
novalian'i niryna ny 29/02/2008 06:13
niryna ( 11/02/2008 18:15)
Rahoviana no hikombona ny vava?
Ny teny alokan'ny vavantsika dia mety manome fandratra,fahakivina,fahatezerana,fahasorenana ny olona sy ny manodidina antsika na manome fahasoavana, fampaherezana, fahazotoam-po ho antsika sy ny mano... tohiny
niryna ( 11/02/2008 07:35)
Te hiova va hianao?Arotsay ny harato any @ rano lalina.
Nifofo be ny rivotra teny an-dranomasina ka tonga ny mpiantso ilay mpitondra sambo mba hanova ny lalany.Tsy nety niova izy fa dia ny sitrapony ihany no nataony.Niantso ny lehiben'ilay ta-tsambo ary na... tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2008 07:07
niryna ( 09/02/2008 08:20)
Fankasitrahana ny tenin'Atra
Ny tenin'Atra dia tsy azon'iza na iza ovaina.Matoa izy izay misy manova dia tsy mifanaraka ny fomba fiainany ilay izy araka ny sitrapony ary dia tiany hanarona ilay fahotana ao amin'ny fiainana iainan... tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 23:57
niryna ( 08/02/2008 08:43)
Torohevitra mahasoa ny lehilahy:fanambadiana
Raha resaka fanambadiana no resahina dia samy mitady ny ho tonga lafatra ny rehetra,ny ho tonga lafatra aloha dia mety tsy hisy fa ilay marimaritra iraisana mahatonga ny fitiavana hiroborobo no misy.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 21:46
niryna ( 08/02/2008 06:56)
Taom-baovao an'ny Sinoa .Tsara ho fantatra.
Mankalaza ny taom-baovao ny Sinoa rehetra eran-tany ny andro 07 /02/08. Andron'ny voalavo amin'ity taona ity Na " Year of rat" http://www.umaine.edu/hudsonmuseum/images/yearoftherat.jpg Maharitr... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2008 06:42
niryna ( 07/02/2008 07:18)
Ny renikely:misy tsara fanahy kosa sa ratsy daholo?
Maninona no atao fanoharana foana ry ireto ny renikely? Masika toa renikely! Dia masika daholo tokoa ve izy ireny sy manao filana mitanila raha manan-janaka izy no tafiditra ao amin'ilay tokan-tran... tohiny
niryna ( 06/02/2008 08:20)
Melkizedeka ? tsy manan-dray, tsy manan-dreny,
Efa namaky ity tantaran'i Melkizedeka ity ve hianao? Ao amin'ny Hebreo 7 no ahitanao izany Fa io Melkizedeka io, izay mpanjakan'i Salema sy mpisoron'Andriamanitra Avy Indrindra, ilay nitsena an'i ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/02/2008 05:35
niryna ( 06/02/2008 06:03)
Manina an'i dada.
Maro ny zavatra mifamahofaho amin'ny fiainantsika ankehitriny:Toa lasa mihena ilay fitiavana na eo amin'ny fianakaviana izany ary indrindra eo amin'ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Ny 50% ny olona no ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 18:49
niryna ( 05/02/2008 07:37)
Ataovy ho fifaliana avokoa:ny fakam-panahy.,ny fahoriana ..?
[b]Koa amin'izany, satria efa nohamarinina tamin'ny finoana isika,[i] dia aoka isika hanana fihavanana amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.[/i] Rom 5:1 [/b] [quote] Ry raha... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2008 08:12
niryna ( 03/02/2008 07:01)
Fa maninona ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?
Maninona tokoa ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy? Tsy ny rehetra a,fa amin'ny ankapobeny hono dia tsy mitovy ny vavy ny lahy.:D... tohiny
novalian'i niryna ny 05/02/2008 07:59
niryna ( 03/02/2008 06:15)
Afaka mahafantatra ny fihavianao ve ny olona?
Rehefa mandeha ny resaka dia miafara amin'ny hoe avy aiza no fihavianareo.Dia miteny foana ny tena hoe avy any Afrika.Aiza? Madagasikara,Aiza izany ?.... Inona marina ry reto ny tena razambeantsika a... tohiny
novalian'i niryna ny 18/02/2008 06:57
niryna ( 02/02/2008 02:34)
Fisaorana amin'ny zavatra rehetra.
Hoy ity ramatoa ,nisaraka ny vadiko aho noho ny vono ,ny ratra ary ny fanaovany tokantrano maso tamiko. Tsy tantiko intsony ny niaina,ary tsy niraharaha izay fiainana intsony aho.Andeha hody aho,feno... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2008 07:09
niryna ( 01/02/2008 06:38)
Iza hianareo no nahatadidy ilay tantara tany Ambondrombe?
Mbola kely tamin'izany dia misy mpitantara Latimera Rangers angamba no anaran'ilay rangahy io.Mitantara ny tany Ambondrombe foana izy,milaza fa maheno feo karazany maro,misy milaza anefa fa feo namboa... tohiny
novalian'i ainarama ny 10/04/2012 09:09
niryna ( 01/02/2008 06:24)
Raha tsy te hiteny gasy ve ilay zaza dia avela amin'izao ??
Teraka tany dago ilay ankizy,toa manahirana azy ilay teny gasy na dia miresaka teny gasy daholo aza ny olona,mbola kely koa moa ilay zaza fa vahiny daholo no manodidina azy dia miteny teny vahiny no t... tohiny
niryna ( 01/02/2008 06:20)
Te ho lava andro hihainana,iza no tsy ho tia an'izany?
Inona no toro-hevitra omenao ny olona raha te ho lava andro hihainana izy? 1- Mihinana sakafo in-dimy tsikelikely fa tsy sakafo mazefatra sarotra levonina 2-Mihomehy foana,na dia indray mandeha isan... tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 06:12
niryna ( 01/02/2008 05:56)
Misy faritra tsy fomba ny manao kabone,.eny @ranomasina no.
Efa naheno ve hianareo fa misy foko izay mipetraka any Toliary dia tsy manana kabone hono ny foko sasany? Iza no hitahiry maloto hoy ry zareo,taty aoriana tsy manaiky ny fanjakana fa tsy maintsy man... tohiny
novalian'i niryna ny 03/02/2008 06:41
niryna ( 30/01/2008 19:20)
Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !
Ny teny izay nampianarina eto dia voasoratra ao anaty baiboly avokoa,tambazako izay mahita soratra miteny hoe[b] " ny afo fandiovana dia izao..."[/b] Tsy sanatria aho miantsy ady a,fa mba tiako ho vo... tohiny
novalian'i herinoels ny 30/08/2016 18:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.043