Liste des messages
Liste des messages, inserés par niryna , par ordre de date
niryna
(
12/11/2008 17:50)
Samy malagasy miara miasa na mpampiasa indray ary e
Mety misy efa niaraka niasa ny samy malagasy ve hianareo ? dia ahoana tokoa ny fifandraisana ? ary ireo malagasy mampiasa indray ?
Inona no efa itanareo na niainanareo taty raha samy malagasy no mia...
suite
répondu par niryna le 14/11/2008 11:18
niryna
(
12/11/2008 04:45)
Azo ampiharina aty ivelany ve ny fitaizana tany amintsika ?
Asa aloha fa raha ny fitaizana nataon'ny RaR antsika dia toa misy tsy azo ampiharina aty ivelany e .Izaho aloha tsy mba nahatsiaro hoe voakapoka izany e,kanefa aho rehefa nitaiza rehefa maditra ny zan...
suite
répondu par niryna le 18/11/2008 16:16
niryna
(
10/11/2008 02:29)
Hianao koa ve mba mitovy hevitra amiko e ?
Tamin'izaho tonga voalohany dia malahelo ery rehefa misy sakafo tsy lany izany ka ariana,.Dia tonga daholo ireo sentiment kely hoe raha mba any dago izao mba mihinana ny havana .
Dia avadika vola gas...
suite
répondu par niryna le 14/11/2008 19:34
niryna
(
07/11/2008 19:56)
Famantarana fa hoe fanahin' Atra tokoa no miaraka @tsika?
Ahoana tokoa no ahalalana fa fanahin'Atra no miaraka amintsika ?
Io no fanontaniana marobe mipetraka .
Ahoana no ahalalana an'izany tokoa hoe fanahin'Atra ity miaraka amiko ity ,mahanfantatra ve i...
suite
répondu par ikaretsaka le 09/12/2008 06:22
niryna
(
07/11/2008 19:39)
Inona no tsy nahatamana anao taty ?
Tamin'izao vao tonga taty dia mahafinaritra avokoa izay jerena,vao eny ambonin'ny fiara-manidina hianao dia toa maintso mavana avokoa izay jerena ,ilay sambokelin'ireo mpanankarena dia toa afokasika ...
suite
répondu par kotobekibo le 17/12/2008 20:42
niryna
(
07/11/2008 12:11)
Madagascar.Efa nahavitana cartoon !
Tsy dia maro ny firenena mahalala ny hoe Madagascar izany fa hatramin'izay nanaovana film roa izay" MADAGASCAR "SY "MADAGASCAR :ESCAPE 2 AFRIKA " ia nanomboka fantatry ny olona ny toerana misy antsik...
suite
répondu par niryna le 14/11/2008 19:40
niryna
(
07/11/2008 11:42)
Mba mahafinaritra ahy ny mijery azy ireo an !
Asa hianareo raha mba mitovy eritreritra ahy koa fa mba mafinaritra ahy ry ireto ny mijery ireny mpivady antitra miaraka mizotra ,miaraka mandeha tongotra ireny an.
Misy mpivady efa antitra be izay ...
suite
répondu par tsiafoi1 le 27/11/2008 07:44
niryna
(
07/11/2008 11:25)
Ireo zaza mitratrevatreva ! Aretina hono izy io !
Asa hianao na efa nahita ireny ankizy mitratrevatreva ireny ,indrindra izy raha mahita film amin'ny TV ,ataony daholo izay itany.Misy aretina ilay zaza ary misy omena fanafody fanalefahana azy tsy ...
suite
répondu par arialy le 19/02/2009 19:18
niryna
(
07/11/2008 11:17)
Aretina Alzhmer .Ahoana no ahalalana azy ?
Raha manadino ny nametrahana ny la cle na anaran'olona na be fitadidiana dia toa mandeha ho azy ary efa mpandalo ny olona sasany izany.Tsy aretina akory io ,fa indraindray aza ny tena efa lasa lavitra...
suite
niryna
(
03/11/2008 14:29)
Fanaovana volamena?vilany,vazy,biriky tany ?
Ahoana no fomba fandrafesana volamena ? Ahoana no fomba fanaovana vilany tany na vazy vita amin'ny tany na porcelaine na ny fanaovana birika ?
Ny volamena ohatra no ataoko ohatra
Arakaraky ny ...
suite
répondu par niryna le 10/11/2008 02:41
niryna
(
03/11/2008 12:50)
Manimba ny ati-doha indrindra ny ankizy.Mitombona ve izany ?
Mety efa naheno isika fa ny fampiasana ny cellphone na telecel dia mety manimba ny ati-doha(brain) ary mety miteraka brain tumor na brain cancer .
Ny ankizy mampiasa an'io hoy ny dokotera dia avo ...
suite
répondu par niryna le 07/11/2008 10:45
niryna
(
03/11/2008 12:08)
Tsy afaka manova toetran'olona isika ? Marina ve izany ?
Hoy ilay sari-mihetsika iray izay hoe .Ny vadiko no lohan'ny tokan-trano,omeko azy daholo izany fahefana izany.Izaho kosa no tenda ka izaho no manodina ilay loha havia na havanana dia ahodiko moramora...
suite
répondu par haritianah le 14/11/2008 10:38
niryna
(
03/11/2008 11:51)
Inona no mba nahavariana anao taty ?
Ho an'ireo rehetra mipetra any ivelany.Inona no zavatra nahavariana anao voalohany raha sendra nitotona teo amin'ny tanana hianao na niaina tsikelikely teo amin'ilay tanana ?
niryna ...
suite
répondu par haritianah le 13/11/2008 11:15
niryna
(
30/10/2008 13:11)
Fa tsy menatra ny filzantsara aho
Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa.[b] Romana 1:16[/b]
Andriamanitra dia manome faha...
suite
répondu par niryna le 22/11/2008 02:05
niryna
(
28/10/2008 17:40)
Voaavotra ireo ankizy tsy ara-pianarana ihany fa finoana koa
Maro ny toerana izay ny reny ihany no mitaiza ny ankizy.Raha ny toerana iray resahiko ity dia 75% ny ankizy no tsy manan-dray dia ahitana ditran'ankizy maro tokoa izany toerana izany sy ny fahantrana ...
suite
répondu par ikaretsaka le 18/11/2008 20:31
niryna
(
23/10/2008 17:40)
Sady sambatra no tsy ho menatra : ahoana izany ?
[i]14[b]Sambatra hianareo, raha haratsiana noho ny anaran'i Kristy[/b]; fa ny Fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mipetraka ao aminareo.
15 Fa aoka tsy hisy eo aminareo hijaly sat...
suite
répondu par prime le 18/11/2008 12:46
niryna
(
18/10/2008 01:41)
Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ?
Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ? Tsia no valiny .
Afaka mizaka ny fahamarinana ve isika ? Inona moa ilay fahamarinana ? izay zavatra marina rehetra !
Indraindray dia manontany tena isika...
suite
répondu par ikaretsaka le 23/10/2008 17:38
niryna
(
17/10/2008 04:52)
Toy ny zaza nampiantaina ..nomeny azy izay notadiaviny
[color=blue]Dia nihinana izy ireo ka voky tsara, ary izay nilainy dia nomeny azy.
30 Nefa tsy niala tamin'ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;[/color]
[color=red]
31 Dia nireh...
suite
répondu par niryna le 18/10/2008 01:04
niryna
(
14/10/2008 04:41)
Joba:Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy @ Atra?
Mahavariana ny tantaran'i Joba raha efa namaky an'io tantara io hianao.Izy dia olona marina sy mahitsy ,olona natahotra an'Atra ka nifady ny ratsy.
Olona nanankarem-be ary nanan-janaka folo (fito lah...
suite
répondu par vivisexy le 01/11/2008 18:39
niryna
(
11/10/2008 03:42)
Inona no antony hideranao an'Atra ?
Samy nomen'Atra fahasoavana avokoa isika rehetra .Mety tsy ho tsaroana angamba indraindray ary mety hoe ny fahaizako no nahatonga ahy toa izao .Ny heriko sy ny tenako ihany no nahatonga ahy toa izao.F...
suite
répondu par niryna le 18/10/2008 00:08
