Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
09/07/2008 02:21)
Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy
SAMBAVA. Manana fahaizana tokoa ny zanak’olombelona. Ny indro kely anefa, ampiasaina amin’ny zavatra ratsy izany matetika.
Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy
Voasambotry...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 03/08/2008 10:45
niryna
(
07/07/2008 12:35)
Vonona mandrakariva hamaly ny fanantenana ao anatinareo
[b]
15 Fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa ami...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/07/2008 04:37
niryna
(
07/07/2008 11:30)
Ngorongosy,inona izany?
Ny zaza teraka aty ivelany dia toa mavomavo izany matetika ka dia voatery tazomin'ny hopitaly andro vitsivitsy vao alefany mody.
Ngorongosy ve no ilazana an'io ? dia ny olon-dehibe koa ve mety ho v...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:16
niryna
(
02/07/2008 01:00)
sudoku
Ity misy kilalao mampiasa saina sudoku no anarany.
Isaky ny boaty iray dia misy isa 1 ka hatrany amin'ny 9 .Misy boaty 9 io ary tsy miverina ny isa fa na miakatra na midina dia azo asiana ireo isa 1-...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2008 19:17
niryna
(
01/07/2008 18:50)
He izany fahazavana tao anatin'ny aizina !
Natory aho dia maizina avokoa izay jereko satria alina ny andro.Tsy fantatro hoe amin'ny firy izao.Ny tara-pahazavana no itako ka dia notapenako ny masoko ary dia navelako teo ny tanako hanako ilay ha...
tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2008 12:59
niryna
(
01/07/2008 01:44)
Ny gasy.....fa ny vazaha angaha tsy mba mitovy amintsika?
Asa hianareo raha mba mahadinika fa misy olona miteny foana hoe "ny gasy" ,
Ohatra hoe minomino foana no ataoko ohatra an !
Dia tsy maintsy misy olona miteny foana hoe isika gasy ...toa sibatra foa...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/07/2008 11:20
niryna
(
27/06/2008 03:26)
Ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro;
1 Izaho Nebokadnezara niadana tao an-tranoko ary faly finaritra* tao an-dapako.[Ar. maitso]
2 Nanonofy zavatra nahatahotra aho ka nieritreritra teo am-pandriako, ary ny fahitan'ny lohako dia nahara...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2008 20:41
niryna
(
26/06/2008 22:11)
Lasa maikaza daholo ny rano sotroina?
Mba mahalasa saina ahy ny torohevitra mikasika ny fahasalamana ,tsy maintsy misotro rano in-8 ny kopy hono isika ao anatin' 1 andro.
Dia avy eo indray lasa nisy niteny hoe be loatra izany.
Ny fisotr...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 01:03
niryna
(
26/06/2008 22:03)
Teo ka ..teo ka... niasa tanimboly mandra-maraina
Nisy olona mpivady izay teo amboninay fahiny.Tsy mba mividy zavatra izy na iray aza kanefa dia manana ny ilaina.Nivarotra moa ny zokinay ary dia niha-ritra ny entanay. Izy koa moa tsy nipetraka tao ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 16:35
niryna
(
24/06/2008 04:59)
Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
Nisy rangahy lehiben'ny toeram-piasana izany nangataka ny ametra-pialana.
Rehefa nanontanian'ireo mpiara-miasa aminy izy ny antony hialany dia niteny izy fa marary ny vadiny ary tsy mahafantatra azy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2008 19:45
niryna
(
20/06/2008 04:28)
Bibiolona
Efa naheno tantara ve hianareo fahiny hoe "bibiolona"?
Fahiny tany ambanivohitra rehefa alina be iny ny andro ,tsy misy jiro sy tsy mba sahy mijery moa izahay fa dia maheno zavatra mandehandeha eraky...
tohiny
novalian'i O.C.A ny 11/03/2015 10:45
niryna
(
19/06/2008 14:46)
Mino aho dia nanao asa,niasa aho satria nino.
[b] 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao[/b]: nomeny ny Zanani-lahy Tokana,[b] mba tsy ho very izay rehetra mino Azy[/b],[u] fa hanana fiainana mandrakizay.[/u]:arrow: izay[b] mi...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 03:36
niryna
(
18/06/2008 17:49)
Ny mpamafy
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MARKA&toko=4&andininy=4-10&dika=
Inona no hevitra tian'i kristy ampitaina amintsika ?
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 03:47
niryna
(
18/06/2008 17:22)
Safotra rehefa alaina ra
Efa nahita olona matahotra alaina ra ve hianareo na raha vao mahita ra dia torana.
Mety hoe nisy zavatra nahazo azy ve tany aloha tany ohatra sa phobia koa io.
Iza no efa nahita experience tamin'iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/06/2008 16:28
niryna
(
17/06/2008 18:02)
Inona izany ? D..D...D...Daholo no hiantsona azy?
Misy maro no mety mino azy ary ny tsy mpino koa dia misy maro.Tsy mba mipetraka ao anaty mazava izy fa ao anaty maizina ary ny mazava dia mamirapiratra ao aminy saingy ny maizina tsy nety nandray Azy(...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/07/2008 12:13
niryna
(
16/06/2008 17:59)
Hira misy lyrics izay te hihaino sy hirahira
http://www.dailymotion.com/relevance/search/open%2Bthe%2Beyes%2Bof%2Bmy%2Bheart%2Blord/video/x5apj4_open-the-eyes-of-my-heart-lord_music
mazoto mihira e
niryna ...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/07/2008 16:39
niryna
(
13/06/2008 18:21)
Aoka kely aloha hoy ilay akoho saika hovonoiko
Asa hianareo raha efa namono akoho fa izaho dia tena tsy maha latsa-dra akoho izany.Tadidiko ny mamanay foana no mamono ny akoho fa ny tena no miaraka mamoly ny volony.Dia mivavaka kely izy.Raha mba m...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2008 17:13
niryna
(
13/06/2008 16:28)
Tadidiko izany fahiny e,ary hianao koa ve mbola misy kely ??
Inona no fahadalana nataonao fahiny? Ary tany an-tsekoly ahoana?
Izaho tena tia ranon'orana ka rehefa avy ny orana dia manala kapa aho ary mandehandeha manitatra dia milalao ranon'orana eny amin'ny r...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/07/2008 19:32
niryna
(
13/06/2008 06:27)
Voaloboka: Ny sampany izay tsy mamoa dia esorina
Raha mamboly voaloboka izao isika ,na zavatra hafa na voatabia dia tapahina ny sampana izay malazo,maty,tsy mamoa fa manimba ilay vokatra.Inona no antony?
Ny tenin'Atra dia manambara amintsika fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:39
niryna
(
11/06/2008 15:51)
Ny ahafaty an-draiko no tadiaviko.Inona tsara hoe ?
Miarahaba ny ray rehetra aho ary enga anie ireo ray izay tsy mba nandray anjara tamin'ny fiainan'ny ankizy mba hitodi-doha hanampy azy ireo,mijaly ny ankizy tena mitarika fanimban-tsaina amin'ny fiai...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/06/2008 17:41
