Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna , par ordre de date
niryna ( 07/04/2008 16:24)
Fahatezerana ao anaty ve ilay mikasika tanana olona sa ?
Indraindray dia mahatonga saina ny mijery ny olona mitondra telecel eny amin'ny arabe ka tezitra mafy mivazavaza.hila ho tapaka ny lalandrany Efa nahita an'ireny olona ireny ve hianao" Inona tokoa n... suite
répondu par niryna le 10/04/2008 13:38
niryna ( 07/04/2008 16:12)
Rehefa misy fahoriana dia mifamela
Mba mahalasa ny saiko ity,toa miady misy levona ,mifampiteny mihitsy aza ny olona indraindray hoe tsy hifandevo-maty rehefa tena samy tofoka ny ataon'ny mpiray tampo aminy ny sasany.Matetika tsy ilay ... suite
répondu par niryna le 11/04/2008 16:37
niryna ( 07/04/2008 16:07)
Ny fanasana lamba @ fahoriana rehefa misy maty??
Manao ahoana daholo e .mba misy mahalala ny antony mahatonga ny olona manasa lamba ve rehefa misy maty? Ny foko rehetra aty amintsika ve manao an'io daholo sa ny sasany ihany.Maninona no entina any am... suite
répondu par niryna le 14/08/2008 04:36
niryna ( 05/04/2008 07:27)
Ampanalaviro azy ny alehanao, aza manakaiky ny varavarany
3 Fa ny molotry ny vehivavy jejo [Heb. vehivavy tsy vadiny.] dia mitete toy ny tantely avy amin'ny tohotra, Ary ny vavany dia malama noho ny diloilo; 4 [b]Nefa ny farany mangidy tahaka ny hazo mah... suite
répondu par niryna le 14/04/2008 01:26
niryna ( 02/04/2008 16:00)
Ahoana no ahalalanao fa avy amin'Atra ilay olona mitory?
[b]Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra hianao, fa izay an'ny olona. Marka 8:33[/b] Manin... suite
répondu par niryna le 22/04/2008 15:31
niryna ( 31/03/2008 17:29)
Tafika masina :nandresy lahatra ny tsy mpino sy ......
Ity misy tantara mbola mitranga hatramin'izao,tsy ao amintsika ihany fa manerana an'izao tontolo izao,misy ny olona izay lasa mino an'i kristy ary misy na torina aza dia vao maika manamafy ny fony iza... suite
répondu par niryna le 22/04/2008 15:43
niryna ( 29/03/2008 17:10)
Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.
Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.[b]Salamo 119:105[/b]. Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.[b]Gen 1:1[/b] Misy fiandohany daholo ny zavatra rehetra-n... suite
répondu par niryna le 14/04/2008 03:43
niryna ( 27/03/2008 18:01)
Teny fampaherezana:Davida sy Goliata.
Raha namaky ny soratra masina aho dia nahita ny tantaran'i Davida sy Goliata. Goliata ... ..[b]Ary nony nijerijery an'i Davida ilay Filistina ka nahita azy, dia nianjonanjona taminy, fa tanora izy sa... suite
répondu par niryna le 05/04/2008 04:38
niryna ( 24/03/2008 17:39)
Ary inona no soa ho azonay, raha mivavaka aminy?
Nahoana no velona ny ratsy fanahy Ka sady tratrantitra no be hery? Ny zanany koa mitomoetra tsara eo anatrehany, Ary ny zafiny eo anoloany. Ny ankohonany miadana ka tsy manan-tahotra, Ary ny t... suite
répondu par niryna le 22/04/2008 17:03
niryna ( 24/03/2008 06:28)
Ny fankahalana:may ny trano,naratra ny zaza tsy manantsiny.
Tratry ny fetin'ny paka avokoa isika rehetra !:-*:-* Nisy olona mivady nalefa nanompo an'Atra tany Israely.Vokatry fankahalana misy anefa dia misy mandefa taratasy fampitahorana foana izy mivady. ... suite
répondu par ikaretsaka le 25/03/2008 16:54
niryna ( 23/03/2008 14:21)
zavatra mahazo ny sasany:mampietry,manalabaraka
Misy teny raha adika ilay izy dia hoe "Humiliation" na zavatra mampietry tena na mety manalabaraka ka ny fianarana na ny ezaka atao mba hampietry tena dia mitaky finiavantena lehibe ,fanarahana lalana... suite
répondu par niryna le 26/03/2008 17:24
niryna ( 21/03/2008 18:28)
Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?
Raha tempolin'Atra ny tenantsika dia tsy azo simbana izany na amin'ny inona na amin'ny inona.Raha mifoka sigara tsy mitsahatra ny olona dia mety hiantefa amin'ny aretina toy ny cancer izany,raha mifok... suite
répondu par niryna le 08/04/2008 17:24
niryna ( 20/03/2008 05:53)
Na dia manahy aza isika dia tsy misy mahay manampy ny andro
Hiaraha mahalala fa be fanahiana ity fiainana ity,kanefa ny tenin'Atra dia manambara fa tsy tokony hanahy isika satria tsy misy mahay manampy ny andro na dia iray akory aza isika. Ny fahalalako an'iz... suite
répondu par niryna le 10/04/2008 14:51
niryna ( 19/03/2008 17:54)
Manimanina ny any aminay izaho e,
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Asa hianareo raha mba mitovy ny ankizy maromaro aty fa ny andro Paska dia andro iray ahalahelovana ny fianakavina sy ny namana aman-tsakaiza any amin'ny tana... suite
répondu par ainaheri le 03/04/2008 14:29
niryna ( 17/03/2008 04:56)
Ny vola ? Voa roa toy ny dakam-boriky
Hiaraha mahalala fa ny fiainana rehetra dia mila an-dravola avokoa,io no tadivintsika,hiasantsika andro aman'alina ary ny tsy fanana an'io koa dia miteraka ilay toetra hivadika ka ahatonga hanao ratsy... suite
répondu par niryna le 10/04/2008 14:40
niryna ( 15/03/2008 11:40)
Teny farany teo ambon'ny hazofijaliana
Mety ho azontsika an-tsaina ve ny fangirifirina nahazo ilay Mpanavotra ho afaka amin'ny fahotana ary Mpamonjy antsika teo ambony hazofijaliana mba ho ahazo ny fanjakan'ny lanitra raha mino Azy? Tsy... suite
répondu par Rasiligaoma le 29/03/2008 07:42
niryna ( 12/03/2008 03:13)
Ny tena namana
On peux être meilleur(e)s ami(e)s un an, [img]http://allpoetry.com/images/ext/Item/1598/115.jpg[/img] Très bonn(e)s ami(e)s l'année suivante, Ne pas se parler souvent l'année d'après , ... suite
répondu par niryna le 18/05/2008 20:29
niryna ( 10/03/2008 12:01)
Katesizy?Inona izany? Fan.. sy Valiny... ho antsika rehetra.
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika tsirairay avy hatrany.Ny fiadanana ,ny fitiavana ary ny famonjena no hirotsaka ao amintsika isan'andro isan'andro. Amena Fisaora hatrany no atolotro ho ant... suite
répondu par Rasiligaoma le 18/03/2008 05:35
niryna ( 08/03/2008 23:14)
Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
[img]http://onemansblog.com/wp-content/uploads/2007/09/funny_bike.jpg[/img] Mety mihoatra an'izao entana izay aza ny entana entintsika ao amin'ny fiainana isan'andro ,fijaliana,fahoriana,faharerah... suite
répondu par niryna le 18/03/2008 12:05
niryna ( 06/03/2008 18:30)
Izany ve dia mba tiako ?
Tsy mahazo vola intsony ireo polisy mijery ny mpitondra fiara tsy manara-dalana.Tsy maintsy mahatratra efa-polo isan'andro ny olona enjehiny amin'ny tsy fanarahana ny lalana vao miakatra ny giradiny.... suite
répondu par niryna le 11/03/2008 02:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.5006